REGARDER VIDEO 16 mars Prise de palais d'Ambohitsirohitra

1. vatofototra ( 16/03/2010 10:19)
REGARDER VIDEO Journal Rumeur ou intox - Report sanction UA 15 mars 2010

- Les medias du voie de son maître ont annoncé le report d'un mois de l'application des sanctions ciblées à l'encontre des dirigeant de la HAT, les mouvances n'ont pas confirmé.


Voir également Rétrospective Coup d'Etat à Madagascar 16 mars 2009
- Prise de palais d'Ambohitsirohitra par le CAPSAT
- Pierrot Rajaonarivelo sur France 24

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i diloo ny 17/03/2010 00:02
2. wxxx ( 16/03/2010 14:29)
Na hiondin-kavia na hiodin-kavanana tsy ho afa-maina mihitsy ny Hat
question du temps fotsiny sisa io
3. Mirananirina ( 16/03/2010 15:26)
Na hiondin-kavia na hiodin-kavanana tsy ho afa-maina mihitsy ny Hat
question du temps fotsiny sisa io
=D> =D>
4. milamm ( 16/03/2010 20:00)
o ry terysaina,rapa sy bazy ,aiza doly lisany ka io efa hitany rehetra io zany oe tsy ny GP avy any @ Atoa Ravalomanana no namaky trano hiditra ny toeram-piasana fa ny element capsat nisambotra azy reo taorina'io fanafihana io ka nisolo toerana nitiftra t@ iny 17 marsa 2009 sy nandroak ireo faty t@ camions avy eo .De inona indray no mbola fiarovan-tenany vitaly eto oe auto-putchist i Ravalomanana tsss
1.ho sokina nananibato i lavanify ka ho tapidalan-kaleha
2.ho mpijoko voajoko satria nandrora mitsilany
3.ny fianjerany eo de tambiny ilay fivarotana tanindrazana,sarotra ho an'i sarko zay manameloka iny fanonganampanjakana iny no hamoha varavarana an'i lavanify tonga soa hialokaloka any frantsa,fiampangana tena mivantana azyzany ara diplaomasia(mivoraka zao ny loha poakatiny lavanify nandray ilay seky £50 millions,tsy azo averina tsony ny tantara satria efa hifarana) :lol:
5. milamm ( 16/03/2010 21:23)
de isaorana koa i vatofototra reny vaovao porofo an-tsary ireny,avy @ 1 @ reo miaramila izy ireo mbola ho betsaka ny te ho vedety hilaza ny hanotaniana satria leo an'i lavanify fainampirenena mandry andriran'antsy ,miharihary toy ny kary an'efitra izao ny fat ,miha-boridana eo imasony reo nofitahiny sy nampanantenainy demokrasia
6. fijo ( 16/03/2010 21:24)
kyyyy maty indray zandry kely le
7. diloo ( 17/03/2010 00:02)
Vatofototra :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486