hon hon hon hon tonga tsy ho ela ity fety

1. feticon ( 14/03/2010 21:50)
hoavy ity ny 17mars,hanao fety be izany ny fat satria hoavy ny GIC hizara cadeaux noho izao tsingerin taona nahateran'ny fat(y) izao,

:lol: :lol: :lol:
novalian'i fijo ny 15/03/2010 22:50
2. pikatti ( 14/03/2010 21:58)
Hanapoaka champagne à gogo hono leisy rawix @ io, :lol:
3. Toumba ( 14/03/2010 22:05)
ny tena mapihomehy dia hoe hanao gouvernement d'ouverture alohan'io daty io
donc ho voaroaka indray izany le mba mpiara mitolona an'i tgv tafiditra tao @ io gouvernemet io ho soloina membre ny 3 mouvance nefa a la fin du compte tsy hisy reconnaissance.Mitombo ihany ny ho fahavalony =)) =)) =))
4. diloo ( 14/03/2010 22:07)
Toa hanao fifidianana i rabelety amin'ny 20 mars izao =)).
Kozy notsindriny tamin'ny 2009.
Appointment izany ny 16 mars :-P :D :-P :-P
5. Toumba ( 14/03/2010 22:14)
koboko amin'izay ialahy diloo an,bon akama ihany ialahy ka
ka efa impiry moa lesy izay hoe election izay no heno,t@ vao nahazo ny fitondrana ireo dia efa nilaza ny hanao election ny fin decembre dia tsy neken'ny UE
dia avy hoe 20mars, tsy mety raha periode hafa toy ny fahavaratra fa be orana
(f'angaha moa le mois de decembre hiver) :-D :-D :-D
6. feticon ( 14/03/2010 22:18)
tsy mahagaga ireo, izay no maha foza orana azy,mivadibadika
le sioka tokana no halaza atsy ho atsy
efa tokony hiomana isika fa miandry kely sisa http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
7. pikatti ( 14/03/2010 22:31)
koboko amin'izay ialahy diloo an,bon akama ihany ialahy ka

radiloo bandy milay io bainn , tena manana hazon-damosina , hotran'i milamm koa , tsy miavaona @ principany =D
Ary miha mafana anie leity iza zany bainn a,tena mila champagne ty rawix , a, aiza elah ry le fozalahy ty a :-D :-D :-D
8. terrysaina ( 14/03/2010 22:48)
ataovy gogo le champagne dia hoavy za e
9. andrywui2000 ( 14/03/2010 22:55)
ZAH KOUNKOU HANAO TIM! ZAH KONKOU! ZANY AN!ANY MOUKOOOO
AVELAO AHO RY RETO HIARAKA AMINAREO A :* :* :* :*
10. vitamatavy ( 14/03/2010 22:56)
[URL=http://ti1ca.com/te03k6rc-24612-1404850040226-1201636568-31188457-8143665-n-24612_1404850040226_1201636568_31188457_8143665_n.jpg.html][IMG]http://mk6.ti1ca.com/te03k6rc.jpg[/IMG][/URL]
HON HON HON izao ve sisa no niafarana e
11. katrikatry ( 14/03/2010 23:00)
Tsy misa tgvoudy zany rangahy ty ny an, tsy mila putchistes , daka voudy ny anelah , fa iza no miteny @ndrangahy fa izay tsy mirevy an'i kelifigontra dia tim???
Sa efa manonfy tim koa ny rafotsin-drangahy???
12. Toumba ( 14/03/2010 23:03)
efa nisy nandefa any @ GIC any koa hono ny anaran'i rawix ,izany no nahatonga an'i lery nesoriny tato daholo ny sariny :-D :-D :-D
13. katrikatry ( 14/03/2010 23:24)
"Nemany tsirihina fa tay lafo vidy "!!!, napoakan'ny Fetsy Be tany hona angaha rainitetaka :-D :-D :-D
14. diloo ( 15/03/2010 08:15)
Sali Rapa, mba mitafà moa ianao fa manjary manao unilateralisme tsy fidiny eto ny légalistes démocrates.Sa miandry ny reconnaissance ny CI rahampitso au cas où!
Tsy maninona anie na msy mandresy na tsia, na misy voasazy na tsia e.
Samy nateraka ny serasera seul site malagasy démocratique isika ary na dia tsy miombon-kevitra isika dia ny tsiky dia ampy no mamatotra antsika.
Koa dia miandry ny vao2nao.
Eto amin\'ity serasera ity: le peuple n\'est pas bâillonné par la hat et on n\'a pas besoin de l\'autorisation du préfet de Tana pour émettre notre besoin de manifester nos positions, nos points de vues.
De toutes les façons, la stratégie de bâillonner notre peuple, est un signe de faiblesse et réduit encore plus l\'espérance de la hat d\'obtenir la reconnaissance de la CI.
Voilà pourquoi cette erreur stratégique en se détournant du peuple et trahir leur confiance sur la place du 13 mai, renforce involontairement l\'appui du CI à la Mouvance Madagascar.
A partir de demain, l\'espoir pour libérer le peuple malgache emprisonné dans son propre pays par la HAT, comme en Birmanie et en Corée du Nord, est en cours.
Koa miandry ny hevitrao mikasika ny fanohananao ny fransafrika, ny HAT en perte de vitesse sans train, ary ny fanirianao ho ahatonga an\'i Gasikara ho département français.
Masina i Madagasikara ary tsarovy foana ireo sorona niady ho an\'ny fahafahantsika tamin\'ny 29 mars 1947 ary ireo sorona vokan\'ny stratégie-ndevoly nataon\'ny HAT nandritra ny 2009.
:idea: :?: :!: :wink: :twisted: :) :-* :*
15. fijo ( 15/03/2010 22:50)
misy petsa,misy petsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495