MAGRO
1. savonyvava
(
14/03/2010 21:46)
http://www.youtube.com/watch?v=xGzg8-E2b-0&feature=player_embedded#
répondu par savonyvava le 19/03/2010 17:12
2. Toumba
(
14/03/2010 21:57)
izany lesy ka hira(la main sur le coeur) ,hoavy le sioka tokana fa miandrasa kely e
le sioka tokana izay indray izao no code bientot
:evil: :evil: :evil:
le sioka tokana izay indray izao no code bientot
:evil: :evil: :evil:
4. terrywui
(
15/03/2010 19:22)
sssshhhh....! na hirediredy sy hikonetaka eto isan'andro aza laisany de ny RESY iany no anaranlaisany e! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
5. pikatti
(
15/03/2010 23:31)
Ny resy leity de ny tsy mampadroso ny fiainam-bahoaka a!!! zany ve leity tsy takatry ny ty sain'elah bainn a :roll: :roll:
6. savonyvava
(
19/03/2010 17:12)
mitohy hatrany ny Magro ka, tsisy hatahorana izay miaramila zaka-drivitra akory , firifiry izay no namoy ny ainy nanaohitra izany mpanjanaka izany koa isika Malagasy indray ve no samy hifanjanaka eto ,TSY RARINY
