IFIONA : inn ty hadalandry? notantarain'i Rapika tamiko daol

1. terrywui ( 14/03/2010 14:33)
Politisienn be anie io zavavy io sady mpanapetsa be ato iany kou e....!!
Tsy mino ny saiko alou e..tsy mety manaiky ny eritreritro ....!! fa sao de mba lainganlah kosa letsy le izy ra junior a ! ty le zy hin hin hin hon hon azafady oo.....

http://www.youtube.com/view_play_list?p=A163E7D7E816FAC2&playnext=1&playnext_from=PL&v=lEvKlYTy8Tk

- :* :* :* hono......!!!
novalian'i fijo ny 16/03/2010 21:52
2. terrywui ( 14/03/2010 14:35)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
3. terrywui ( 14/03/2010 14:36)
hatramin'izao ah tsy mety mino anlae kozy ....!!! ty hadalandry r'Ifiona !!! henoko daholo sady misy sary any ....!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. terrywui ( 14/03/2010 14:39)
mekara aty elah rapika fa aza miafinafina any ambany any a!!.. valio ty resaka ato ty alou ...! petsa elah androany fa nanaonao foana tam zanak'oul tany ...!! hon hon hon h :-D :-D :-D
5. pikatti ( 14/03/2010 14:41)
Kôzy ve
6. Bazilou ( 14/03/2010 14:45)
Mahery iny bandy iny wiwi fa elah sao mihevutra an,fantako anie lery e, niaraka t@ zandriko vavy koa ary lery :lol:
7. pikatti ( 14/03/2010 14:45)
Ahoana leisy levaly bazylou, tsiska sy elah tsy niady fa ny bavin'elah saropiaro trop :-D
8. terrywiui ( 14/03/2010 14:59)
Ny bavin'elah koa angaha less rabazy nendasin-drapika , ??? kiiii , ary lery fatsora lahy mihitsy an, tsy matiko lolo lery mandalondalo aty an-tarnoko aty io , sao ny vadiko no endesin'ny takà eto , kôbo hotran'ny mangatamaso taminy zany i zakilina , ilay madamko io, lasa ady be ny anay roa tato an-trano tato nony lasa nedala fa siora aho fa nifanomé num tao an-dakozio tao ry zareo reo, aokoa leisy rapika , iny sisa no aiko leisy a
9. pikatti ( 14/03/2010 15:02)
Oadray kleaza ,zah leisy tsy manodina vadin'ny akama zany rawix a, aza matahotra elah :lol:
10. ifiona ( 14/03/2010 17:51)
d aona hozy rapika t@ lah ra wix?
nolazainy hatr@ lé .... ve?

kiiii



:x :evil: :evil:
11. ndotofetsy ( 14/03/2010 18:31)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. pikajunior ( 14/03/2010 21:28)
ifiona tsongoy @ izay ary ahy e :P :P :P
13. kathia87 ( 14/03/2010 21:37)
Misy dia miteniteny foana, resa-behivavy manoatra ty :roll:
14. pikatti ( 14/03/2010 21:55)
Petsa elah rawux :-D :-D :-D

mbola mahavoa nohon'ny Tatamon'elah io bainn :-D :-D :-D
15. ifiona ( 15/03/2010 00:04)
pikajunior:

ifiona tsongoy @ izay ary ahy e :P :P :P


aviaaa aty @ tata ifiona tsongoina! moumouta kely masosotsa kely mitsssss


:roll: :roll: :roll: :-D :-D :-P
16. terrywui ( 15/03/2010 19:15)
vao manongotsongo andrapika eo ndry r'ifiona de bazzoka be no miainga any ! leiny angah misy pitié amindry zany !!!....
yéééé..notantarainy anah daholo le izy r'ifiona a!! hatramle resaka oe manongo be hono ifiona rehefa tondraka ny rano!! asa inona ny dikanzany fa zay mitsy no filazandrapika azy !! de angamba mety zay io mahatonga an'ifiona tia manongotsongo io!! tanana efa zatra nitsotra !!

ny remarque nlah ozy lery tamiko de tsy nahafoha maraina noho ny harerahana zahay!!!! defa tamn 11h atoandro vao namaly dinika teto amn serasera . :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. ifiona ( 15/03/2010 19:48)
marenina enao ra wix fa mankarary sofina :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:

:-D :-D
18. pikatti ( 15/03/2010 23:55)
marenina enao ra wix fa mankarary sofina

petsa tsara ekah zay :-D :-D :-D aratsian'elah daholo mantsy ny tsy mitovy hevitra @lah , zany efa fomba ratsy nareo tgv tony ihany,alazako @ tatamo elah raha mbola be loha eo ihany :lol:
Aza kotabain'elah leity ny baviko a!!! sa elah manisy ny bavin'elah koa :-D :-D
Antsoiko eo Rams ampinana anelah :twisted: :@
19. Mirananirina ( 16/03/2010 15:25)
yéééé..notantarainy anah daholo le izy r'ifiona a!! hatramle resaka oe manongo be hono ifiona rehefa tondraka ny rano!! asa inona ny dikanzany fa zay mitsy no filazandrapika azy !! de angamba mety zay io mahatonga an'ifiona tia manongotsongo io!! tanana efa zatra nitsotra
marenina enao ra wix fa mankarary sofina
raha izany aho izany no nanaiky hihaona tamin'i Terrywui...tsy loza ny fanalana baraka ahy teto :) mdr
20. fijo ( 16/03/2010 21:52)
hay ny resabehivavy resaka adala fotsiny????hihihih

voalaza tery ambony:" 12. Mpandefa : kathia87 [ Valio ] 14-03-2010 22:37:58
Lohateny : Re : IFIONA : inn ty hadalandry? notantarain'i Rapika tamiko daol
Misy dia miteniteny foana, resa-behivavy manoatra ty "
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525