REGARDER VIDEO Journal 10 tentes pour 200 000 sans abris

1. vatofototra ( 13/03/2010 08:13)
REGARDER VIDEO Journal 10 tentes pour 200 000 sans abris - Mananjary, Ambatondrazaka sous l'eau 12 mars 2010

- La dépression Hubert fait des ravages dans l'Est de Madagascar
1/3 de Manajary sous l'eau, pas d'électricité, pas de communication, pas de carburant, des centaines de maison
détruite
- 5 tonnes de riz et 10 tentes pour 200 000 sans abris, 25 000 victimes et une dizaine de mort : pourquoi ne pas les préter les 1000 conteneurs destinés aux bois de rose, et les militaires qui revendiquent leurs parts du magot

Voir également Rétrospective Coup d'Etat à Madagascar 12 mars 2009

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i diloo ny 14/03/2010 21:54
2. terrysaina ( 13/03/2010 08:27)
tsara le vaovaovao avoakan''ingahy fa maninona raha mba raha mba ingahy mihitsy no manao reportage dia ho jerena eto
3. terrywui ( 13/03/2010 09:23)
kiiii....
terrysaina dadanlah :evil: :evil:
4. terrywiui ( 13/03/2010 09:58)
Izay angamba no fampatsiahivana avy @ Andriamanitra fa tsy mandeha @ laoniçny ny fitondrana sampy 8O
5. pikatti ( 13/03/2010 09:58)
Voir également Rétrospective Coup d'Etat à Madagascar 12 mars 2009

Milay e, afaka manao vavolombelona tsara , sady tena ilaina hanaovana ny listr'ireo voarohirohy t@ io fanonganam-panjakana io
6. terrywui ( 13/03/2010 10:14)
Ny hakamoan'ny vatofototra ve no hiandrasana azy hanao reportages anazy manokana eo e! io vaovao n'oul ao amin TVPlus io sokirinlery isk'alina ao de alefany maraina , sokiriny alina de alefany maraina :evil: :evil: :evil: nemportekoà :evil: :evil: de le andefasany azy tsy tonga de aty amin SITE fa mbola ampandaloviny kely ao amin BLOGINY alou! de tsy maintsy any zany enao no mijery anle jereo eto de kobo ao amzay ravatofototra de mandeha tsara ny zaferany !! :-D :-D :-D :-D :-D
7. pikatti ( 13/03/2010 10:21)
tsy maintsy any zany enao no mijery anle jereo eto de kobo ao amzay ravatofototra de mandeha tsara ny zaferany !!
:-D :-D
ka azon'elah klikena koa anie le avokany de tonga de lasa direct any ] youtube elah e, maninona raha mba asian'elah koa ny blogn'elah e, izahay mba tena ahita anelah miteny @le glita kely mandaderoka iny :-D :-D :-D
8. terrywui ( 13/03/2010 10:23)
izahay mba tena ahita anelah miteny @le glita kely mandaderoka iny
=)) =)) =)) =)) =)) ampianarina ve elah e?? tsy akako ekolazy elah fa tonga de bojy ! ze tinlah na clavier na glita na batterie ! :-D :-D :-D :-D
9. pikatti ( 13/03/2010 10:30)
Kilalaoko leisy io bainn a, reny zah miantso anlisany reny anie leity mampanao casting e, ka raha te ho halaza elah de ho karakaiko , fa tsy hiran'elah à 2balles youtube ty aloha tsy lasa e, ahoana hanao graine de star ve elah sa hijanona mpangaropaosy e :-D :-D :-D
10. terrysaina ( 13/03/2010 10:33)
za aloha ry vatofototra tena tezitra be @ ingahy mihitsy e,efa niantso ny responsable ny TV plus aho fa dia ahamay ingahy,soa hadinon'ingahy fa ny fanjakana anie dia efa anay jiaby e
hon hon hon hon
11. terrywui ( 13/03/2010 10:51)
ahoana hanao graine de star ve elah sa hijanona mpangaropaosy e
:-D :-D :-D :-D aleo letsy ah hanafay anlaisany manao fijerina soavaly miondana hadontoana eto foana a hon hon hon :-D :-D :-D
12. diloo ( 14/03/2010 21:54)
Kii
- 5 tonnes de riz et 10 tentes pour 200 000 sans abris

Dia tafiditra ao anatin'ny tentes folo fotsiny ve ny 200 000 sans abris.Ntss
Sans commentaires. :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1218