iangavina koa i nirylesobika tsy hiditra ato
1. bazylou
(
12/03/2010 17:15)
amin'ny serasera azafady fa mandoto rivotra fotsiny. fa angaha rehefa tsy mandeha ny sitenareo adia aty no manala vokona e, beuuurrrk :-P :-P :-P
novalian'i katrikatry ny 14/03/2010 23:20
2. bazylou
(
12/03/2010 17:18)
aoka ts hifapidera taimby ry nirimaniry fa mijanona any aminao any dia aleo ny anay aty ho anay , :-D :-D :-D :-D
5. milamm
(
13/03/2010 00:48)
bazy>aza mba andevony frantsay otranla ihny les =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) cheeky fucker =)) =)) =)) ra tsy takatry ny mokonla de enaro fa vendrapr ela leuleu(faly mankahala an'Ravalomamanana fa nga ela efa nahvita ny vitany tao @ tanana ???????)vendrapr ela fa b vava tsy velona ra tsy ao frantsa =)) =)) pondry doro,mazava!!!!!!
misy eo @ 2 millions eo zao ny Malagasy miaina aty ivelany otranla(mitovy @ teratany estonians),betsaka @ reo no maranitsaina lavitra noho ela fa aza mipoerapoera :-@ sao anenenana peace out...
misy eo @ 2 millions eo zao ny Malagasy miaina aty ivelany otranla(mitovy @ teratany estonians),betsaka @ reo no maranitsaina lavitra noho ela fa aza mipoerapoera :-@ sao anenenana peace out...
6. terrywui
(
13/03/2010 10:19)
4. Mpandefa : milamm [ Valio ] 13-03-2010 01:48:07fa inona no mampaentimpo be e! manomboka mafana zao ny andro sao manavy ny tension ao i toi fa misotro kou alou rano mangitsy vao maketo fa raharahan'ny lehibe ny eto fa tsy an'ny zaza be sendotra hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : iangavina koa i nirylesobika tsy hiditra ato
bazy>aza mba andevony frantsay otranla ihny les cheeky fucker ra tsy takatry ny mokonla de enaro fa vendrapr ela leuleu(faly mankahala an'Ravalomamanana fa nga ela efa nahvita ny vitany tao @ tanana ???????)vendrapr ela fa b vava tsy velona ra tsy ao frantsa pondry doro,mazava!!!!!!
misy eo @ 2 millions eo zao ny Malagasy miaina aty ivelany otranla(mitovy @ teratany estonians),betsaka @ reo no maranitsaina lavitra noho ela fa aza mipoerapoera sao anenenana peace out...
7. milamm
(
13/03/2010 13:54)
tsotra les zany ry terysaina lehibe tsy amantsaina fa tsisy resaka sendaotra a :D
enjehinlisany mafy Ravalomanana fa mitsatsaka azy daoly lisAny atr@ frantsay,milay izany izy :lol: nefa tsy maintsy tafaverina izy vao milamm io tadidio tsara izay satria izy irery atr@ zao no nijoro nandritra ny 7 taona niady nandroaka ireo farasisa mpanjanaka frantsay ary nandroso ny firenena 5% ny fitombony harin-karena Malagasy,b reo asa vitany teo @ firenena(zay sandohany lavanify notokanana),averiko @ lisany reo ihany nisy sa misy @ lisany v mahavita zany ??? satria izay toe-tsaina ananalisany zay bazy,terrywui,rapa sns... de tsy mankaiza satria ory hava-manana ,be fialonana nefa tsy alehany

8. bazylou
(
13/03/2010 18:30)
o ry milamm a, fa nareo tony ve gasy lany basy sa gasy vosesika mangahazo no dia tsy mahita ny zavatra ambany ny maso e??? ireny ve nop atao hoe fampandrosoana an'i mdg, ireny ve, ireny prezda tonga aty miantsy ady sy mividy zandary etsy sy eroa ve, . le8 mioverin a izany tsy poinsa ontsony ry tsamy e, efa nadio ny rano nitany ary na ny razany aza tsy hoitafiditra any mdg tsony...... beeeeeuuuurrkkk , le8nareo aza izao mitady hialokaloka aty amin'ny deba aty france kle, loooooolllllll :-D :-D :-D :-D :-D
9. bazylou
(
13/03/2010 18:31)
ireny fitondran'ny le8 ireny no atao hoe fitondrana illusion fotsiny, zao mitsikafona dahol ny t.... rehetra , beuuurrrk
10. milamm
(
14/03/2010 00:31)
=)) =)) =)) tsy hiova mintsy lisany mitomany ho tsy gasy reto,ela zany bazy,terysaina,rapa ...mainty foana no entsoany vozongo anlisany mitomany itovy aminy =)) =)) mijere tsara ela fitaratra =)) =)) =)) De otranzay ko ny foza
za de sahy mirehareha fa Malagasy ary tsy mila frantsay ,io no itovizako hevitra hatrizay @ Atoa Ravalomanana fa misy Malagasy afaka mampandroso an\'i M.kara,ary ela manenjika azy io in kalo no mba vitanla tao @ tanana azo ampihoarina aminy(atody).Ny lafatra tsy misy satria raha milay ela noho Ravalomanana defa henony pokona hatrizay eto fotsn lisany no mivovo ao ambdiky ny clavier!!!!tsy beurkkk no fiantso anzany fa imbecile,hevitra fotsn aza no andrasana defa afaka itarafana anlisany firinga mievotra ara-pisainana ... zo ny maneho hevitra toy ny rehetra, zaraina hevitra anatsarana ny disadisa sy olana fa ela toa mitovy aretina @ terysaina sy rapa fankahalana tsy misy tombony na fototra mazava ho an\'ny firenena,mipetraha ela tsara ao frantsa de avelao ny Malagasy te hiavotra @ HO AVINY hiezaka hamerina ny zo maha-olompirenena azy sy ny safidiny norombahina tamin\'izy ireo ary namonoany lavanify ireo mpiray tanindrazana aminy nandritra ny 14 volana ary entiny mpivarotra firenena @ frantsa indray sy fitondra-miaramila(directoire militaire )
io zao no zava-misy resahina,mijaly ny Tanindrazana iza no tompon\'andraikitra mahatonga zany @ zao fotoana ,tsy misy raharahiny zany fa ny fizarana seza sy mampitombo ny fampihorohoroana no misy(We are one the worst divided Nation on a planet,socio-economically,politically,international relation & diplomacy)
k n\'in2 lazainla de meloka ireo tgv,fat rehetra tao anatiny 14 volana izay tsy adala akory ny security council ny UA sy ny UN hanome tso-drano @ sazy manokana ahazo azy ireo.ra tsy mazava @ la moa reo voalazako de vakio 1 mande voamarina fa tsy beuuurkk fotsn ela fa le imbecile voajanahary satria manompa ireo namoy ny ainy nandritra ny 14 volana sy ny fijaliany olompirenena Malagasy tsivakivolo ,m\'saotra anla nihaino tsara androany =)) =))
\' manaraka njay ela manarina fa vita ketsa :-D

11. diloo
(
14/03/2010 23:10)
.mainty foana no entsoany vozongo anlisany mitomany itovy aminy
Aza mitomany hp vazaha fa voafitra-dreo foana nareo.
Marina izany jereo fotsiny ireo ohatra ireto:
-TF1 aux élections régionales sur TF1, Rama Yade a voulu dire bonsoir aux deux animatrices stars de la chaine : Laurence Ferrari et Claire Chazal.
Cette dernière a accepté de l\'embrasser - elle est légérement hors caméra-. Mais Laurence Ferrai, elle, a refusé. Elle a fait un signe de la main... Pas de bise à l\'antenne...
- Les propos controversés du patron des sénateurs UMP concernant la possible nomination de Malek Boutih à la Halde
Le patron des sénateurs UMP, a estimé que, malgré ses \"grandes qualités\", l\'ancien président de SOS Racisme, Malek Boutih \"n\'est pas le bon personnage\" pour prendre la téte de la Haute autorité de lutte contre les discriminations et pour l\'égalité. \"Il vaut mieux que ce soit le corps français traditionnel qui se sente responsable de l\'accueil de tous nos compatriotes.\"Si vous mettez quelqu\'un de symbolique, extérieur, vous risquez de rater l\'opération\",
-Pour info score FN alpes côtes d\'azur:20,5% au régionale 1er tour.
Ny gasy lesy milay foana na dia hiloko la farine aza ny zanapaty e.
Angetoran\'i Longet fotsiny nareo sy Rama Yade na dia mitomany ho vozongo aza=)) :-P :-P :-P
Masina i Gasikara ary tsy azo omena an\'ny farantsana.
Mba ajao ry fianakam\'s ireo razambe niady ny fahazoana ny Fahaleovantenantsika an.
Ary aza adino ny fahatsiarovana ny 29 mars 1947.
Raha te ho fotsy boboka elisany dia milokoa asidra. :-D :-P
12. katrikatry
(
14/03/2010 23:20)
Olona vdrap io bazyloupourty sankalité, mahametra ny ray aman-dreniny na niteraka azy aza, angaha hisy hiditra ny lohany akory ,lohan'olona mitomanay ho tsotsoko, nefa mamala mpandroaka tain'alka eraky Paris :-@ :-@ :-@