REGARDER VIDEO Journal Mananjary, Ambatondrazaka sous l'eau

1. vatofototra ( 12/03/2010 10:22)
REGARDER VIDEO Journal Mananjary, Ambatondrazaka sous l'eau 11 mars 2010

- La dépression Hubert fait des ravages dans l'Est de Madagascar
1/3 de Manajary sous l'eau, pas d'électricité, pas de communication, pas de carburant, des centaines de maison

détruite

Voir également Rétrospective Coup d'Etat à Madagascar 12 mars 2009

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i terrywui ny 13/03/2010 10:54
2. andrywui2002 ( 12/03/2010 10:33)
http://www.youtube.com/watch?v=g2kFGHHQYTk&NR=1
hon hon hon
3. vatofototra ( 12/03/2010 10:58)
Iny indray no tsy hitako
4. Mirananirina ( 12/03/2010 11:37)
dia asa ihany ny hiafaran'ny tany ity,loza etsy loza ary..zao Gasikara indray no voa,ary ny mahagaga dia 1 fotsiny ny maty,angamba tsy dia noakatra be ny rano na nahay nilomano daholo ry zareo :)
5. fijo ( 12/03/2010 22:31)
tsara koa le hira rawix an,misaotra e
6. fijo ( 12/03/2010 22:42)
io ilay hoe "tondraka anie mananjary "izany le
7. terrywui ( 13/03/2010 10:21)
io ilay hoe "tondraka anie mananjary "izany le
diso io ra-fijo a! "tondraka anio mananjary" no izy ! le rano be ao Mananjary no teneniny aminio ! vetivety de samonta , vetivety ndray de milamm be !
8. xxxw ( 13/03/2010 10:39)
Tsy avotra ty bandy ty sann a, :twisted: :twisted: rediredy tsisy farany , haingana tena miangona :twisted: :twisted:
9. terrywui ( 13/03/2010 10:54)
:-D :-D :-D :-D handrovitra pataloha eny Antsonjombe ndray zany ?? sao de mbo ho lasa gaigy aminio mitanina andro lava mihogahoga sy matin'ny hatsiaka ,orana , hain'andro isan'andro io ry reto a!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519