Mangataka ny tsy hakan'ny terrywui ny sary ao @ sobika.com

1. NirydeSobika ( 11/03/2010 16:45)
Nohon'ny fangatahan'ny internautes dia mangataka ny tsy hampiasan'i terrywui ny sary voarakitra ao @ sobika.com ny admin sy ny ny ekipa sobika rehetra,
Misaotra anao
2. ifiona ( 11/03/2010 16:51)
hihihi! tel est pris qui croyait prendre :-D :-D :-D
3. pink ( 11/03/2010 20:03)
efa zatra mandromba ireny e..tsy menatra fa mahita hanadiovana tena foana.
4. fijo ( 11/03/2010 22:02)
petsa indray rawix kely leu leu
5. andrywui2002 ( 11/03/2010 22:49)
akamay anie sobika e,soa heverin'ny lisany site an'i gtt ny sobika :-D :-D :-D
6. pikatti ( 11/03/2010 22:51)
Mihinana ny anganony elah rawix, hay kay elah be taraina ty no tena gisalahy oman-ketsa =)) =)) =))
Elah mahay tsar le droit d'auteur iny moa leisy rawix , inona zany zao no mety miandry anelah :-D :-D :-D
Vizana daholo zany tgvfopla ato zany klé
7. katrikatry ( 11/03/2010 22:57)
Mihinan'emaniny wiwi!!!................ahoana leity a, mbola hanadala olona ihany ve ialahy sa ampy an'ialahy tsara zay!!! :roll: :roll: :twisted: :-D
8. xxxw ( 12/03/2010 00:10)
hihihi! tel est pris qui croyait prendre

Mpijoko voajoko :-D :-D :-D
Vao nahazo an'i Niry ahy teo fa mila ajonon'ingah haingana dia haingana io halatra bevava ataon'ingah io :twisted: :twisted:
9. maryline ( 12/03/2010 00:14)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
10. AndriambyII ( 12/03/2010 00:34)
Sur 40 milles sites azon' ny Malagasy hidirana , dia hifanivana indray ve no alaolana ? alefaso eto daholo izay mety ho info rehetra fa tsy olana izany ry ledada ah !!lolllllll !! :idea:
11. xxxw ( 12/03/2010 00:50)
SURTOUT NY VAOVAONAO RY VATOFOTOTRA TOHIZO FA TSARA RY AKAMA A ,ARY AZA MANAO MATAHORA IO ,RAHA TSY MAHATANTY DIA HIALAO ALEO NY SASANY HANOHY
12. Mirananirina ( 12/03/2010 11:39)
hihihi..inona indray ity
13. bazylou ( 12/03/2010 17:17)
tonga ato indray ry lesobika isany fa tsy mandeha ny sitendry lerony , sady ny ato ihanyu anie no info peandry zalahy ireo e, beuuurrk :-D :-D :-D :-D
14. pink ( 12/03/2010 18:53)
Efa mitombo andro aman'alina ny olona tsy te hitondra etiquette TGV ouaaaa
15. sipagasy ( 12/03/2010 21:01)
izany hono e!!
16. fijo ( 12/03/2010 22:44)
hihiihi matahotra sobika ngah rawix??????efa zatra harona ve
17. terrywui ( 13/03/2010 09:27)
Mangataka ny tsy hakan'ny terrywui ny sary ao @ sobika.com
:-D :-D :-D anay iany anie ny sobika.com ry niryfopla e! noho izany de afaka ampiasainay! fa ny tvplus angah anlaisany ?? :lol: :lol: :lol:
18. terrywui ( 13/03/2010 11:00)
hoy i pink
Efa mitombo andro aman'alina ny olona mitondra etiquette TGV ouaaaa fa mba mihetseha isika e
merci pink a! efa manomboka miha hendry kely elah zao ! efa azo havoaka tao Anjanamasina tao handehandeha hon hon hon :-D :-D :-D
19. pink ( 13/03/2010 17:39)
terrywui:

hoy i pink
Efa mitombo andro aman'alina ny olona mitondra etiquette TGV ouaaaa fa mba mihetseha isika e
merci pink a! efa manomboka miha hendry kely elah zao ! efa azo havoaka tao Anjanamasina tao handehandeha hon hon hon :-D :-D :-D



Izay misy olona ka miresaka io fitondrana io dia tena manaratsy sy mankahala daholo...Sarotra hadinoana anie ireny olona maty2 ho any sezanareo ireny ry mpamafy lainga
20. katrikatry ( 14/03/2010 23:34)
hihiihi matahotra sobika ngah rawix??????efa zatra harona ve

garaba ny azy ry fiko a, reny ny olona mpatsaka @ garaba :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0582