REGARDER VIDEO Journal Atelier démocratie de façade 05 mars

1. vatofototra ( 06/03/2010 08:49)
REGARDER VIDEO Journal Atelier démocratie de façade 05 mars 2010

- Atelier Ivato - La HAT va présenter le résultat de la démocratie de façade au GIC
- Réactions des politiques
- Suite affaire ultimatum Gendarme FIGN
- Les malgaches à la reconstruction du Liban...à quel prix ?

Voir également
- Togo, la technologie au service de la démocratie

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par zama92 le 06/03/2010 12:34
2. Noue ( 06/03/2010 09:45)
misaotra sy mankasitraka hatrany @ fizarana vaovao ry Vatofototra aa !!

Masina ny Tanindrazana
3. zama92 ( 06/03/2010 10:28)
RALENINABEMIDONANIMASOANDRO HANADIO NY TANANAN I ANGILETERA FA I LONDRES AZA MBOLA NAHATOKY AN I SAMVA HO MPANALA FAKO KA INONA NDRAY ?

EEE INDRISY MALOTO IANAO RY ANGILETERA VERY I LONDRES NEFA DIA MBOLA I ANOSY IANY NO ANOSY NA DIA HO ANY NOSILAVA MATETIKA AZA I RALENINABEMIRAVIRAVITANANA
4. vatofototra ( 06/03/2010 12:05)
Noue
Ho antsika mianakavy sy ho an'ny firenena no mahatonga antsika mitaky ny hisian'ny demokrasia marina. Izany anefa tsy maintsy mitoetra amin'ny fahalalama-baovao samihafa.
Ny anjarako dia ny mitondra ny fomba fijerin'ny tsirairay na avy aiza izy na avy aiza. Dia ny tsirairay no manapa-kevitra amin'izay mahamety azy.
Misy moa ny tsy mahazaka izany. Nefa ataoko fa ho tsapany ihany fa tapitra ny fijery tokana.
Mankasitraka hatrany amin'ny fanohananao na misy aza ireo tsy mahazak izany fomba fijery izany. Tsy ataotsika mahakivy izany.
Misaotra Noue a
5. zama92 ( 06/03/2010 12:34)
MODIA IANAO RALENINA MIVERENA IANAO RALENINABEMISOTROLAVAKATSYMAHALALAFOMBA A AIZA I ANGILETERA NO TSY HARARY LAVA AIZA I LONDRES NO TSY HALOTO LAVA ? SATRIA VE I LONDRES NO MPANALA FAKO TEO AMIN FARIHIN I BEHORIRIKA REHEFA FAHAVARATRA SA I ANOSILAVA SY FARAVOHITRA HANAIKY HATAO REENIVOHITRY LONRES FAHAROA ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0441