TSY HO ANY ADIS BEBAKA RA8 FA TE HO ATY MADA
1. ndotofetsy
(
05/03/2010 13:09)
HON HON HON KA IZAY HONO NO TSY HANDEHANAN I RADJOELINA KNO
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

novalian'i zama92 ny 06/03/2010 10:34
2. pikatti
(
05/03/2010 19:09)
Andry Rajoelina ne répondra pas à l’invitation de l’Union Africaine - 5 mars
Andry Rajoelina ne répondra pas à l’invitation de l’Union Africaine, qui a convié les quatre mouvances signataires des accords, à venir discuter à Addis Abbeba le 8 mars. Un memebre du gouvernement devrait s’y rendre pour remettre les résolutions des Ateliers d’Ivato du 4 et 5 mars.
Raha tena sahy lery aza mandefa olona antsokosoko any mihutsy ary, sao mantsy hanao le fikan'antitra iny ndray , alefa Hasina ,e e e, alefa Vital e e e, alefa Ratsirahonana e e e, farany lery no lasa nijanga tany Eropa sy benkinta na fa e e e :-D :-D :-D

3. zoam
(
05/03/2010 19:45)
olona tsy mamely le tvgvongany,raha bandy nianatra tsy hanao fikan'antitra ohatran'io ,miresaka momba ny fampianarana lery nefa izy ary toa hoe tsy afaka bac akory, :evil: :evil: :evil:
4. pikatti
(
05/03/2010 20:39)
Raha tsy tonga taty aminau lisany hoy Rajoelina d tsy ho any @ lisany koa izahay
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
Tsy azoko koa ty tary ty klé, elah no mila fanampiana avy any ivelany any koa elah no midrikina , de ho hita eto ndry zany ny fiakfikany mandrapa,sao ry zalahy mba misy vatomamy any lisany any klé :-D :-D
Dia tena tsisy hafa @ rawix mitsy nedala an, bedongy pour un oui, pour un non pour un ouioui :-D

5. mpanamosy
(
05/03/2010 21:54)
oay leuleu tey be zegny hitako raha io
ndrekindreky mety ndrekindreky tsy mety
8O 8O 8O 8O 8O
ndrekindreky mety ndrekindreky tsy mety
8O 8O 8O 8O 8O
6. xxx3
(
05/03/2010 22:46)
ialahy indray ry pikatti io mpanamosy io an ,efa kobo ato IP ialahy
mpanao sonia rahery xxx :evil: :evil: :evil:

8. zama92
(
06/03/2010 10:34)
MODIA IANAO RALENINA MIVERENA IANAO RALENINABEMISOTROLAVAKATSYMAHALALAFOMBA A AIZA I ANGILETERA NO TSY HARARY LAVA AIZA I LONDRES NO TSY HALOTO LAVA ? SATRIA VE I LONDRES NO MPANALA FAKO TEO AMIN FARIHIN I BEHORIRIKA REHEFA FAHAVARATRA SA I ANOSILAVA SY FARAVOHITRA HANAIKY HATAO REENIVOHITRY LONRES FAHAROA ?