KAY HO ANY ADDIS ABEBA INDRAY????
1. pikatti
(
05/03/2010 05:53)
Vao hitan-dry zalahy tgv fa tsisy fotony ilay "teny ifanampàrana" tonga dia nibaboka tampoka ho any Addis Abeba nefa anie taimbava any izany nataon-dry ry lerony zany an!!ny sasany @ FATY milaza fa hoe efa tantara navalona iny e! ny sasany mialaza hoe tsy mila Afrikanina e,ny sasany milaza hoe vitantsika irery io e,misy bandy mihitsy aza ato @ serasera ato hoe na ho lasa 1€=50.000AR aza tsy mila an'izany SADC zany hanadamina ny tanàna , tsy ho lazaiko anarana le izy fa hotran'i rapaty ireny le tary :lol:
novalian'i esserra ny 07/03/2010 23:55
2. xxxw
(
05/03/2010 06:03)
La mouvance Rajoelina présentera les résolutions des Ateliers au GIC-M le 8 mars 2010 - 4 mars
"Nous allons nous rendre à la réunion convoquée par le GIC-M les 08 et 09 mars prochains à Addis-Abeba, avec un objectif bien précis, présenter et défendre les résolutions prises à l’issue des deux jours de débats » a déclaré le vice-premier ministre chargé des affaires étrangères, Ramaroson Hyppolite, en marge de l’atelier national « Teny ifampierana » sans toutefois préciser qui représentera la mouvance Rajoelina. Le GIC-M a adressé les invitations aux chefs de file des mouvances.

4. Noue
(
05/03/2010 07:35)
ho aiza eo nefa eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D zany ny aina ka te hanao eooo
5. Djhamhal
(
05/03/2010 08:10)
tena tsy maharaka an'zany ndray leitsy za ry pikatti kleu ! hay ve misy an'zany é! dia mba tohizo leitsy lé vaovao fa maha liana be â! okay é!
6. Mirananirina
(
05/03/2010 12:46)
Vao hitan-dry zalahy tgv fa tsisy fotony ilay "teny ifanampàrana" tonga dia nibaboka tampoka ho any Addis Abeba nefa anie taimbava any izany nataon-dry ry lerony zany an!!ny sasany @ FATY milaza fa hoe efa tantara navalona iny e! ny sasany mialaza hoe tsy mila Afrikanina e,nefa isika Afrikananina foana...raha tsy hoe hozanahan'ny vaza indray angaha tgv hihihi...matahotra dia tsy maintsy mande ko,
7. ndotofetsy
(
05/03/2010 13:05)
Noue:
ho aiza eo nefa eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D zany ny aina ka te hanao eooo
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) MILAY NY SIPA ANY SADY GRATUIT
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. esserra
(
05/03/2010 13:31)
Ry Pierrot, ry Ndrema mianaka,josé kely,tsisy antoko henjana fa dia antoko mpisolelaka kely daholo no ao
"José Andrianoelison préféra quitter les débats, trouvant les limitations à l’ordre du jour trop restrictives, mais dénier tout caractère démocratique aux débats serait caricatural."
"Les paroles de Jean Lahiniriko résument bien l’ambiance de la fin des séances. « Rien ne semble avoir changé par rapport à l’ancien régime. Dès cette première séance de vote, on dirait qu’il y a eu corruption », a-t-il tonné devant une assemblée abasourdie.

9. nancy
(
05/03/2010 18:18)
Tena efa tsy handriko mitsy zany ry reto ny hahita an'ity bandikely be didoha nefa tsisy afitsoka ity hovoasazy. Mahazendana koa anie ilay GIC sy ny communaute internationale e, maninona tsy tonga dia rarafana any fa bandikely tsisy antony io ve no mba hampitamby sy andrasana foana isaky ny mihetsika....
10. pikatti
(
05/03/2010 19:06)
Na tsy ny tenany aza no tsy ho any Addis Abeba tsy maintsy misy iraka foana ho any , efa paika foana io , zavatra efa fantatra foana fa isaky ny misy daty alefan'ny GIC dia miezaka foana nedala manao fihetsiketsehana,dia mandefa antsokosoko iraka ,angamba mitady hividy GIC fa tsy tafa :lol: ,hitatitra le resaka brikolazy io
Ahoana leisy Djha,koa elah anie tsy mijery ny vaovao efa tatenrina eto e, refa avy eo i vatofototra handefa fa aiza taitra toi
Ahoana leisy Djha,koa elah anie tsy mijery ny vaovao efa tatenrina eto e, refa avy eo i vatofototra handefa fa aiza taitra toi
tena tsy maharaka an'zany ndray leitsy za ry pikatti kleu
11. zoam
(
05/03/2010 19:47)
mody popolita no alefa any fa rehefa may ambondrona lasa any ihany noho le fahatahorana sazy
tsy mahazaka sazy izany ireo na dia be vava eo aza e,20millions de population no hanenjika azy eo eran'ny madagasikara
tsy mahazaka sazy izany ireo na dia be vava eo aza e,20millions de population no hanenjika azy eo eran'ny madagasikara
12. AndriambyII
(
05/03/2010 19:54)
Communiqué du cabinet des conseillers de la HAT.
Chefs protocolaires des affaires étrangères
Sous la directive de SEM.Albert Camille vital .
Emmission d' ordre Presidentiel de la transition.
La HAT a décider d' envoyer une délégation pour Addis abeba , avec pour ordre de mission : signer sa présence dans le but de concretisation de l' établissement des futures éléctions législatives et pour nulle autre raison, la HAT tient a maintenir sa démarche de consultation générale populaire afin d' applanir ses exigences envers les parties politiques existantes Malagasy !
http://www.hatmada.com/

13. pikatti
(
05/03/2010 20:18)
Fa le invitation 'ny GIC io ve leisy rabilly ,ahoana tsara fa hotrany misy hoe raha n y iray @ le 4 mouvances no tsy tamy de vita fa tsy azoko tsara ny sefo ve no handrasany sa ny solon-tena dia efa ampy ,sao misy manana ny copie lisany any :idea:
i hyprocrite efa nampanaovin-dry zalahy kamikazy vao nihainga iny ,zay takaka vao mba niteny de hoe tsy manaiky an'io Maputo io na zany Addis Abeba zany fa aleo ataonay ato,zao lery matahotra le vola be ho takian'ny tafika any :-D :-D rariny ny an-dry lerony aloha e, vola natao hanampiana azy mianakavy kosa ve leitsy de kepohin'ny lery seul klé
mody popolita no alefa any fa rehefa may ambondrona lasa any ihany noho le fahatahorana sazy
i hyprocrite efa nampanaovin-dry zalahy kamikazy vao nihainga iny ,zay takaka vao mba niteny de hoe tsy manaiky an'io Maputo io na zany Addis Abeba zany fa aleo ataonay ato,zao lery matahotra le vola be ho takian'ny tafika any :-D :-D rariny ny an-dry lerony aloha e, vola natao hanampiana azy mianakavy kosa ve leitsy de kepohin'ny lery seul klé
14. AndriambyII
(
05/03/2010 20:45)
Ny fahitako azy Pikatti dia samy au pied du mur daholo ny rehetra @ izao fotoana izao .Exigée ny présence n' izy efatra mitsama na dia tsy representatif 'ny société malagasy rehetra aza .Au moins pour la forme mba hampandeha ny bussiness -ndry takàka !!Tena reraka ah mandefa anaran' ireo tsy vanona ireo fa izay tadidiko sy ny efa fantatry ny maro ; fa en premier lieu les ombres malsaints de Jean ping , Bongo junior , Kadhafi ,Delmas ,...ampiopio ao é !!
15. pikatti
(
05/03/2010 21:00)
.Exigée ny présence n' izy efatra mitsama na dia tsy representatif 'ny société malagasy rehetra aza
Ka eo misy tokony misy fanampiny koa , efa misy MONIMA, MDM sy izay hita nanipy teny foana teny ho eny fa tsy izao 221 voir + ao Dago akory,misy zavatra vao niforina vao le 3 zany , de hanjavona ny le 6, tssss
fa en premier lieu les ombres malsaints de Jean ping , Bongo junior , Kadhafi ,Delmas ,...ampiopio ao é !!
Renimalala no tena be paika ao , tsy hanaonao foana io rabitro io raha tsy nahazo antoko tany ho any,
Sarkovy efa niodinkondina tany Congo RDC tany ,Rwanda.....
Tena lasa hifamono hotran'ny tany Togo 2005 io fifidiana atao forcing io raha izao no hitohy , kôzy e
16. fijo
(
05/03/2010 23:29)
de hanao akory re ny ambiansy any ,fa hypolita sy kamil vitaly anie olona sy mifankahazo mihintsy e????sa diam poza indray io??
17. zama92
(
06/03/2010 10:39)
RALENINAMISOTROTOAKALAVATSYMAMOMATORYANDALANA HITONDRA NY FIARAN I SAMVA HANALA NY FAKON I LONDRES FA MALOTO IZY
EEEE INDRISY MANTSY RY ANGILETERA MBOLA TSISY MPAKA FAKO IANY NY RENIVOHINY NEFA NY MASOANDRO AZA MILOKO MENA AO AMIN TANANAN I LONDRES AO
EEEE INDRISY MANTSY RY ANGILETERA MBOLA TSISY MPAKA FAKO IANY NY RENIVOHINY NEFA NY MASOANDRO AZA MILOKO MENA AO AMIN TANANAN I LONDRES AO
18. diloo
(
07/03/2010 23:15)
Ho aiza eo eBien vu Rapika fa petsa tsy nasaky nandeha hibeba i vital kamoly:
19h59 Le depart de Camille Vital qui aurait du se faire ce jour pour Addis Abeba a été annulé.=))
19. pikatti
(
07/03/2010 23:43)
;-) aoka leisy bainnn :lol:
Foza reny tsy mahagaga , handé tsy handé, vao nahazo teny gasy ry zalahy fa hoe tsy mila solon-tena izany fra tsy maintsy Rabitro no tadiavina de niverina an-davaka daholo ve klé :-D :-D :-D
Foza reny tsy mahagaga , handé tsy handé, vao nahazo teny gasy ry zalahy fa hoe tsy mila solon-tena izany fra tsy maintsy Rabitro no tadiavina de niverina an-davaka daholo ve klé :-D :-D :-D
20. esserra
(
07/03/2010 23:55)
D’après le porte-parole de la Présidence, Annick Rajaona, « une délégation de la HAT partira ce jour à destination d’Addis-Abeba afin de déposer auprès des dirigeants de l’Union Africaine et du Groupe International de Contact, le document comportant les résolutions prises au cours de l’Atelier Teny ifampierana qui a pris fin hier ». Cette délégation est composée entre autres, du Premier ministre, le Colonel Camille Albert Vital, le Vice-premier ministre chargé des Affaires Etrangères, le Vice-amiral d’Escadre Raharison Ramaroson Hyppolite, ainsi que le Directeur de Cabinet de la Présidence, Zazah Ramandimbiarison. D’après les explications officielles, « cette délégation n’assistera pas à la rencontre des quatre mouvances qui devait se tenir dans la capitale éthiopienne du 08 eu 10 mars prochain ». Faut-il rappeler que les leaders de l’équipe conjointe de la médiation ont déjà annoncé que « cette réunion sera annulée si l’un des quatre chefs de file des mouvances décide de ne pas venir ».
La réunion d'Addis Abeba initiée par le GIC prévue ce jour a été annulée. L'absence de Andry Rajoelina en personne pourrait en étre la raison car les 4 chefs de file étaient convoqués.