ireo liste ny miaramila nahazo vola

21. zakilinina ( 04/03/2010 20:52)
Kely sisa dia tonga ilay 24 ora ! Toa tsy andriko izy izany marina !
22. fijo ( 04/03/2010 22:17)
maka sisiny fa hafana ity an
23. ramosekely ( 04/03/2010 22:24)
io le hoe valifingika ,fingaka
ny teny@ capsat il y a 1 ihany io miverina io
24. fijo ( 04/03/2010 22:30)
aoka letsy.manahy zavatra ratsy be aho,raha mipoaka io
25. ramosekely ( 04/03/2010 23:07)
aleo io hipoaka dia izay vao tena mihvana ny gasy e,ohatrany hitaka ery ry lelison sy charle rehefa azony nyolona :evil: :evil: :evil:
26. AndriambyII ( 04/03/2010 23:21)
"Ce sera une catastrophe" raha vao tsy mahafehy tena ny malagasy rehetra androany !! :oops: :oops:
27. milamm ( 05/03/2010 00:18)
reglement de comptes zany entre lerony fa iza no ao ambadik'ireo lt kl andrianjafy(sefony ops/fign fort-duchesne),manao ampamoaka @ le ankety gal razafindrakoto hisy sasany hanaraka avy eo otrany lamasinina,eo no mahalasa ny saiko aiza i hypocrite tsy manao fanambarana ofisialy @ maha manamboninahitra ambony amperin'asa azy @ fisavorovoroana ara-tafika toy zao???
28. pikatti ( 05/03/2010 06:14)
« Tout dépend des résultats de l'enquéte et de la décision du gouvernement parce qu'ils (éléments de la FIGN) ont demandé la démission du commandant de la Gendarmerie », a-t-il indiqué.
Devant le développement de la situation, le général André Ndriarijaona, chef de l'état-major général de l'armée est également monté au créneau. « L'affaire ne me concerne pas. Mais je ne vois pas de raison pour ne pas divulguer les raisons de l'enquéte si celle-ci est bouclée », a-t-il déclaré à la presse dans l'après-midi.

Aleo aloha ry lerony hiofana kely ao fa tssssss, be galona tsy aminapà fotsiny
eo no mahalasa ny saiko aiza i hypocrite tsy manao fanambarana ofisialy @ maha manamboninahitra ambony amperin'asa azy @ fisavorovoroana ara-tafika toy zao???

Iny bandy iny tsy mipoitra fa ao anaty lisitra koa iny,ka io no tena mahatonga azy miala bala sao pitihany ny ràny
29. zama92 ( 06/03/2010 12:35)
MODIA IANAO RALENINA MIVERENA IANAO RALENINABEMISOTROLAVAKATSYMAHALALAFOMBA A AIZA I ANGILETERA NO TSY HARARY LAVA AIZA I LONDRES NO TSY HALOTO LAVA ? SATRIA VE I LONDRES NO MPANALA FAKO TEO AMIN FARIHIN I BEHORIRIKA REHEFA FAHAVARATRA SA I ANOSILAVA SY FARAVOHITRA HANAIKY HATAO REENIVOHITRY LONRES FAHAROA ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071