fifidianana ihany ary tsy misy miraharaha sazy izany eo

1. andrywui2002 ( 02/03/2010 23:00)
rehefa vita ny fifidianana dia manaiky ho azy ny gic ,ary izany sazy izany fampitahorana fotsiny,ary ianareo zanak'i dada aza mihevitra hoe mbola hiverina izany izy ,tsy atakalony an'ireo sipa lava nono ianareo ireo akory
novalian'i pink ny 03/03/2010 16:48
2. katrikatry ( 02/03/2010 23:58)
Tsy matahotra sazy ve nanemotra ny 20 Marsa fa aza misary gaigy
3. pink ( 03/03/2010 16:48)
andrywui2002:

rehefa vita ny fifidianana dia manaiky ho azy ny gic ,ary izany sazy izany fampitahorana fotsiny,ary ianareo zanak'i dada aza mihevitra hoe mbola hiverina izany izy ,tsy atakalony an'ireo sipa lava nono ianareo ireo akory


veloma any@ ra-sarla sy lilison sy be basy ireny fa madagasikara tsy hampandohaliana.

malagasy iza no mbola ampijalianny ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0668