Rawix tao Montana omaly

1. pikatti ( 28/02/2010 16:25)
Ty ry zalahy ny santionan'i rawix(Gérard kay no tena anarany) sy rabatista tao Montana omaly alina, efa ela mntsy ny te hifankahita ru lerony ka dia samy faly be :lol:
http://www.youtube.com/watch?v=41ZBMNGKvmw&feature=related
novalian'i fijo ny 03/03/2010 22:30
2. andrywui2002 ( 28/02/2010 17:22)
ialahy rapikany tsy mety hiseho matoandro fa maninona an,miafina ahy foana ialahy nefa za mba te ahita an'ialahy mafy,i batista efa nilaza fa misy sarin'ialahy hono any @ izany sipabean'ialahy izany any anaty portable fa dia miandry ny hampisehoana azy eto,tonga dia dia petsa ialahy @ izay fotoana izay hon hon hon hon hon
3. wxxx ( 28/02/2010 19:46)
=)) =)) =))rapika aoka lessy a!efa nahazo an'i zisy la bonne leisy ah
4. maryline ( 28/02/2010 23:28)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
5. milamm ( 28/02/2010 23:45)
gerard iza les rapika, tsara vangiana lery sao malahelo lery(wuiwui) de aiza no mipetraka? :D (alefaso kely eto oe ny trasiny ho tsidihana haingana sao miova trano...) =)) @ zay mifankahita tava tsar ho hita eo io lery bvava io
6. katrikatry ( 01/03/2010 04:49)
Hitako le wiwi mazoto be @ à gogo zany,ary tsy nahateny ngama an,tsisy bizoro tsisy orevoara hay namokivoky be soukril

Mazotoa toie,iza kil azon'igama @ io
7. ndotofetsi ( 01/03/2010 12:04)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
mazotoa homana wiwi
8. pikatti ( 01/03/2010 12:48)
Moramora leisy katry a,tsy te hiherika à gogo eo ny akama :-D

(alefaso kely eto oe ny trasiny ho tsidihana haingana sao miova trano...) @ zay mifankahita tava tsar ho hita eo io lery bvava io
=)) =)) =))
Naika handefa hafatra tany @lah tany aho ry milamm fa tsy hita ao @ namana elah ,raha tsy izany handefaso hafatra ny akama e
,lisany anie rawix bevava nefa tsy alehany e,manao ahoana aloha i Zisy la bonne ao e :-D :-D tena ho atao raharaha @ zay ve??? Taiza marina aloha lisany no nifankahita,alefaso hoe lesy ny sariny ??? Raha mba favy de vadio hiadanantsika mianakavy :lol:
9. milamm ( 01/03/2010 13:45)
o.k les rapika fa jereo ny hafatr'ela de valio haingana raha azo atao :wink: isaorana meloha ,hisy ol hitoditodika eny andalana manomboka izao ary tsy handry saina tsony sao voany accident noho ny vava tsy ambina teto hatrizay
10. pikatti ( 01/03/2010 14:03)
Petsa elah rawix klé :-D :-D :-D :-D
11. wxxx ( 01/03/2010 18:07)
Kay le kalin'i wuiwui :lol: io ve notaony à gogo =)) =)) =)) =)) =))
12. terrywui ( 01/03/2010 18:31)
Rapika === fa elah ve efa tehiala PS sa efa te hiala IP no manaonao sary vetaveta lava eto lee!! raha vao itan'i Hery io sary io zao de miala tt de swt ny IP anlah innn ary ty hadalana ataonlah lava ty ! tenenina fona elah fa eheeee!! anarina fa ahannn ! darohana mitsy angamba no mahahendry anlah ty kah hon hon hon hon h
13. pikatti ( 01/03/2010 21:59)
Oadray kleaza , fa angah leity tsy elah ndray no nandefa an'io, zany no kôzin'ny razoam, ,elah hono mitomany atao maritiora , kobo zany ny fikaben'elah :roll: :roll: :roll:
14. maryline ( 02/03/2010 00:57)
:lol: :lol: :lol: :lol: mazoto homana kosa i ouioui hihihih
15. katrikatry ( 02/03/2010 01:31)
Tendan-kanina mitsy io ry Maryline, efa kofona mbola mitsetsitra foana o^o o^o o^o :@
16. terrywui ( 02/03/2010 09:46)
:-D :-D :-D :-D maryline -- ay ndry kou manapetsa anah kou ?? ay maryline mandefa sary porno sy vetaveta eto? nanahaka an'i rapika kou!!! :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
17. pikatti ( 02/03/2010 14:23)
petsa rawix kely klé, :-D :-D :-D
ka kely basy mantsy nedala io ry Mary de nikozin-drazoam hoe mihinana soukril :-D :-D
Ity koa lesy ny mba konseieko anelah rawix ,tsapako mantsy fa tary teraka alakaosy elah ty,ka zao tsy fidiny azy ny somary mivika kely io ry zalahy a, somary tsy ampy tsra le zanaka ati-doha :lol: ka ho an'ny olona toa ireny dia mila mihinana ati-dohana bitro,fa tsy ialy bitro tgv zany an!!! zay elah vao maty eo, fa le bitro mba
de alain'elah ny ati-dohany de ataovy beignet de cervelle
http://t1.gstatic.com/images?
Mbola tsy hain'elah ny manao an'io aloha @ zao état n'elah zao,après ny résultat elah vao afaka ny vintan'elah :lol:
- 2 cervelles de rabitro - 1 cuillerée à café de vinaigre - 1 oignon - 1 petit bouquet de persil
- 1 bouquet garni - pâte à beignet
- sel, poivre du moulin
:-D :-D :-D

Mety hiova @ zay elah rawix ary tena mety resin'elah aza ny olona rehetra tsy teraka alakôsy :-D :-D
NB:
TSY ATI-DOHAN'AKOHO AKORY AN!!!!!DANGER BE !!! INY NO NAHAVOA AN'I RAPATY
18. esserra ( 02/03/2010 14:46)

beignet io wiwi sao heverin'elah fa sakamalaho, sao mbola tsy nandaitra le tantara mantsy :^) :^)
patrick2002 ve rapika ati-ditohan'akoholahy fataka =)) =)) =)) =)) =))
ary reto tgv reto anie zay ati-dohana fozay e!!! izay vao azoko ,ny foaza ve moa misy ati-doha sa ny azy ..... :@ :@ :@
19. maryline ( 02/03/2010 15:37)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
20. Mirananirina ( 02/03/2010 16:28)
tsara izany mofo sakay izany,fa tsy ohatra ilay ao ambony ao mankadou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767