ALAMINO TSARA ALOHA NY EKIPA FOZA E

21. katrikatry ( 01/03/2010 04:58)
Jereo eto

toy ny tsy fahafahana mivoaka any ivelany tsony,tsy fahafahany mikarakara ireo elections(tsy ho valid internationally zany no dikany),ary fangalana ireo saosiny any ivelany zay tsy marimpototra hatr@ nangalarany fitondrana(freezing his account in a switzerland & luxembourg...)

=D>
Midradradradra ny hanao an'izao e, hanao an'zao!Fa hoe tsisy firenena mandraraha izay tianao hataoa anie eo e, saingy tsiahivo fotsiny fa tsisy hanome vola ho anao ny mpamatsy vola ,dia ho aiza?Izany fanontaniana izany no tena mahalasa adala ny HAT ,ary voatery hiverina na hiala hanipy gants tsy safidy anelanelany io fa na ny tgv hifona na hilefa
22. ndotofetsi ( 01/03/2010 12:05)
ramatahora,rateritry

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. pikatti ( 01/03/2010 12:56)
Saika hametr-pialana ny goverineMANTA AVC (Camomille,fampatoriana vahoaka) de tsy nety rabitro de lasa tao ny ady varotra , hoe izahay HAT tsy te ahazo sazy avy any @ GIC-M ,ok ary hoy rabitro e, ao fa omena meday daholo izany ianareo rehetra izay maty hataoko sorona
la HAT décorée - 1er mars
Grand Croix de l’Ordre National pour les uns, Grand Officier de l’Ordre national pour les autres et Commandeur de l’Ordre national pour 25 membres de la HAT qui ont été décorés vendredi dernier.

Dia ny vahoaka nahazo bras d'honneur
Ny ankizy tsy mahavita mianatra intsony , ny volan'ny fanabeazana nanasorana betsaka natolotra ny miaramila:roll: :roll: :roll:
24. wxxx ( 01/03/2010 18:09)
Grand Croix de l’Ordre National pour les uns, Grand Officier de l’Ordre national pour les autres et Commandeur de l’Ordre national pour 25 membres de la HAT qui ont été décorés vendredi dernier.

Mbola tsy ampy zany ampio bois de rose sy safira any koa! Alefaso any @n-dry zalahy any koa ny madamanao radomelina :-@ :-@ :-@
25. terrywui ( 01/03/2010 18:36)
maninnn raha le madama tao st ouen niaraka tamla sy Pierre iny alefa eo rapika a hon hon hon hon hon mme Hanitra mou lety izy teo ??? hin hin hin hin hon :-D :-D :-D :-D petsako eo elah raha mbola manaonao eo iany hin hin hin
26. pikatti ( 01/03/2010 21:57)
Iza leity zany Pierrot le fou zany klé, :lol: ary zany Hanitra zany fa mahalala efa ho 20 Hanitra ah ,lazao fotsiny zah sao misy azoazon'elah , ary hendré @ zay leisy elah a! efa nahazo an'i Zisy la bonne elah zao de mbola inona ndray no mbola mampitapy :-D
27. katrikatry ( 02/03/2010 01:33)
Dia ny vahoaka nahazo bras d'honneur
Ny ankizy tsy mahavita mianatra intsony , ny volan'ny fanabeazana nanasorana betsaka natolotra ny miaramila

Mbola ho avy aminy ny tsy mety rapika
28. xxxw ( 02/03/2010 06:08)
Une belle occasion pour lui de faire ses preuves d’autant que ses principales missions seront, d’une part, de convaincre la communauté internationale en général et les membres du GIC en particulier du bien-fondé de la solution de sortie de Transition proposée par les dirigeants transitoires à savoir les futures législatives et, d’autre part, la recherche de la reconnaissance internationale.

Hipocrite Ramaroson vao niantomboka ny gidragidra teny Ataninarenina dia efa ratsy fiahingana , ary nambarany fa ireo miaramila ireo ihany no nanambana basy ny lohany hamindra ny fahefana ho an'i Andry Rajoelina,izao indray anefa nilaza fa Ravalomanana ihany no nanongana ny tenany, donc olona efa tsy marin-teny izany amiko, olona mpanao ronono an-tavy,kobaka am-bava,ratsy fihangana
29. xxxw ( 02/03/2010 08:01)
Hyprocrite !!! aza manantena :twisted:
30. bonazy ( 02/03/2010 08:37)
Salut daholo é! Herintaona raha tsy diso ny tadidiko no nandraisako anjara farany teto amin'ity resaka serasera eto ity,tamin'izany dia maro ireo be vava sy nanatsikera izao sy izao ,tena marina dia be taim-bava,hoy ilay hiran'i ROSSY izay "io ary ilay no lazaiko anao...."tena tsy mamely..." ka asanareo TGViste sy ireo rehetra niray tsikombakomba tamin'areo rehetra fa tena mihinan'ny a......ny Firenena Malagasy,tsy aleo ve miala am-pahendrena ry lerony a! ? satria tsy ny fampiasan-kery sy ny fisamboran'olona sy fanagadrana sy fanenjehana no vaha olana amin'ny kirizy izay ianareo ihany no nila sy nitady azy ,dia "TAHOTRA sy FAHALEMENA rahefa tsy misy ny hapoaka"
31. pikatti ( 02/03/2010 14:31)
Kôzy e, tena io no vokany, efa naminany t@ zany ry zalahy
Rakidoro aiza elah e???? Zay no blem @ lah ty mantsy mody manao maty ao :lol: mivoaha tao elah , leo an lisany mitsikilo tony zah fa ampadohaviko vola @ zay :lol: :lol: :lol:
Ty leisy le vazon'elah t@ zay ry bonazy
http://www.youtube.com/watch?v=uSeQg3RxdoU&feature=related
32. fijo ( 02/03/2010 22:22)
de hifanipaka indray izany ny foza PM sy ny foza sefo le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0732