tsy misy fika intsony fa dia le 16mars mifanfakahita e

21. pikatti ( 28/02/2010 12:47)
Rariva hono leisy a, refa avy any am-piangonana =)) =)) =)) tsy handoa rakitra hono lery fa tazominy hanaovana à gogo etsy @ crocodile
22. terrywui ( 28/02/2010 14:21)
Rariva hono leisy a, refa avy any am-piangonana tsy handoa rakitra hono lery fa tazominy hanaovana à gogo etsy @ crocodile
f'angah tsy oe ho any Montana ndray le ?? tsisy zavatra marina ze kozinlah rapika a! otran'ny oul mamo miresaka letsy elah !! sa ve elah mataoatra an'io cyclone kely iuo eee !! zahay sy razoam efa mifankahita ato miandry anlah sisa ! aona ho avy ve elah lazao tsar fa refa tsy hande elah de hande zahay ! tsisy mitambitamby anlah eo !
23. terrywiui ( 28/02/2010 14:23)
Elah irery no tsy tany montana alina razoam ,i rapika koa tany ,fa taiza foana ary elah no tsy hita
24. ndotofetsy ( 28/02/2010 15:33)
ny anay eeee ndotofetsywui ihany
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
25. pikatti ( 01/03/2010 13:07)
aoka izay ny cinema an'ialahy ry wiwi ,ialahy iahny no manao an'io ravalowui
petsa rawix klé :-D :-D :-D
Matin'elah leisy radonto rawix klé,ndontofetsywui :-D
26. fijo ( 02/03/2010 22:27)
raha za no any mada,dia mody ataoko malaza hoe "hivory ao amin'ny metro ao analakely "de avy dia hirodorodo any ny fis.hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8968