mbola hisy surprise avant le 16mars fa mino fotsiny ihany

1. feticon ( 25/02/2010 20:03)
popolita akama bonne fa aza mikorapaka isika zanak'i dada ,fombany ihany io ,a partir le 10 mars dia handeha hanao va et viens ary @ farany dia hanaiky mapoto ihany :^) :^) :^)
novalian'i fijo ny 26/02/2010 21:56
2. milamm ( 25/02/2010 21:28)
za kalo tsy mino2 @ zao fotsn zany fa resaka ka atao satria io hyppolite io zay nomeny Ravalomanana ny fahefana dia namindra zany t' lavanify zany oe izy anisany nanome baiko an'Atoa Ravalomanana @ vava basy hametra-pialana de io izy napoitrany andry tsimoramora isolo an'i ny hasina zay mahalala tsara fa eo ampirodanana ny hat ,hanangona sy hanararaotra toy ny toka-maso ao antaniny jamba ...mandrapahatongany fifidianana ,dia ho hita eo mandrapahatongany 17 marsa izany sazy alefany gic zany
3. fijo ( 25/02/2010 22:03)
aza hadino koa anefa,fa izy dia isan'ireo nalain'ny capst ankeriny tanysoanierana,ka asa fa miandry isika e
4. pikatti ( 25/02/2010 23:22)
Tsy maintsy ho izay ka , zao ndray fa hoe hifantoka @ io fitadiavana reconnaissance io zany no nanendrena an'i popolita fa i Hasina mihanahana loatra ka ho hita eo raha mahavarotra saka be loha ndray klou popolita :lol:
5. xxx3 ( 26/02/2010 05:29)
Miantso an’Ing Marc Ravalomanana hiverina an-tanindrazana


Tsy maintsy an-databatra boribory no hamahana ny olana, hoy ny Praiminisitra lefitra vaovao, saingy tsy voatery hiverina amin’ny Maputo.
Anisan’ny fanambarana goavana nataon’ny Praiminisitra vaovao misahana ny raharaham-bahiny nandritra ny famindram-pahefana, omaly, ny hoe tsy mankasitraka ny hanohizana ny fifanarahana tany Maputo izy. Tsy maintsy miafara amin’ny dinika an-databatra boribory ihany anefa ny famahana olana, hoy izy, nefa tsy voatery hiverina amin’ny Maputo. Manoloana izany dia miantso ny Filoha teo aloha hampitsahatra ny famafazan-dainga any ivelany any izy ary miantso azy hiverina an-tanindrazana hifampidinika.
Sahy mijoro ho vavolombelona aho, hoy izy. Tsy nisy fanonganam-panjakana teto fa Ing Marc Ravalomanana no nanongana ny tenany, tamin’ny 17 marsa.
Notsiahiviny fa natolotry ny Filoha teo aloha ny jeneraly 3 ny fahefana ka tsy tokony hamafy lainga izy fa nambanan’izy ireo basy. Efa nitondra fanazavana momba izany rahateo ny ambasadaoron’ny Etazonia, Niels Marquardt, hoy ihany ny Praiminisitra lefitra.
Ankoatra izay dia mapametra-panontaniana, hoy izy, raha olona nomena fahefana madiodio no hosaziana?

Tokony hogiazana!

Raha hosaziana ny Filohan’ny H.A.T dia tokony hosaziana ihany koa ireo jeneraly 3 nandray ny fahefana «fôpla». Mialoha an’izany anefa, hoy ny Praiminisitra lefitra vaovao dia tokony hogiazana ihany koa ny fananan’Ing Marc Ravalomanana any ivelany satria nanome fahefana «fôpla» izy. Raha nametrahan’ny mpanao gazety fanonaniana na hiala ao amin’ny Firaisambe Afrikana na mbola ho mpikambana ny «Vice Amiral d’Escadre Ramaroson Hyppolite dia nilaza fa tsy azo ekena hapetraka amin’ny taranaka faramandimby ny fomba fisainana tsy maty manota ( culture d’impunité ). Azo heverina izany ny mety handraisan’ny minisitera tarihiny fanapahan-kevitra hiala amin’io fikambanana iraisam-pirenena io.
Momba ny hoe mety hanova ambasadaoro sa tsia dia nilaza ny Praiminisitra lefitra fa mbola tsy mieritreritra izany izy ireo. Nisintona ny sain’ireo ambasadaoro malagasy any ivelany tsy manao ny asany ara-dalàna anefa izy mba hijery ny tombontsoan’ny Malagasy satria volam-bahoaka no andoavana ny karama mihoampampana raisin’ny diplômaty gasy.

6. moi ( 26/02/2010 08:06)
ary raha atolotry Andry an'i Polita ny fahefana ?
7. coucou2 ( 26/02/2010 08:42)
Ny mapmé @ty pôôlita ty dé iz nilaza ts nandray fahefana t@ teny antanimena. Nefa zao ndray de lazaina fa fahefana nomena azy no nomeny any TGV .Inn no tena marina eeee.Fahefana av aiz zany le nomeny any TGV ra lazaina fa ts nandray fahefana iz t@ erintaona
8. terrywui ( 26/02/2010 09:30)
. Tsy nisy fanonganam-panjakana teto fa Ing Marc Ravalomanana no nanongana ny tenany, tamin’ny 17 marsa.
Notsiahiviny fa natolotry ny Filoha teo aloha ny jeneraly 3 ny fahefana ka tsy tokony hamafy lainga izy fa nambanan’izy ireo basy. Efa nitondra fanazavana momba izany rahateo ny ambasadaoron’ny Etazonia, Niels Marquardt,

-izay no marina anie fa ireto zanak'i dada (pelaka) ireto no mamorondainga lava eto ee
Raha hosaziana ny Filohan’ny H.A.T dia tokony hosaziana ihany koa ireo jeneraly 3 nandray ny fahefana «fôpla». Mialoha an’izany anefa, hoy ny Praiminisitra lefitra vaovao dia tokony hogiazana ihany koa ny fananan’Ing Marc Ravalomanana any ivelany satria nanome fahefana «fôpla» izy. Raha nametrahan’ny mpanao gazety fanonaniana na hiala ao amin’ny Firaisambe Afrikana na mbola ho mpikambana ny «Vice Amiral d’Escadre Ramaroson Hyppolite dia nilaza fa tsy azo ekena hapetraka amin’ny taranaka faramandimby ny fomba fisainana tsy maty manota ( culture d’impunité ).

sazio any daholo ireo sy ny dadan'ny sasany ireo r'ingahy PM a!! ela nanaovandratsy fa zao vao tena kobo ...!
-Tokony ho giazana daholo ireny fananan'i dada mbola kely tavela eto ireny ! miaraka amle volabe ao amn banky suisse ! naodiny any !
9. ravalowui ( 26/02/2010 17:55)
lisany intony efa mitapy mihitsy ,iza no tsy nahita nataony tafika malagasy nanafika ambotsirohitra sauf ra wiwi,ny gal zafera ao zp aza efa nilaza mivantana mihitsy hoe izahay no nametraka an'io fitondran'ny FAT io
10. fijo ( 26/02/2010 21:56)
ka ny tafika hono nanao akanjo miamofla de tsy hita ko.hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044