REGARDER VIDEO Journal Hyppolite accuse Ra8 d'autopushiste

1. vatofototra ( 25/02/2010 18:00)
REGARDER VIDEO Journal Hyppolite accuse Ravalomanana d'autopushiste 25 fév 2010

- Le Vice Amiral Hyppolite RAmaroson accuse Ravalomanana d'autopushiste
- Passation de service entre Ny Hasina Andriamanjato et Hyppolite Ramaroson

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
2. salopard ( 25/02/2010 18:47)
parseke'il aime trop l'auto:

-auto 4L par famille
-auto-proclamé president (2002)
-auto-putchiste 2009
3. feticon ( 25/02/2010 20:04)
sali salopard ela2 toi izany fa taiza foana e
4. Noue ( 25/02/2010 20:19)
misaotra an'i Vatofototra mampita vaovao hatrany eee !!!

efa tsy mahita atao sy lazaina intsony io Ramaroson io :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
5. fijo ( 25/02/2010 22:04)
tsy mahita lazaina ry zalahy ,dia lasa mirediredy.
6. fijo ( 25/02/2010 22:16)
raha tsy ao mada tsy ahita izany "auto-putchiste"izany.tena efa mirediredy sisa e
7. pikatti ( 25/02/2010 23:32)
Resa-popolita leisy io Rafijo a, nahoana lery no mody be resaka eo nefa le tao @ Episcopat iny hafahafa ny resany ,"nanongan-tena" tena efa tsy mahita fika hafa ve ry zalahy reto ????
Milaza hoe tsy miala an'izao sy zao e, nefa tsy mahita resaka afa tsy R8 , inona no antony :idea: :roll:
8. esserra ( 26/02/2010 00:24)
Olom-boavidy ve ry zalahy tsy hanompo ny mpividy azye, zavatra mazava be ny @ iny, tsy misy zavatra hafa koa anie no azony ho lazaina raha tsy izany ihany e :roll:
9. terrywui ( 26/02/2010 09:32)
parseke'il aime trop l'auto:

-auto 4L par famille
-auto-proclamé president (2002)
-auto-putchiste 2009
marina zany rasalopard a!! ary taiza fona letsy elah toko elaela tsy hita a!?? :-* :-* :-* :-*
10. katrikatry ( 27/02/2010 02:35)
salopard toi irery , salopard ny mihaino an'i salopard 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361