Le Vice Amiral Hyppolite Ramaroson MAE

1. pikatti ( 24/02/2010 16:12)
Le Vice Amiral Hyppolite RAmaroson prendra ses fonctions de Ministre des Affaires Etrangères demain
De ho lafatra ny dia???
novalian'i Rajakoo ny 26/02/2010 01:29
2. patrick2002 ( 24/02/2010 16:21)
Marihana fa ity Vice Amiral Hyppolite Ramaroson ity no nomeny Filoha teo aloha Ravalomanana ny fitondrana raha nametra-pialana izy . :lol: :lol:
izy no le plus haut gradé @ tafika malagasy .
Asa na mba hisokatra amin`izay ny mason`i CI ary mba hieno ny arguement hoentiny HAT hoe fametra-pialana no nataony Ravalo ,sa dia mbola hieno ny arguement anireo dadiste fa coup d`Etat no nataony Rajoelina
3. pikatti ( 24/02/2010 16:30)
Ary Lelison ve tsy mbola tafiditra ao foana e?? lery koa mantsy nanangana an'io fanjakana coup d'état io
4. esserra ( 24/02/2010 16:46)

Hatraiza moa no fetra hanatanterahanao iny baiko iny ô
Ô ramiaramilana ô
:roll: :roll: :roll:
Tsy misy olona hafa ve i Madagasikara e? Hotran'ireo nangala-panjakana daholo no nomena kadô voapozina 8O 8O
5. pikatti ( 24/02/2010 16:57)
Maninona moa raha i Charlot mihitsy no mandimby an'i rabitro e!!!Efa eto ihany isika tsinona :lol:
6. esserra ( 24/02/2010 17:00)
7. Rajakoo ( 24/02/2010 18:01)
Rajako namanay ihany koa aio fa tsy mamely,amiral tsy manana sambo na iray akory aza :!: :!:
Efa soloina tafika nefa ny jiolahy vao maika mirongatra tsy mbola nisy hotran'ny izao @ fotoanan'y HAT izao mihintsy aloha
http://www.tananews.com/2010/02/insecurite-les-bandits-annoncent-les-lieux-de-leur-prochaine-tournee/
8. fijo ( 24/02/2010 22:12)
tsy resaka olona wa io,fa ny zavanisy.na iza atao eo na iza,nefa nisy ny fanonganam panjakana dia izay.
9. katrikatry ( 24/02/2010 23:35)
Manao olona vendrana ve ry putchistes tony no eo ndray mbola mivarotra saka be loha eo !!! :evil: :evil: :evil:
Ario daholo aloha mbamin'ny pataloha vao miresaka !!
Na ho aiza eo lisany tgv reto ny anaranareo dia mpanongam-panjakana ihany
Adalan'olona angaha ny nanao fifidianana
10. esserra ( 25/02/2010 01:01)
http://www.les-nouvelles.com/image_du_jour/img/24_2_2010/img_55_g.jpg

Iza no maharirotra kokoa :-D :-D
11. esserra ( 25/02/2010 01:08)
12. Mandefitra ( 25/02/2010 04:48)
moins de 2 semaines après le putch, il avait décliné le poste de ministre de la défense.

le 18 février 2009 :
http://www.acap-cf.info/Madagascar-Les-forces-armees-malgaches-parlent-de-prendre-les-responsabilites-au-cas-d-echec-du-dialogue_a2089.html

Samedi, 28 Mars 2009 :

http://www.laverite.mg/actualites-a-madagascar/armee-malgachelunite-retrouvee.html

" ... Au nom de tous les généraux et les plus hauts gradés de l’armée, le contre-amiral Hippolyte Ramaroson a félicité le Cemgam et a donné son «tso-drano» pour qu’il puisse amener à bien sa mission. Pour couper court aux rumeurs qui circulent dans les coulisses, ce contre-amiral a été formel en déclarant qu’il ne sera pas ministre de la Défense... "

la messe était dite bien avant le coup d'état du 17 mars 2009.

13. pikatti ( 25/02/2010 13:20)
Ny olona be tetika sy be kajikajy hoatran'ireny anie olona mpijapy daholo e, tsy masim-bava ntsony , tsy misy mihaino
Efa nanomé ny porofo an'io rabitro @ zao
14. Rajakoo ( 26/02/2010 01:29)
"Ma principale mission est d’expliquer à la communauté internationale ce qui s’est réellement passé à Madagascar. Je vais également discuter avec nos ambassadeurs pour qu’ils travaillent pour le compte de la nation", a déclaré le nouveau vice-Premier ministre, le vice-amiral d’escadre Hyppolite Rarison Ramaroson.

Io ary ilay nambarako , tsy mamely hoy aho io ranamana io e, miseho ho be vava fa miforin-drambo ihany ,tsy ampy karoty ny tgv , lany stock sahady leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2075