tsy tiako
21. 3188
(
25/02/2010 17:26)
ho an'i xxx ,aiza @ io resaka ia kay le oe te ho amerikanina .mba vakio zay vo mamaly .ny tao anaty ala aza mba tafavoaka fa enao mbola ao anaty ala kou,de rehefa tsy faly ny fo akapoy @ vato ny loha e!
22. xxx
(
25/02/2010 17:32)
tsy misy soratra hoe mitomany amerikana eo fa ilay fomba fanoratrao sy hoatr'izay de hita hoe mitomany ho amerikana, sao dia hanao hoatra ny tarika ny ainga :-D :-D
23. 3188
(
25/02/2010 17:46)
sao dia mba tsy ampy vitamine ary enao ,soratra gasy mazava tsara io sa mahita teny anglais ao anao na ny kodiny aza ,ary aza masoso-p (l) ry xxx an
24. xxx
(
25/02/2010 18:24)
Aza be zesta wa fa efa alina be any boston amzao fa tsy @ sivy sasany hariva akory
28. xxx
(
25/02/2010 20:04)
3188!aza manaiky rebireben'ireo vendra-pou ireo ianao fa tsy ianao mihintsy no mitomany te ho amerikana! mazava be ny hevitra nampidirinao,fa ireo avy any anaty ala ireo no be menomenona eo! ary ambadika ary mody miteny anglais be sy mapiseho sarintava mampandositra be sady miseho be resaka be ery.ha!ha!
29. xxx
(
26/02/2010 08:25)
/mijery clip malagasy ;lazainy fa tsisy dikany @ ndry shakira e!
Raha tarika ny ainga sy rap gasy aloh de aleo ajanona any dago fa mahamenatra ry 3188 TF sa TAE mo??? =)) =)) =))