Zavatra mahatsikaiky ataon' ny Pape !
1. AndriambyII
(
17/02/2010 23:22)
Iretono hira henoiny isaky ny mangeja ny fanindriana .
1. Revolver - The Beatles
2. If I could only remember my name - David Crosby
3. The dark side of the moon - Pink Floyd
4. Rumours - Fleetwood Mac
5. The nightfly - Donald Fagen
6. Thriller - Michael Jackson
7. Graceland - Paul Simon
8. Achtung baby - U2
9. Morning glory - Oasis
10. Supernatural - Carlos Santana

novalian'i fijo ny 24/02/2010 22:50
2. ikaretsaka
(
18/02/2010 00:24)
Fa angaha hono raha pape izy de tsy mahazo mihaino ireny hira ireny fa fara andiamamonjy sy adelines ihanyu no tokony henoina?
Dia sur ve I Andriamby fa hira Jiosy ihany no nohenoin'i Jesoa na I Paoly. T@ izany?

3. AndriambyII
(
18/02/2010 09:13)
Ikaretsaka >>>\"Dia sur ve I Andriamby fa hira Jiosy ihany no nohenoin\'i Jesoa na I Paoly. T@ izany? \" angamba nety nanao sivana antsaina ihany i Jesoa na i paoly naheno tsy sazoka hira tsy nifanentana @ ny eritreritr\' izy ireo kah !!
Ireo mpihira henoin\' i pape ireo anie ny ankabeazany dia azo raisina ho artistes mpanao language profane é , manaiky aho fa afaka mihaino izay tiany ny olona @ resaka hira ,nefa kosa raha hoe raim-panahy ianao eo @ fiaraha-monina ,izany hoe : ny zavakanto vitan-draolombelona izany dia tokony efa voalalinao ny mety ho fivoarany sy ny fiantraikany eo anivon\' ny mpiara-belona ,nahoana no ao anaty Ipod personnel- ny no nasiany ireo hira ireo ?? investigation particuliere ?sa curiosité ? sa plaisir simple ??
:) :)

4. rakapy
(
18/02/2010 09:24)
De inona izany no tena mahatsikaiky ry AndriambyII raha toa ka mihaino sy nahitana ireo hira ireo tao anty ny Ipod-ny?
Amiko aloha dia tsy misy olana raha toa ka nahitana ireo hira ireo tao anaty ny Ipod-ny e! Mba tsara aza raha efa mba mivelatra sy mihaino zavatra hafa ankoatran'ny hira ao am-piangonana i lery mba ahafantarany marina ny atao hoe "ETO AN-TANY" fa tsy manofinofy lalandava ilay any an-danitra foana nefa ny tenany mbola eto an-tany.

5. AndriambyII
(
18/02/2010 10:45)
Mahatsikaiky ahy ilay karazana hira henoiny !! Alaivo sary an'eritreritra anie ny pape manonofy mandihy @ thriller ,na manonofy mitendry gloom ohatry santana é ! Tena mety ho gaigy be @ taonany!!
6. bor2lais
(
18/02/2010 11:10)
Voalaza teo :
"Mahatsikaiky ahy ilay karazana hira henoiny !!"
----
Ny mihaino kosa ange tsy midika avy hatrany fa mankasitraka na tia e !
-> Noheveriko fa izy manana ipod aza no mahatsikaiky !! :D

7. xxx
(
18/02/2010 11:39)
bor2lais:
Voalaza teo :
"Mahatsikaiky ahy ilay karazana hira henoiny !!"
----
Ny mihaino kosa ange tsy midika avy hatrany fa mankasitraka na tia e !
-> Noheveriko fa izy manana ipod aza no mahatsikaiky !! :D
Raha nanana Ipod Razezo na Rapaoly dia nety ho fiantsoana vonjy @ lanitra sy toreho @ A/tra angamba no feno tao anatiny.
8. Mirananirina
(
18/02/2010 14:24)
Dia sur ve I Andriamby fa hira Jiosy ihany no nohenoin'i Jesoa na I Paoly. T@ izanyka tamin'izany mbola tsy be ny mpihira koa :)
Iretono hira henoiny isaky ny mangeja ny fanindrianatsy azoko ny tianao teneny eto?mandefa hira ve sa in?
nahoana no ao anaty Ipod personnel- ny no nasiany ireo hira ireo ?? investigation particuliere ?sa curiosité ? sa plaisir simple ??fialaham-boly.satria tsy hoe mopera na papa sns...dia tsy hafaka hiaino hira hafa.Niasa niaraka tamin-dry masera aho izao taloha dia nanao bal izahay fa tany ry masera! :) masera 3 vavy ary nandihy mihitsy izy ireo
9. ikaretsaka
(
18/02/2010 14:52)
AndriambyII:
Ikaretsaka >>>\"Dia sur ve I Andriamby fa hira Jiosy ihany no nohenoin\'i Jesoa na I Paoly. T@ izany? \" angamba nety nanao sivana antsaina ihany i Jesoa na i paoly naheno tsy sazoka hira tsy nifanentana @ ny eritreritr\' izy ireo kah !!
Ireo mpihira henoin\' i pape ireo anie ny ankabeazany dia azo raisina ho artistes mpanao language profane é , manaiky aho fa afaka mihaino izay tiany ny olona @ resaka hira ,nefa kosa raha hoe raim-panahy ianao eo @ fiaraha-monina ,izany hoe : ny zavakanto vitan-draolombelona izany dia tokony efa voalalinao ny mety ho fivoarany sy ny fiantraikany eo anivon\' ny mpiara-belona ,nahoana no ao anaty Ipod personnel- ny no nasiany ireo hira ireo ?? investigation particuliere ?sa curiosité ? sa plaisir simple ??
:) :)
de i Andriamby ve mino fa raha nandeha invite tany @ poblikanina i Jesoa de hoe satria Ray am-panahy lery de aza asiana le hira profane ireny? sur 100% fa hira somary vinany aza no nisy matoa tonga tao ry Maria madelenina sy ny vehivavy janga sy mpivaro-tena isankarazany (mpampandihy fitombenana ireny) nampirevy ny olona tao aloha izay vao nanosotra ranomanitra ny tongotr'i lery.
Ny ambiansa teny kafarnaoma teny koa ange mba alaivo sary an-tsaina koa t@ izany e, rehefa le ianao manao meditation sy colloquy iny, fa tsy hoe nandalo i Jesoa de nivadina gala evanjelika no nandeha... tsia de tsia!
Izay le heo mba asivo lojika ihany de aza stereotypena ny olona fa mainka mampihatsara ivelantsihy le heo "satria zao de tsy maintsy izao sy zao no azo atao io---> ataony antsokosoko any an-kafa le izy ..mba kozy e..."
10. niryna
(
18/02/2010 19:05)
xxx:eny mety ho mitombona izany satria izay zavatra hiainanao no ametrahanao ny fiainanao,raha mangetaheta ny tenin'Atra isika dia mameno izany avy amin'ny alalan'ny fihainoana ny hira masina,ny soratra masina,ny boky masina,ny hirahira masina rehetra ,mety ho feno toriteny ny ipod-ny ary na ny station radio rehetra aza dia iny fandaharana mikasika ny fivavahana iny foana no henointsika,mitombona tanteraka izany ary rehefa ao amintsika izany dia toa madilo isika mihaino zavatra hafa. Izany akory tsy midika hoe aza mihaino radio milaza vaovao ? na aza mijery TV intsony? Mijery fa tsy ireny TV feno sary vetaveta ireny no jerena fa tonga dia kiriko isika ( amiko io an ,indrindra moa ireny TV feno sary mampatahotra ireny) ny antony dia izay vokisantsika na ny fanahintsika na ny vatantsika ihany no mahery .Izay misy ny fanahinao no misy ny fiainanao sy ny ao anatinao rehetra ihany koa .
Raha nanana Ipod Razezo na Rapaoly dia nety ho fiantsoana vonjy @ lanitra sy toreho @ A/tra angamba no feno tao anatiny.
Raha olona mpiteny ratsy no miaraka amintsika lava dia feno teny ratsy koa ny saintsika na dia tsy miteny aza isika.
Tsy anjarantsika anefa no hitsara fa Atra irery ihany ka raha te hanana fo optimiste isika ohatra dia miaraka ireny olona optimiste ireny foana ,raha olona pessimiste lava no miaraka amintsika dia maka iny koa isika. Izany hoe izay toerana tianao ametrahanao ny maha ianao anao no hisy antsika .
Tsy midika anefa izany hoe miala amin'ireny olona tsy manantsaina afatsy ny mampihemotra antsika ireny (put you down) ireny isika,mety isika no jiro fahazavana napetrak'Atra eo anilan'izy ireny mba hakany jiro koa.
ka ny fihainoany hiran'izao tontolo izao dia tsy azontsika hitsaraina azy velively .
12. xxx
(
19/02/2010 11:00)
Ohatra i Mel gibson tao @ ilay film "La passion du christ" , sy ireo acteurs hafa izay efa ni- interpreter ny rôle' ndrazezo !! hatraiza no fetra hahatafidirana ho olomasina ho an' ny olombelona iray ?? :?: :?:
14. fijo
(
19/02/2010 20:44)
andriambylll ny olona nanankarena tamin'ny film porno tao usa izay niaro an'i bill klit dia olona impuissant.
tsy hoe impuissant izy dia tsy hafaka hanao film XXXX
ny mpanjaitra akanjom behivavy malaza dia lehilahy aby.ka aza rarana ny zavatra atao

15. AndriambyII
(
20/02/2010 00:29)
Bien , raisiko ho ohatra ary ny fihavian\' i Benoit XVI :
Fantatra fa allemand izy ,ary anisan\' ny nipetraka t@ toerana isan\' izay nampatanjaka ny regime nazis ,notenenin\' Ikaretsaka teo fa hoe :
\" aza stereotypena ny olona fa mainka mampihatsara ivelantsihy le hoe \"satria zao de tsy maintsy izao sy zao no azo atao io---> ataony antsokosoko any an-kafa le izy ..mba kozy e...\"
Noho izany toerana nihaviany izany dia tsy maintsy misy ihany angamba ao antsainy ao ilay fiarovana ny tany nahalatsahan\' ny tavoniny sy ireo fianankaviana nanolokolo azy fony mbola zaza .
Amin\' izao androntsika izao dia fantatra fa lalin-tsaina tokoa ny olona polyglote nisetra ny hamafisan\' ny adim-piainana sy nanadihady ny antom-pisehoan\' ny trangan- javatra niseho teo @ tantaran\' ny zanak\'olombelona eran\' izao tontolo izao par % @ ireo olona nahazo fanabeazana theorique sy informatique (verbalement) ,ambonin\' izany ireo philosophe nalaza taloha toa an\' i galillé ,Emmanuel kante ,.. dia nanaiky fa ny toerana ipetrahana no mandrafitra ny toe-tsaina \" \"le milieu ou on vit construi la conscience de l\' homme\" ; ny fivahiniana no mandrafitra ny toe-panahy \" les voyages forgent l\' âme \" .
Dia hoy aho hoe karazan\'olona ahoana moa no hitsaran\' ny vahoaka eran- tany an\' io pape io ? un bon fils à papa ? un patriarcal ? un pacha ? un mac ( allusion à ce que dit Fijo et Niryna ) ,un descendant de Hitler ? Avy hatrany dia masina ianao ra Ben oouuzzzy !! Tonga dia lasa PAPA RAY MASINA eran-tany tampoka. Afaka mamoaka ny lalàm-pitondran-tenan\' ny Xana eran\' izao tontolo izao ianao .Tsy misy ny fandraràna ny @ atao manoloana ny fivariana lavo , @ fivarotantena , @ fanaovana film xxxx , ny fiarahana @ olona mpiteny ratsy sy pessimiste , ny famonoana olona , ny fangalarana ny harenan\' ny firenena sasany ...ny famaliana ny valin\' ny rafin-teny ara- kira ataon\' ireo mpihira henoiny ireo @ alàlan\' ny idiomatika katolika!
:?: :?:

16. ikaretsaka
(
20/02/2010 18:11)
AndriambyII:misy marina ny lojikanao nefa koa

Tsy voatery ka
Misy bandy akama nifanerasera betsaka tamiko fony mbola nianatra ry Andriamby zanaka makorel lery no lasa mopre.. misy koa ireo lehibe teo @ na tontolo na gangs sy mpivarotra drogues sy ghetto no lasa voaantso, misy ny mpitsoka ovy tahaka ahy, misy mpandroaka sarety sns... mazava ho azy fa tsy misy manda ny tontolo niaviany ary tokony ho fier @ izany izy ireny toy ny hoe ry Piera sy ny namany zao mpanjono ka na inona na inona place nisy azy ..tsy very io maha mpanjono azy io ny background sy ny vocabl sy ny foto pisainanarehetra maha izay azy.
Ny fanontanianao de hoe inona no handraisan'ny olona azy?
Tsotra ny valiny: miova araka ny tontolon'ilay olona mijery azy io ny idiomatika (tsy voatery ho katolika ihany) dia tokony hivelatra @ lafin-tontolo rehetra maha olona azy fa tsy centre @ na fijery 1 hoe lasa filohan'ny apostoly ohatra I Piera de byebye ny maha mpanjono galileanina azy... tsia
17. Mirananirina
(
22/02/2010 13:44)
Dia hoy aho hoe karazan'olona ahoana moa no hitsaran' ny vahoaka eran- tany an' io pape io ? un bon fils à papa ? un patriarcal ? un pacha ? un mac ( allusion à ce que dit Fijo et Niryna ) ,un descendant de Hitler ? Avy hatrany dia masina ianao ra Ben oouuzzzy !! Tonga dia lasa PAPA RAY MASINA eran-tany tampoka. Afaka mamoaka ny lalàm-pitondran-tenan' ny Xana eran' izao tontolo izao ianao .Tsy misy ny fandraràna ny @ atao manoloana ny fivariana lavo , @ fivarotantena , @ fanaovana film xxxx , ny fiarahana @ olona mpiteny ratsy sy pessimiste , ny famonoana olona , ny fangalarana ny harenan' ny firenena sasany ...ny famaliana ny valin' ny rafin-teny ara- kira ataon' ireo mpihira henoiny ireo @ alàlan' ny idiomatika katolika!Andriamanitra aza tsy afaka mandrara ireo ka nahoana no ahafahany handrara ireo kosa aza.Olombelona ihany izy ka fitenenana no ataony ,izay manaraka tsara tsy manaraka tsara.Ary tsy ny tenany mihitsy no hoe ity aho ataovy papa ray masina fa ireo manodidina no mifidy azy ho eo amin'io toerana io,ary tsy nangalarina ohatra an'ny tgv :)
18. ikaretsaka
(
23/02/2010 12:55)
Zay mantsy...zay no nahatonga hoe mpiandry ondry ...mpanjono ...koa dia nomen'Atra toerana avo fa tsy le fariseo fils a papa be ihany
19. fijo
(
24/02/2010 22:50)
za manokana ry andriambyl dia tsy tia loatra an'i lebeno io,ny ahy zampoly ihany no tena nekeko,fa na izany aza,tsy andeha hitsikera izay reviny manokana kosa ny tena,fa izay acte public ataony no tsikeraina.
rah ate hiaino rap izy ohatra azy izany fa tsy ndeha hikiakiaka hoe "hoay ity lebeno fa mihaino rap nefa mpitaika fikambanana"