Zavatra iray ngôzabe adino ity !!

1. AndriambyII ( 16/02/2010 00:38)
Raha vao nanomboka ny krizy , dia toa tsy nisy resaka afatsy AREMA , TIM ,UNDD,TGV , MONIMA teto notaritin\' ny mpiondana @ MFM\' ny serasera, Tsy nisy nanisy sira ny antoko PSD izay tena mamely ambadika @ tsy fandraisana anjara hahitàna ny alaolana iraisana ho raisina .
Rehefa jerena mantsy dia izy ireo no mahazo soi disant subventions hexagonales sy internationales be indrindra rehefa mitontona ny vola avy @ institutions financieres mondiaux ,ka mba hialàna @ disadisa , ho anay partie apolitique , ny mpanaraka ny hevitr\'ireto olona ireto ;

André RESAMPA , Andriamanjato Richard associations, Assolant COUTITY et ses compagnon d\' armes,famille Gabriel Ramanantsoa ,promotion d\'officier Gilles ANDRIAMAHAZO , Gisèle Rabesahala connexion, HERIZO RAZAFIMAHALEO , Jacques RABEMANANJARA , Jacques SYLLA , Jean RALAIMONGO , Joseph RASETA , les descendants franco-malagasy de la famille Jules FERRY , Les RANJEVA , la grande famille Manandafy RAKOTONIRINA , la grande famille Marc Ravalomanana , la grande famille MONJA JAONA , la grande famille Patrick RAJOELINA , les descendants de feu Philibert Tsiranana. , Pierrot RAJAONARIVELO et compagnie,les clans Rainilaiarivony , RATSIRAKA DIDIER et sbires , RAVOAHANGY ANDRIANAVALONA et ses ribambelles, RAVONY et ses acolytes, Richard RATSIMANDRAVA clanique, \"Pierre TSIRANANA\" ,Ruffine TSIRANANA et ses copains copines.

HO TERENA HAMPIBARIBARY NY TOERANA MISY AZY MANOLOANA IZAO FAHAVOAZANA LEHIBE MIANJADY AMIN\' NY MALAGASY IZAO
2. gassmilay ( 16/02/2010 01:24)
Asio fehiny hoe le resakao fa tsy azoko tsara ny tiana ho voizina :?: :idea:
3. AndriambyII ( 16/02/2010 07:23)
Ny momba ny fironana politika avy @ vondrona MFM sy ny PSD izay antoko anisan' ny be mpanaraka tokoa @ izao fotoana izao ,nefa dia manipy hoditr' akondro @ ireo izay miezaka ny mitandro ny fahandriampahalemana sy manao izay mety @ fampandrosoana ny malagasy tsy ankanavaka no tiako asiana resaka kely , fa ohatry ny betsaka loatra ireo mpanao politika hypocrites malagasy mamadika palitao sy pataloha . :idea: :idea:
4. AndriambyII ( 16/02/2010 07:44)
Jereo ny vokany !!
http://www.zinfos974.com/Le-Parlement-europeen-met-la-pression-a-Madagascar_a14838.html
Io fitadiavanareo seza io foana no mampitohana ny fiainana ao Mada.
Aleo aloha hanao ny tokony ataony ny HAT !!
:idea:
5. esserra ( 16/02/2010 08:31)
Aleo aloha hanao ny tokony ataony ny HAT !!

Ka ny tokony ataony tsy ataony fa laozany manao ny tsy tokony ataony :lol: dia aleo ihany izany ravana fa mandany fotoana sy manao ny Malagasy tsinon-tsinona
6. hery ( 16/02/2010 09:33)
Aleo aloha hanao ny tokony ataony ny HAT !!


Raha ohatra kosa ka hampijaly vahoaka ilay hoe "tokony hataony" dia aleo hilamina k'le. Iza izao no mba vahoaka afaka miteny hoe nahita tombontsoa tao anatin'izay herintaona izay?

Na ireo TGV eto ireo aza mijaly any anatiny any fa ny hambom-po sy ny tsy fitiavana an-dRavalo no mbola matanjaka kokoa :-)

Efa oviana ary ianareo no tenenina hoe tsy rehefa tsy manaiky TGV ange dia lasa TIM e. Rehefa hita hoe tsy mamely ny TGV dia tenenina hoe tsy mamely fa tsy izany velively no haha-TIM.

Ka mamely sa tsy mamely? :-)
7. vahiny2004 ( 16/02/2010 10:14)
Raha mba nanao zavatra 1 nety izy nandritra izay heritaona izay dia azo omena chance ihany hanohy , saingy indrisy tsy mendrika ny fitokisan'ny olona na kely aza
8. terrywui ( 16/02/2010 12:29)
Raha mba nanao zavatra 1 nety izy nandritra izay heritaona izay dia azo omena chance ihany hanohy ,
fa iza mou no niteny an'ingahy sy rahery fa tsy nanao zavatra ny TGV tao anatinzay nitondrany teo zay !!! ny "sasany" aza 7taona ngarandidiny teo vao maika ny Teo Iany no Miverina na niotra mitsy aza le fijalin'ny vahoaka fa nokendainy kendaroroka daholo na fihariana na ny ekonomika na ny politika !! aleo iany hanjaka ny TGV fa mamely io hery aaa!!! ny anao le fiondanana no lasa alou de matetika petsako eto fona i hery fa tsy mba mandinika !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. pikatti ( 16/02/2010 19:39)
Nanao zavatra betsaka mihitsy ry lohan'alika aloha e :-D :-D oz le hira zay
http://www.youtube.com/watch?v=qt0aE0LX7nc
Efa hoe ndao hiasa , nefa ty ny anao tsy mety fa laozany be kajikajy ahafaty azy ihany nefany!!
10. milamm ( 16/02/2010 20:47)
le seza nge efa nalalaka t@ vava basy na jadona tsotra zao fa in no vita tao @ zay 1 taona halatra,vono olona ,fanagadrana sy fanitsakitsahana ny zo-ny rehetra nataony ny fat .Ary satria ny fitsarana faratampony Hcc mangorovitsika eo anatrehany fat de ny UN no hanao rafitra sy fitsipi-dalana aorinany 18 fev zao addis-abeba,Efa mazava tsara ny fanambaran'ny UN fa ala-nenina farany io ho any fat ary ny famaizana sy fitsarana ireo tompon'andraikitra mivantana @ zao toedraharaha izao de ihatra aorinany gouvernement d'ouverture
11. pikatti ( 16/02/2010 21:18)
Efa mazava tsara ny fanambaran'ny UN fa ala-nenina farany io ho any fat ary ny famaizana sy fitsarana ireo tompon'andraikitra mivantana @ zao toedraharaha izao de ihatra aorinany gouvernement d'ouverture

Efa natao izay mety ahatongasaina an'ireto FATY reto zay fa dia manasa tanana madiodio aby izao tontolo izao
12. milamm ( 16/02/2010 21:53)
le resaka impunity ty kalo no iatombohany demokrasia ka mety hinoany marobe
-fanaraha-maso azy reny sy fampiharana famaizana mivantana avy @ tribonaly iraisam-pirenena
-fampitsaharany fampialokalofany frantsa ireo fanetribeny firenena antaonany maro(ho hita eo indray ny mangaraharaha ara-diplaomasia any sarko ilay te iseho ho l'homme de chartre de l'europe)
13. AndriambyII ( 17/02/2010 10:59)
milamm:

le resaka impunity ty kalo no iatombohany demokrasia ka mety hinoany marobe
-fanaraha-maso azy reny sy fampiharana famaizana mivantana avy @ tribonaly iraisam-pirenena
-fampitsaharany fampialokalofany frantsa ireo fanetribeny firenena antaonany maro(ho hita eo indray ny mangaraharaha ara-diplaomasia any sarko ilay te iseho ho l\'homme de chartre de l\'europe)


Raha tena mandinika tsara isika dia ny teny hoe \" Democratie \" izany , tsy ho tratra mihintsy eto ambonin\' ny tany , mythe ohatry ny ideologie rehetra ihany izy io , socialiste , communiste , ....ny pragmatisme capitaliste no tena mampihodinkodina ny hevitry ny masse populaire rehefa tena alalinina , exploitation à outrance tout azimut des tendances psycho-sociologiques ,tsy misy firenena tsy ahitana olona toa an-dry Bernard Madoff ,Cheng hoo ,Pablo Escobart...,n\'aiza n\'aiza ,fa rehefa tsy mahay miaro ny ambaindain\' ny an\' ny tena dia tsy maintsy milentika any @ fahavoazana lalina , jereo fotsiny ny mahazo ireo otages internationaux ,les autres pays (les pays occidentaux , les pays aziatiques , les pays arabes , les ameriques )font l\'impossible pour les sortir des impasses ou qu\' ils se trouvent , fa raha ny fanjakana malagasy indray ,dia ny \"andraso eo mandrakizay iPaoly ouuzzyy\"no fenitra !!! ny ao Mada , na samy malagasy mpianakavy izao aza dia lasa mpifahavalo tanteraka noho ny asan\' ireo polifikanina gasy toa soavaly tapaka lamboridy mpanao monnaie de change an\' ireo compatriote- ny aty ivelany ireo!!! (secteurs bancaires , secteurs financiers , integrités morales ,assurances civiles diverses ,cultures et traditions ...)
Dia ny gasy kely mba miaro ny zavatra kely nanànany tary no entina hisolo vaika ny ankalana eo anatrehan\' ny TPI , na ny CPI ?? à l\' insu des pays imperialistes sans foi ,ni loi, ni dieu, ni maitre avec l\' aval des ex-presidents corrompus et pourris du monde entier !!!



:idea: :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422