mangalabady

1. xxx ( 13/02/2010 07:55)
misavirivol mints le lhl sasany @ ty karajia sy facebook ity de hisaraka hono fa nahita sipakel majakel de lozana mits madama, ny ankizy misahotaka mahonena mahita le dada tsy misaina intsony fa efa nosesefana ny maloto
aza idirana rehefa tsy mahazaka oa, nefa sipakel efa niteraka tsisy dada ny ankiz fa ze tonga eo babany avokoa :-D :-D :-D :-D
novalian'i LAVASANGA ny 22/04/2010 04:36
2. xxx ( 13/02/2010 17:47)
ka hono oa! iza no diso eto! lay sipa mangalà-badin'olona ve! sa ilay lhl jamban'ny fisehosehoan'ny sipa izay tsy fantatra akory zay tena tadiaviny @ tony karajia sy facebook itony?ary maninona no tsy maintsy ny lhl koa no mandaho na dia izy izao aza no diso fa tsy ra vehivavy!toetsaina tena tsy azoko mihintsy.
3. xxx ( 14/02/2010 14:34)
misavirivol mints le lhl sasany @ ty karajia sy facebook ity de hisaraka hono fa nahita sipakel majakel de lozana mits madama, ny ankizy misahotaka mahonena mahita le dada tsy misaina intsony fa efa nosesefana ny maloto
aza idirana rehefa tsy mahazaka oa, nefa sipakel efa niteraka tsisy dada ny ankiz fa ze tonga eo babany avokoa
samy adala e! 8O
4. bazylou ( 15/02/2010 18:56)
1-1 zany e, :-D :-D
5. xxx ( 24/02/2010 13:20)
ka ireny sipakely ireny indrindra abgé no tia mandrava tokantranon''olona toa izany e! aza mba "mazava aligna" ihany oa! ^^ ^^
6. Seeno ( 10/03/2010 11:13)
samy adala daholo na le sipa kely manadala, na le rangahy mety adalaina, fa matoa koa le rangahy mbola mierik@ ireny dia efa izy mintsy no tsy matotra hatr@ voalohany eh, na koa tia rendrarendra ka tafa-drabaka lalina, ka nanary ny vady aman-janaka.
an'iza ihany ny tsiny @zany? le rangahy andala tsy ampy saina sa le sipa kely panadala any le tsy ampy saina?
aza sendra ny vady maivan-doha ihany fa de tavela eo, satria ny sipa kely tsy ho lany, ary miaah sexy foana atran2 =(( =(( =((
7. xxx ( 10/03/2010 11:20)
rehefa tsy ampy siramamy ve ny cafe ao an-drano tsy aleo misotro ny cafen'ny hafa mba ampy siramamy??? ny vevavy mantsy rehefa vita ny mariazy sy ny fiterahana zaza 1 dia eo amzay fa tsy ampy siramamy le cafe, de lasa mitady any ankafa ilay rangahy.
8. xxx ( 17/03/2010 07:15)
tokony ordi no vadiany fa tsy olona raha izany ! :-D :-D :-D :-D :-D
9. LAVASANGA ( 22/04/2010 04:36)
Ny tena marina @io dia tsy fantatra intsony zay diso sy marina fa izao fotsiny anjaran'izy roa ihany no mifandamina ny amin'izay hilaminany fa raha tsy misy intsony ny fifanarahany na ny fijinjovana ny tokatranony dia aleo manao tenarana tsara dia misaraka koa e, atao ahoana fa ny an'ny lehibe vita ihany fa ny zaza no mampalahelo ka izany no fiainana ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1988