efa tsy tafa intsony fa aleo miala manaja tena e
1. vitamatavy
(
12/02/2010 18:56)
gifle etsy sy eroa mbola tonga saina ihany,tsy misy accord maputo hiarahana amin'ireo mpanao coup d'etat izany eo ,atsangano ny saina fotsy diany mbola tsy tara
répondu par fijo le 15/02/2010 19:04
5. xxx3
(
12/02/2010 21:18)
rahoviana i razanakisoa christine misitre fopla justice no mba hiala e,misy farany ihany ny ratsy
9. patrick2002
(
12/02/2010 23:03)
Efa ela no nahafantarako an`i Ambatobevohoka ,fa mbola tsy teraka izy hatramin`izao .
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
10. AndriambyII
(
13/02/2010 00:08)
Ny tany Ambatomanatongotra aza efa nilaza fa hanainga hifindra monina lavitra be efa t@ fahagolantany , toa mbola tsy nanamboatra entana akory !! mbola ao foana hatr@ izao !! :-D :-D :-D
11. milamm
(
13/02/2010 00:37)
hay v leuleu =)) =)),zany bevohoka zany rapa to mila fotoana miandry ra tsy diso za ny olombelona zao no fantatro 9 volana fa tsy oe bikina androany de teraka rapitso,ny elefanta ra tsy diso za zay no ela indrindra 18 volana ngamba izy zay ...mandrasa tsara fa vao mihetsi-jaza fotsn kalo zao defa lasa adala lisany tgv reo,mbola ho itany lisany refa teraka eo le vokatry ny heloky ny fat 2009 rehetr reny =)) =)) ela kalo ho voa mafy voloany fa itako sahady nefa tsy zay no hampitsiky anah fa ny rariny hivaly ho anreo finakaviana namoy havana latsadra tamin\'iny tolona iny efa ampangainy reto zandary nandray anjara t@ iny,tsy nahaloa sosy manko lavanify ka nivoaka ny blackmail :-P efa masaka io fa aza taitra tsony les rapa,sao miakatra eo ny tosi-dra fa ela efa nahazoazo taona ihany raha mihoatra amiko nefa mbola vasalahy ihany eto @ raharaha marina politika,famerenana reo sata sy fenitra fampihavanana no tratrariny reo faniriany maro an\'isa te hiady sy handresy ny olana sy fiantsina nataony fat =)) =)) atombony tsara ny saina oe tsy fitiavana olona no resaka hatrizay teto fa ny zvbita niainany rehetra ao Dago nandritra ny heritaona 2009-2010 ,fitiavan-Tanindrazana no dikany zany fa tsy tsy fitiavana olona 1 (Atoa Ravalomanana)manokana,betsak ny zv nataony tsy nety ary tena tsy reviko nefa kosa mbola misy anjara adidy tsy efany ao Dago hanarenana ireo hadisoany noho izany aleo lavitra manitsy ny manana zotom-po hiova ary manaporofo izany to zay firenena hafa efa niorimponenana 107 taona(1896-2002/2002-2009)no ilelafana faladia hanjanaka indray ,ra io no tsy azon\'ela de tsy iresaka politika @ ela tsony za satria tsy misy fitiavan-tanindrazana na kely aza ao @ ela,mino za fa tsy kanosa ela ka anao aleo tsy valina njay refa tratrany marina :-D =))
12. vitamatavy
(
13/02/2010 07:25)
mahaiza lesy mionina ry rapa ,efa tsy ho tafa izany io na inona na inona ataon lisany,raha misy ny fitiavan tanindrazana ao @ ireo faty iero dia tokony tsy hanao be mokiny ,azony ra8 anie ry letia o niady nampiasa an'ireo GP sy ny mercenaire avy any afrika du sud hiambina azy fony izy teny iavoloha ,saingy aleony mandefitra,
13. locl
(
13/02/2010 15:02)
Izany le hoe mananana ny fotoanany ny zava-drehetra. Esi e le herintaona lasa izay e!
Nanantena ery fa ho lasa izao, sainga zao izy tsy tafa intsony.
Nanantena ery fa ho lasa izao, sainga zao izy tsy tafa intsony.
15. yonikafopl
(
13/02/2010 19:15)
i bazylou le jamba faly tantanan'ny jamba,ka na hivarina any ankady aza de tanana mafy ihany ny tanany hihihihihihihihihi
16. ndotofetsy
(
14/02/2010 18:07)
yonikafopl:
i bazylou le jamba faly tantanan'ny jamba,ka na hivarina any ankady aza de tanana mafy ihany ny tanany hihihihihihihihihi
ndana aloha hanaovy chawarma sy kebe ny bandy fa aza mivanivany eo ry kiala fopla aaa
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. AndriambyII
(
14/02/2010 22:50)
F'angah tsisy cheeskabab sy sishui tohanana @ saké ?? :-D :-D :-D
18. pikatti
(
15/02/2010 13:55)
i bazylou le jamba faly tantanan'ny jamba,ka na hivarina any ankady aza de tanana mafy ihany ny tanany hihihihihihihihihipetsa koa rabazy beurrrrkkkk klé :-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. fijo
(
15/02/2010 19:04)
locl an,ny atao hoe lasa amin'ny foza anie letia ka ny fihemorana e,hon hon hon
