Mitsingerin anio n fotodraftr'asa lebe vitan' dada tet M/car
21. ifiona
(
09/02/2010 16:07)
nareo ko d nandra be tsy hay nareo aby ny manavaka an'ifiona sy Noue! tsa misy Noue kalou eto @ ity dinika ty hatr@ zao!
:lol: :lol: :lol: :twisted: :-* :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:lol: :lol: :lol: :twisted: :-* :-D :-D :-D :-D :-D :-D
24. patrick2002
(
09/02/2010 19:12)
ifiona:
hayy veuh, azafady e, tsy Noue io fa Annie2006 e :-D :-D :-D
i Noue kosa letsy mahavidy solonify ah!
mpiasany ambasady t@ androny Ravalo anie reny eh!
25. fijo
(
09/02/2010 20:37)
le namporisika ny hitifitra aloha,tsy ananana porofo hatramin'izao,fa le namporisika ny olona handroso,efa io hiaraha mahita io,ka iza no homena tsiny???
ary tonton ramakavelo ihany anie ,no nilaza fa tsy azo avela mankeny anosy ny olona hivory fa "zone rouge"eny e?????????hay ve fantany ny fisian'ny atao hoe zone rouge e??????
ary tonton ramakavelo ihany anie ,no nilaza fa tsy azo avela mankeny anosy ny olona hivory fa "zone rouge"eny e?????????hay ve fantany ny fisian'ny atao hoe zone rouge e??????
26. patrick2002
(
10/02/2010 08:40)
fijo : tsy haiko na mba droit inona no nianaran`ialahy ,efa tsy droit intsony izany fa efa charia izany fitsaran`ialahy izany .
Olona tsy niditra ny lapa ve lety ho tifirin`ialahy ah! sah azo hatao koa no mitifitra ny dadiste eny anosy fa mitady haka ny palais de senat
Olona tsy niditra ny lapa ve lety ho tifirin`ialahy ah! sah azo hatao koa no mitifitra ny dadiste eny anosy fa mitady haka ny palais de senat
27. milamm
(
10/02/2010 09:07)
=)) =)) io les ry fijo anaro rapa refa difotry bozaka de aza mirediredy,raha nisy havanlery voatifitra teny tsy irediredy otran'io lery fa siora za,tsy oe taiza no nitifitra na alalana avy aiza na iza no nanapoaka ny uzi ihany fa ra lalana izany no resahina tsy azony akory oe efa nisy ny fanaraha-maso investigation,proof of evidence @ antsipirihany vao miroso @ fiampangana atolotra ny fitsarana fampiharan-dalana ataony tompon'andraikitra @ fanadihadiana tsy miankina(see amnesty int.)eraha-mahita eo mo valimpitsarana,jereo oh.ilay misandoka ho lebany AV7 napetraky ny hat tena nanao lalam-poza @ io sary io tsy misy endrika tahotra na olona maratra akory fa madiodio be ny lalana itsoahany nahoana ???ankoatry reo analysis voalazan'ireo vavolombelona(tvplus,sy ilay olona mitazona ireo rakitra t@ iny)
28. terrywui
(
10/02/2010 16:27)
azonareo hatao tsara ny manamaritena fa raha atao ilay ankety lazainareo defa ela no tsisy tsony fa nofinofy zany MAGRO hiwawawawa nareo zany !!! satria :::::na innnn na innn teninareo de Ravalomanana sy ny TIM sy ny GTT no NITIFITRA SY NAMONO IREO OLONA MAROBE TAM 7FEV IREO ny ankoatra izay fanamboaramboarandresaka sy fialana bala fotsiny !! mazava ve ???? :evil: :evil: :evil:
29. Toumba
(
10/02/2010 16:40)
kozy ve lesy izany,ary ry tgv saika hanatitra ny PM teny ve @ ialahy tsy responsable nefa mbola misy gouvernement legale,nony avy eo rehefa azony fitondrana nisy roindefo nipetraka ve tao @ palais ambotsirohitra
30. fijo
(
10/02/2010 21:08)
rapa an,miverena mijery le film,fa i dolin mihintsy no efa nampandre ireo akamany fa tsy mahazo mihoatra ilay faritra notondroiny ry zareo,fa rah amihoatra dia maty maty foana,le rangahy miakanjo volondavenona iny no mbola namporisika,ka iza no homena loza?????
31. patrick2002
(
10/02/2010 22:54)
fijo : na inona na inona filaza misy ny lojika ary misy ny droit lazainao fa hainao ,tsy izay fitenenana rehetra izaho akory dia hanankery avokoa ,fa @ malagasy tout est possible .Satria tsy hajaina intsony ny lalana .
Raha niteny Dolin dia mazava fa kosa tsy azo hinoana ny hanakanana olona ety ivelany lapa hanatitra ny PM izay heveriny fa PM ny ,
Raha hamoaka fanambarana lylison rahampitso fa tsy azo hatao no mkivoru eny @ MAGRO fa hitifitra izahay hifitsaka any antrano daholo ve ianareo dadiste :lol:
Amiko tsy logique ny hanakanana ny olona tsy haneho ny heviny eny @ MAGRO satria proprieté privé io ,afaka mitabataba na mivavaka eo ny zanany ,

32. Rajakoo
(
11/02/2010 07:17)
Raha niteny Dolin dia mazava fa kosa tsy azo hinoana ny hanakanana olona ety ivelany lapa hanatitra ny PM izay heveriny fa PM ny ,
LOZIK VE ZANY RESAKA ADALA ZANY RY LE NANDRA :lol:
33. terrywui
(
11/02/2010 16:37)
ataondrapà mikorontana eo ny lohanareo fa mioandana havendranana ihany !!!! efa hita izao fa i dada no nitazona basimarovava de nitifitra ny Malagasy de mbola manamboatra ihany nefa maso efapolo tapitrisa nahita anzany dada nitifitra olona sy namono olona izany !!! zavatra hita maso ane zany fa tsy namboamboarina sy notefitefena maika otran'ny fataon'ny TIM e!!! hita be oe io dada de nandray basy de nitifitra olona de maty ny oul de mbola innn ndray ??????
34. Rajakoo
(
11/02/2010 18:00)
Milisin-dramaroson sy organès no voakarama hitifitra tao ry lebado t'y a!!!
Tsy maintsy nataon-dreo sorona ny olona tsy manan-tsiny mba hanosoram-potaka an-DR8 :oops:
Tsy maintsy nataon-dreo sorona ny olona tsy manan-tsiny mba hanosoram-potaka an-DR8 :oops:
35. bazylou
(
11/02/2010 18:07)
resaka nyanreo ry rajakoo , rehefa tratra teo ambody omby dia aza miala bala fa raiso ny andraikitra. LAzao fotsiny, inona no antony tsy nahatongany dadanareo hatr'izay ?? inona, tssssssssssss efa maloto be ny tanany sy ny sainy, :-P :-P :roll: :roll: :roll:
36. terrywiui
(
11/02/2010 18:17)
Masaka be zany Info zany leisy Rajako, izay VAO tena kobo ny fikan'ny tgv,ary ny olona mpamono olona tratra ihany na ho aiza aza