FAMPAHATSIAHIVANA LEHIBE t@ tolona!

1. papala ( 05/02/2010 07:43)
ny frantsay ange ry le tgv vendran'ity ka efa NALOHAN'NY MALAGASY T@ TOLONA 1947 E! firy moa ny MALAGASY MATY NAMOY NY AINY TAMIN'IRENY? ka zao ndray le tsy misy fisainana andry rajoelina TY DE miverina mandohalika any ndray? tena ANDRY RAJOELINA = SANS VALEUR ! alehonay ry ty MAMERINA AN'NY DADA RA8 A! IZY MBA TENA DIPLOMATIE AHAY! SADY TENA COMMERCIALE BE MIHINTSY! ECONOMISTE ! MANANA VISION matanjaka be sady MALAGASY IRAY RA AMINAY ! lazaina fa tsy mahay miteny frantsay RA8, NEFA izy afaka mivelatra tsara amin'ireo firenena matanjaka ! Manana fahafaha malalaka mihintsy izy mifanerasera amin'ireo! 8O 8O 8O 8O 8O 8O ARY TY LE andry rajoelina? :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
novalian'i fijo ny 05/02/2010 20:42
2. radomelina ( 05/02/2010 11:06)
aaaaaaaaa aza miakatra e rehefa tsy tia frantsay de mangina ny anay vive la france vive tgv ireo iany ireo atrany tsy mila r8manana zany e efa tsy ilaina tsony zany ra fetsison ary iny efa nanome azy daka v...dy fa olona tsy misy ilana azy vive tgv ,tgv,tgv vive la france :-*
3. terrywui ( 05/02/2010 19:14)
papala= manao resaky ny very fanahy fotsiny elah na mitapi-maso otrin'ny soavaly ka miondana foana tsy mahalala afatsy lalana tokana ! :evil: :evil: :evil:
4. fijo ( 05/02/2010 20:42)
ny tena mampiomehy amin'ity zaza ity anie dia izao e,milaza izy fa efa ahilika izao ny antitra fa aleo ny tanora no handrayny andraikitra.
jereo nefa fa ireo lazainy fa "parlementera"nizestiavany niara naka sary taminy,tsy misy latsaky ny 50 na iray aza.sa ny tranainy gays ratsy fa ny tranainy vazaha milay be????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0755