REGARDER VIDEO Rajoelina invité du LCI 1er fev2010
23. diloo
(
02/02/2010 22:04)
mialatsiny fa votsindry tsy nahy ilay bokitra alefaso . Any ka tsy afaka namerina namaky ny soratro. :-D
Koa ho averiko.
Tsy zava-baovao eran'ny afrika io. Ary izany indrindra no notsipahin'ny mambra ny UA, ny mpanjakan'ny chef PLANTON ny frantsa toa an'i khadafi guide mpanjakan'i Andry planton en second.
Efa miala tsikelikely ny zone d'influence francophone ny mambra ny UA: tsy mamokatra.
Atsy ho atsy, dia eo amin'ny 1 500 000 ny chomeurs en fin de droit frantsay, ary efa miamaro koa ny zanabazaha tsy minankanina firy ankehintriny, izay mitetina 600 000 enfants pauvres et sans abris.
Miamaro koa ny demandeurs de CMU.
Araka izany, dia sahiran-doha ra-sarkosy: inona ny sopapa azo atao:
Valiny, atao izay hividianana an'i Andry hitazomana ny pouvoir.
Une fois raikitra io, dia amporosiana ny 4mi vozongo hanao émigration à outrance any Madagasikara. Averina hoan'ny vazaha ny tanàna Sakay sy Arivonimamo.
Izany hoe ho averina ho an'ny colons ny tany. Ny gasy hiaran'izany kosa dia mitsako tsy misy.
Efa hatramin'ny andron'ny PSD sy ny filoha Tsiranana io système io no niantra amin'ny ekonomia malagasy, hafahana manamafy ny dépendance économique malagasy vis à vis des ex-colonisateurs.
Ary mety maha omby satria tsapan'ny frantsay fa mbola maro ny indigènes azo vidina mora, toa ny vahoaka HAT ohatra. :-D
Koa ho averiko.
Reo lobby frantsay(elysee,quai d'orsay)moa de hanao izay hampitovy lasitra ny niseho tany Mauritania amintsika,ao anaty korontana sy tsy filaminana iny indrindra no hitazomana ankeriny maharitra ny ady antrano ampamora ny fandrobana ny fananam-pirenena ao Madagasikara.
Tsy zava-baovao eran'ny afrika io. Ary izany indrindra no notsipahin'ny mambra ny UA, ny mpanjakan'ny chef PLANTON ny frantsa toa an'i khadafi guide mpanjakan'i Andry planton en second.
Efa miala tsikelikely ny zone d'influence francophone ny mambra ny UA: tsy mamokatra.
Atsy ho atsy, dia eo amin'ny 1 500 000 ny chomeurs en fin de droit frantsay, ary efa miamaro koa ny zanabazaha tsy minankanina firy ankehintriny, izay mitetina 600 000 enfants pauvres et sans abris.
Miamaro koa ny demandeurs de CMU.
Araka izany, dia sahiran-doha ra-sarkosy: inona ny sopapa azo atao:
Valiny, atao izay hividianana an'i Andry hitazomana ny pouvoir.
Une fois raikitra io, dia amporosiana ny 4mi vozongo hanao émigration à outrance any Madagasikara. Averina hoan'ny vazaha ny tanàna Sakay sy Arivonimamo.
Izany hoe ho averina ho an'ny colons ny tany. Ny gasy hiaran'izany kosa dia mitsako tsy misy.
Et le dit Dd est ramené à 5% (au lieu de 10%) pour l’importation de produits semi - finis.Fati-antoka ho any firenena izany satria fepetra asainy total,Bolloré,Delmas mpangorona ny fananantsika tsy ara-drariny anisany mpanohana ny lobby sarko eraky afrika
no ahazo tombony @ zany,izay karakarainy lavanify mialoha dieny zao
Efa hatramin'ny andron'ny PSD sy ny filoha Tsiranana io système io no niantra amin'ny ekonomia malagasy, hafahana manamafy ny dépendance économique malagasy vis à vis des ex-colonisateurs.
Ary mety maha omby satria tsapan'ny frantsay fa mbola maro ny indigènes azo vidina mora, toa ny vahoaka HAT ohatra. :-D
25. diloo
(
02/02/2010 23:01)
Tena farany an.
Io ilay vinavina mety hitranga: Bientôt une forte immigration française à Madagascar:
Le malheur des uns fera le bonheur des autres car les investisseurs étrangers se bousculeront au portillon, un RMI (ou RSA) suffira à monter sa boîte à Madagascar. Tandis que les opérateurs locaux eux n’auront plus qu’à mettre la clé sous la porte car il leur sera très difficile de s’aligner dans ces conditions. :!: :?: :idea: :cry: :twisted: :wink:
Atsy ho atsy, dia eo amin'ny 1 500 000 ny chomeurs en fin de droit frantsay, ary efa miamaro koa ny zanabazaha tsy minankanina firy ankehintriny, izay mitetina 600 000 enfants pauvres et sans abris.
Miamaro koa ny demandeurs de CMU.
Ho amporosian'i ra-sarkosy ny 4mi vozongo hanao émigration à outrance any Madagasikara