Sao mba misy manana motorolla E398 ny namana e!?

1. fetrakens ( 02/02/2010 10:01)
Tsy mety mahazo internet le phone! ahoana no fi- activé - na ny GPRS!! Efa niantso Service clientèle (telma io an) fa tsy mbola mety ihany e!!
Merci de msaotra :{
novalian'i xxx ny 09/03/2010 09:02
2. xxx ( 09/03/2010 09:02)
Efa nahita valiny sa tsia?

Raha mbola tsy nahita dia mety ho toy izao fa tsy mahay motorola aloha.

angaha moa mila activéna ny GPRS? Ny configuration-ny no tokony hatao fa tsy activation nefa tsy haiko aloha.

Paramètre
Communication data: dia ao no misy reseau maromaro na mety ho iray ihany arakaraky ny phone io. Tokony hisy ny reseau Telma ao aloha ka raha tsy misy dia créeo. Rehefa créer dia Régléna ny APN nefa tsy haiko ny APN Telma fa kamo aho itady azafady. Io APN io no tena important sinon tsy afaka mihitsy. mety hoe telma fotsiny no APN, na telma.mg na tsy haiko. Miankina @ abonnement-nao io satria raha ohariko @ aty frantsa dia @ orange izao dia misy ny hoe orange fotsiny raha mobicarte enao, raha abonnement tsotra enao dia orange.fr, raha manana carte pass internet indray ianao dia lasa orange.ie. Ny SFR sy bouygues toa iray ihany ny APN dry zareo raha tsy diso aho. Rehefa vita ny APN dia normalement vide ny ambiny fa fenoiny automatic ny identifiant sy ny mot de passe. Donc validéna ilay izy dia tafaverina any @ menu précédent ianao.
Avy eo indray dia mankany @

Reglage internet: ary mety misy profil ao nefa mety togna dia ny hoe Telma fotsiny koa ny ao raha ohatra ka portable novidianao tao @ telma ny phone. Raha misy maro dia tsy maintsy fidianao ary ataonao par défaut ny Telma. Raha tsy misy dia mazava ho azy fa tsy maintsy créena ihany koa. Rehefa vita indray izay dia jereo ny config n'izy io ary ny Connexion via = TELMA .

Utiliser proxy = non
.....
Nom d'utilisateur (tokony mitovy @ APN angamba na telma fotsiny
mot de passe = aza asiana n'inn n'inn fa omeny automatique koa après. dia validéo dia tokony ho vita après

Mazotoa mitranokala ary :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0867