Andry Rajoelina en transit à Paris

21. fijo ( 29/01/2010 20:52)
ka bado ko,inona intsony ary,mandeha aza ry zalahy mihemotra
22. nancy ( 30/01/2010 16:46)
Ssssh, mangovitra tsisy ohatr'izany iny raha vao hihaona amina diplomaty izany, olona sans qualite ve ???

diloo:


Ary lery ve nanoloana ny bekintana, nataony teny amerikana sa dia mamaky toa ny fanaony dia tsy fantany izay hovakiany, dia ny 4 lasa 6. Mety izay tokoa angaha.Mbola tsy nahita any lery niteny irery aho manoloana ny instances internationales fa ny teny noman'i Ratsirahonana foana no vakin'ny lery. :wink:



23. fijo ( 30/01/2010 22:46)
izany ve ry nancy????sao tokony hampodiana haingana ary iny zaza iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0432