REGARDER VIDEO Journal-Monja à Antsonjombe
1. vatofototra
(
23/01/2010 18:36)
REGARDER VIDEO Journal-Monja à Antsonjombe -prevoit de mettre en place des institutions 23 jan2010
- Monja Roindefo a tenu un meeting à Antsonjombe
- Il prevoit de mettre en place des institutions si la crise persiste
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
- Monja Roindefo a tenu un meeting à Antsonjombe
- Il prevoit de mettre en place des institutions si la crise persiste
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i fijo ny 24/01/2010 20:39
3. tgvafond
(
23/01/2010 21:01)
Betsaka ny olona leo politika marina leuleu!!! zara aza misy mpampadihy dia naleon-dry lerony nanomjy an-dry Lola ,Tsiliva,Tinondia, ny resak'i Monja koa tsisy heno, tonga dia tapaka zao fotsiny ny tena anton-dia teny , dia ny hoe hitsinjaka :-D :-D
Mandà ny accords MaputoI sy Addis Abbbeba aho hoy Ing Roindefo fa tsy reveko ny fanapahakevitra tokana noraisin'ny TGV :idea: :idea: inona koa ny dikan'izany :idea: :idea: zavatra mitovy ihany??? sa hoe tsy sahy niteny fa tokony nampiarina ny ny vita sonia??? Hay moa kay Ing RAINY mbola PM ilay be vava be taloha iny hoe tsy mila an'izany Afrikanina izany isika hitsabaka @ raharaha-tonkan-tranontsika ,
Aoka datoa , ianareo ve efa mitapy e???

4. fijo
(
24/01/2010 00:20)
ka rah aizao lery no averina eo kosa ve ry zama tsy ...tsinjovina ihany ny hoavy saoooo an
5. pikajunior
(
24/01/2010 00:52)
aza mirediredy eo eh ,i roindefo sy andry anie toy ny mpirahilahy mianala tsy vaky fa mitritra e,
6. xxxw
(
24/01/2010 13:33)
Monja Roindefo a fait parvenir à Andry Rajoelina une invitation pour la manifestation de samedi à Antsonjombe. Toutes les tendances politiques ont été invités aux vÅ“ux de Monja Roindefo.
Tsy tonga tao intsony ny rafilahiny aza :lol:
Tsy tonga tao intsony ny rafilahiny aza :lol: