REGARDER VIDEO Journal-Impasse totale et la Grenadocratie va

1. vatofototra ( 22/01/2010 19:00)
REGARDER VIDEO Journal-Impasse totale et la Grenadocratie va continuer 22 jan2010

Jean-Ping est reparti ce jour 22 janvier 2010 et donne 15 jours à chaque mouvance de réagir à la proposition du GIC

- Impasse totale sur la crise politique à Madagascar
- La Grenadocratie va continuer


http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i fijo ny 24/01/2010 20:41
2. pikatti ( 22/01/2010 21:09)
Dia efa manasa tanàna ahy zany hoy indray raping pong :lol: atoneo ny fo hoy izy ihany mantsy an-dry zalahy fa dia afaka 15 jrs izany mifampitady :-D
Ary tsy dia be resaka intsony i Roindefo nefa efa nomena ilay hanaovana bal poussière hafanain-dry lola, tsiliva :lol:
3. esserra ( 22/01/2010 21:15)

Hitanay tsara izao fa tsy manaraka ny natao izany ny ankolafy TGV , tsy tonga hanambitamby akory izahay hoy izy fa hanaraka raha nampihatra ve sa tsia ny fifanarahana tany Maputo1 sy Addis Abeba, ka efa mazava ny resaka izany , fa aleo hisotra rano kely ao izy aloha , hampitoneny ny fony
4. fijo ( 22/01/2010 21:19)
de inona hono no hitranga avy eo
5. pikatti ( 22/01/2010 21:26)
De tsy haiko lesy rafijo fa ny hamapaovina seza rivotra :lol: lainga lainga fa tena tsisy ny maha filoha azy mihitsy aloha ty Rajoelina ity e
De hita eo leisy e, fa inona no hitanareo tena tsara atao ary e :idea:
6. fijo ( 22/01/2010 21:48)
miandry isika e
7. pikatti ( 22/01/2010 21:57)
Ka eo indrindra no hahitana raha misy lanjany itony GIC sy ny hafa , fa raha tsy milamina io de lasa manoné paika ho han'ny sasany hikotrika fanonganam-panjakana indray
8. mamijo ( 22/01/2010 21:59)
mahaliana mihitsy ny resaka politikanareo ato
9. pikatti ( 22/01/2010 22:10)
slt mamijo , :-* :-*
tongasoa e, miandry ny opinion-nao koa anie ny mpisera e :lol:
10. mamijo ( 22/01/2010 22:14)
za tsy tia politika fa mahita anareo mifanasa vangy eto dia gaga ihany :* :* :*
misaotra pikatti an
11. pikatti ( 22/01/2010 22:19)
Ary enao zany anie vao izao no tazako sa ???mifanasa hevitra raha ny tena marina :lol: izahay ato anie bandy akama daholo e, aza misalasala tongasoa @ fikambanana
12. patriick2002 ( 22/01/2010 22:31)
Tsy misy afa tsy Rajoelina sy ny Frantsay ihany no afaka mitondra an'i Madagasikara e, io no azahoany tombony aloha hatramin'izao
13. pikatti ( 22/01/2010 22:37)
Zany toe-tsainan'elah leisy klé :roll: :roll: :roll: !!!! tsy misy hafa @ rabitrovoalavo Raping mbola miresaka @ mouvances hafa de lery miteny hoe resaka tigre an-ttsy zany menaces zany e, :oops: :cry:
14. milamm ( 23/01/2010 16:29)
:-D :-D tsy mivoatra mintsiny ry akama isany le toe-tsainy rapa :-D aiza ko oe tsy misy afatsy ny frantsay sy reo militants coloniales(lavanify sy rapa mpanohana azy reo)zay le resy tsy miady tsy 1960 tsony zao fa 2010:-D le ady mo mazava oazy fa fahaleovantena tanteraka hisafidy ireo hiara miasa sy hifandrarahana @ lafimpitondrana satria zony rehetra malalaka nesorina taminy zany
raha nanaiky an'io daholo ny rehetra de tsy nisy ny fitakiana ny ara-dalana,ze tsy manaiky mo de tifitra andalambe,lakrimozena na gadra.Fomba fanaony voanjo @ asa anterivozona sy ny loi cadre taloha zany arahina herimpamoretana kely @ vava basy .Tsy fototra marina iorenany fiaraha monina Malagasy izany noho izany tsy azo ekena ,tsy aharitra zany no dikany
15. zakilinina ( 23/01/2010 20:21)
Taraiky be ity patrick2002 ity. Toe-tsaina tamin'ny 1896 ny anao izany marina !
16. fijo ( 23/01/2010 23:17)
oka letsy rapa a,aza miverina be toa izany letsy e
17. pikajunior ( 24/01/2010 01:03)
Mon pays subit une crise politique extrémement grave et on n’entrevoit aucune solution à l’horizon », écrit Andry Rajoelina dans une lettre ouverte publiée
18. fijo ( 24/01/2010 20:41)
iza no nampiditra azy tao nefa,???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0573