saction subuto hoan'ny puchistes

1. xxx3 ( 22/01/2010 01:00)
efa nivoaka ny fumé blanche avy ao @ carlton ,izany no fambara fa nahazo PM vaovao ny malagasy dia i mangalaza
manomboka izao dia mangataka izahay vahoaka madinika
saction subuto hoan'ireo izay nanao coup d'etat teto @ firenena
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:07
2. xxx3 ( 22/01/2010 01:01)
izay le conclave tao @ carlton :-D :-D :-D androany
3. ndotofetsi ( 22/01/2010 01:25)
Lany mangahazo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. ndotofetsi ( 22/01/2010 01:27)
Sao mbola setroka mainty =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) o^o
5. radomelina ( 22/01/2010 09:45)
tsy misy miala zany eo na basy ipaoka na tfondro idoboka nga zay r8 no itsaoka vao tairna @ basy le.tsy misy ataoranay zany eo na amerikanina na sadc.de mievitra ve ny zana,kosy fa anaiky ny iverenany r8 zay efa namotika an gasikara zay e :x
6. feticon ( 22/01/2010 18:17)
tsy resaka fampiharana an'ny accord maputo3 no maha maika izao fa ny fanasaziana an'ireo milaza azy mafy loha be ireo
aiza ny USA ,EU, OUN ,UA, SADC hanameloka sy hanasazy @ izay
7. fijo ( 22/01/2010 20:43)
miandry aloha e,inona ary ty maika ity
8. vitamatavy ( 22/01/2010 23:07)
efa manomboka ny capsaty bis ,mila mihetsika ihany ny mpitolona f'efa leo ny zandary,hay olona mpilaiso fotsiny le lehibeny zandary eto tana iny GAL bruno razafindrakoto,nahazo saosy be tany @ ravalo dia avy eo nivadika ka lasa tgv


Fort Duchesne

Les éléments de la FIGN ont refusé de sortir hier
De sources concordantes, « les éléments de la Force d’Intervention de la Gendarmerie Nationale (FIGN) basée à Fort Duchesne ont refusé hier, de participer au maintien de l’ordre aux côtés des troupes de l’EMMOREG dirigées par le Colonel Ravalomanana Richard ». Si ce n’est pas de la désobéissance, vis-à-vis de la hiérarchie, ça lui ressemble. Certains observateurs y voient méme, à tort ou à raison, un CAPSAT bis. Faut-il rappeler que la FIGN a déjà réduit le nombre de ses éléments à l’EMMOREG depuis samedi dernier. Lors de notre venue à Fort Duchesne hier, les responsables ont juste expliqué que « pour le moment, aucune information ne peut étre divulguée ». Pourtant, l’ambiance sur place suffisait à démontrer que des malaises existent réellement au sein de cette Force d’intervention de la Gendarmerie. En effet, les éléments de la FIGN, tous en tenue militaire, ont tenu une réunion dans la cours dudit camp. Aucun d’entre eux n’a quitté le lieu hier.



Démission. Selon toujours nos sources, il serait méme question de la démission du numéro Un de la Gendarmerie nationale. Ce responsable aurait été soupçonné d’avoir reçu une forte somme d’argent de la part de l’ancien président de la République Marc Ravalomanana au mois de décembre dernier et les troupes de la FIGN réclament actuellement le partage de cette somme. Cependant, il convient de noter que le président de la HAT, Andry Rajoelina a déjà été mis au courant de l’existence de ces malaises au sein de la FIGN. Pour résoudre cette situation, le Premier ministre de la HAT, le Colonel Camille Albert Vital a fait le déplacement à Fort Duchesne hier soir. L’on aura certainement davantage d’informations sur cette « crise » au sein de la FIGN dans les jours qui viennent.

Davis R
9. dofinois ( 23/01/2010 00:14)
je pense qu'à partir de maintenant, les putchistes et la HAT commenceront à vraiment étre plus intelligents et penseront mieux aux conséquences de leurs actes

j'ai hate de voir ce qui va se passer dans 15 jours : qui vont se dégonfler (par intelligence) et qui vont encore foncer téte baissé contre le mur du GIC.

Qui seront les nominés pour les sanctions personnelles prévue dans les coulisses et en quoi celles-ci consisteront ?

Au moins, je pense que les mandats d'arréts et autres intimidations cesseront immédiatement, sauf ci la ministre de la justice actuelle se porte volontaire pour étre première dans la liste des nominés par le GIC !!!

Soit dit en passant, relâchez SVP (méme sous LP) tous les journalistes et avocats que vous avez mis en prison ! Ceci pourrait étre percu comme un début de bonne volonté de votre part.

Le pari est ouvert, faites vos jeux
10. diloo ( 23/01/2010 10:37)
Ny fahitako azy, dia tsy hanaiky ny frantsay, ary hanao izay tratry ny heriny ny lobbies-ny sy ny service secret-ny (quai d'orsay sy ny élysée).
Ny fusibles-ndreo (Andry R. sy ny miaramila mpomba), dia tsy maintsy vokisana ara-bola mba hitazomana ny état de fait sy ny système napetraka efa 1 taona sahady izay.
Ny fanatanterana izany, dia miankina amin'ny rapport de force entre ny miaramila an'i Andry TGV sy ny Tafika malagasy.
Ny Tafika malagasy tsy te hipetsapetsa amin'ny ny système HAT, izay nangina hatramin'izay.
Ary ny miaramila HAT efa manomboka mihena ny mpanaraka azy (tsy manaraka baiko ohatra ny FIGN, hi-renforcer ny service de répression du peuple, pour compléter l'EMMOREG).
Ny PM VITAL Fatal etsy andanininy, mifidy tsara ny teny lazainy, raha sanatria tokoa mivadika ny rapport de force, mba tsy dia mavesatra loatra ny mise au placard ao aorian'ny crise, manoloana ny frères d'armes-ny. Matahotra lery, ao aoriana ao, tsy voaroiroy toa an-draSarla sy i an-draLelyson, izay andrasan'ny rehetra rehefa milamina ny tany sy ny fanjakana.
Asaky handoto hatramin'ny farany ny image-ny manoloana ny malagasy, ny Afrika, ny GIC sy ny eran'izao tontolo izao ve ny frantsay(mody miaraka @'ny GIC, nefa aty ambadika manimba ny GIC)?
Etsy andaniny, raha ireo vola be ny contribuables frantsay, izay lanin'ny Elysée sy quai d'Orsay, fantatry ny vahoaka frantsay, angamba rombo be any Frantsa. Be ny chômeurs, ary efa miamaro koa ny classe moyenne mangataka sakafo any @'ny restaurants du coeur. Raha manam-bola hanaovana destabilisation politika ao antin'ny sehatra fransafrika ny fanjakana vozongo, mety hiteny ny frantsay hoe karakarao izahay chômeurs sy ny sahirana fa aza mandany ny volanay any Madagasikara. Saingy matanjaka ny service de communication journalistique, eny na dia ny AFP aza voa-brider ny quai d'orsay. Mino aho, fa atsy ho atsy, dia ho avoakan'ny Canard Enchaîné io: L'implication de la France et l'argent des contribuables français ayant permis le putch d'Andry TGV à Madagascar en 2009.
Ny pari-ko izany dia tsy hanaiky an'io ny vozongo ary hanindry ny GIC ny HAT.Mitady ny afahana hanaovana ny guerre civile no mety ho hitranga.Saingy hendry ny malagasy koa tsy ahaomby io.

:idea:
11. fijo ( 23/01/2010 20:43)
miandry isika e,ho ita eo ihany.
12. bekafara ( 23/01/2010 21:26)
aleo hiahatra ny sazy hoan'ireo mpanao coup d'etat ireo e
13. fijo ( 24/01/2010 00:07)
ka le sazy anie ry zalahy tsy mihantra amindry zalahy e,izy efa feno tsy mety lany ny azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412