REGARDER VIDEO Journal- Arrivé de Jean-Ping -Maintien Maputo
1. vatofototra
(
21/01/2010 19:39)
REGARDER VIDEO Journal- Arrivé de Jean-Ping - Maintien Maputo- 21 janvier 2010
- Jean-Ping a rencontré chaque mouvance ce jour
- Application et précision Accord de Maputo
- Referendum suivi d'élection couplée présidentielle-législative avant novembre 2010
- Maintien de Mangalaza au poste de Premier Ministre
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

répondu par fijo le 22/01/2010 20:47
2. vitamatavy
(
21/01/2010 19:56)
lany ny fikan'ireo faty ireo fa dia tsy maintsy hanaiky an'i maputo ihany si non saction individuelle efa miomanana any ary efa vita ny lisitra
4. ndotofetsy
(
21/01/2010 20:35)
mody ekena io de avadika refavieo hamoahana decret kely balitika fotsiny
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. fijo
(
21/01/2010 20:41)
ary voalaza amin'ilay vaovao gasy fa niakatra daholo ny vidinjavatra,nefa naritsimba milaza fa miaina tsara ny vahoaka,ka iza no mamorona e???
8. pikatti
(
21/01/2010 21:13)
Ahita vaovao aloha @ ity herinandro ty e, ka aza ilay divorce raha tsisy fifanaraha intsony na mety haka sakaizakely ihany ry zalahy,( ary aiza tokoa hoa i sakaizakely izay e :lol: )
Dia ho hita eto ny vaovao izany fa vao manomboka io ny zafera , misaotra lesy vatofototra :wink:
Dia ho hita eto ny vaovao izany fa vao manomboka io ny zafera , misaotra lesy vatofototra :wink:
10. pikatti
(
21/01/2010 21:23)
Mandiminaaiza ntsony lesy zavatra échec et mat ve io na handroso na hihemotra tsy hoe sadasada intsony io
12. naritsymba
(
21/01/2010 22:41)
ary voalaza amin'ilay vaovao gasy fa niakatra daholo ny vidinjavatra,nefa naritsimba milaza fa miaina tsara ny vahoaka,ka iza no mamorona e???
Tsy ny vidin-javatra akory no niakatra fa ny karama raisin'ny vahoaka mihitsy no nihena be de be ,tadidiko tsara anefa t@ andron'i R8 ny vary ny hena ara-dalana tsara ,indrindra moa izany hoe produits laitiers izany dia nihinana isan'andro izao ,tssss, hatramin'ny nisian'io TGVENDRANA io , zara raha mihinana fromazy aoanatin'ny roa volana :x :cry: :cry: :cry: :oops:
13. feticon
(
21/01/2010 22:51)
haka ny plasiny @ izay izany mangalaza,i le PM vazaha be iny efa miboredika sisa na ny mamaly ny mpanao gazety azy,saika voateliny hatraminy paraky tany ambavany,soa ihany fa nanao madinesy lery fa raha tsy izany kobo ny ranomasony latsaka
hon hon hon :-* :-* :-*
hon hon hon :-* :-* :-*
14. diloo
(
21/01/2010 23:12)
Ny miaramila vs ny tolotra ny GIC, tsy mila sortie de crise. Ary ampafantariny izany eo amban'ny masony:
21-01-2010| Écrit par RC
Alors que Jean Ping consulte les parties malgaches au premier étage du Carlton, les forces armées malgaches répriment en contrebas les partisans des Accords de Maputo. C’est-à-dire ceux qui veulent une sortie de crise négociée entre Malgaches. :twisted: