raikitra ny rombo eo anaosy

1. Scofield007 ( 21/01/2010 12:45)
ny GIC miampy 4mouvance mijery avy eny ambony ao anaty trano fitaratra
mihinana pop korn.
novalian'i fijo ny 22/01/2010 21:16
2. pimaso ( 21/01/2010 13:19)
ataovy serieux moa!
3. Scofield007 ( 21/01/2010 13:57)
efa resaka serieux izany ry pimaso,ety ambany raikitra ny rombo ery ambony mijery sy manao evaluation,ny tiako ho lazaina tsy hilamina izany io raha tsy d'accord ny 4mouvance nefa raha ny zava misy tsy ho amin'izany mihitsy.
4. pikatti ( 21/01/2010 14:17)
Mety marina ny kôzin'ela kah, aleo vatofototra hanao récap kely ndray rasoarasoara ,d'efa miandry anao ny pokna ry Mr vatofototra zany :lol:
5. Mirananirina ( 21/01/2010 14:45)
ny GIC miampy 4mouvance mijery avy eny ambony ao anaty trano fitaratra
mihinana pop korn
ilay raika lahy mihinana inona? :-D :-D
,d'efa miandry anao ny pokna ry Mr vatofototra
izay indrindra
6. fijo ( 21/01/2010 20:29)
le iray mihinana karoty tsy misasa
7. ndotofetsy ( 21/01/2010 20:32)
mihinana pop koaitra hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =))
8. fijo ( 21/01/2010 20:42)
kay kay
9. pikatti ( 21/01/2010 21:29)
mihinana pop koaitra hon hon hon

=)) adinony mbamin'ny fotoana t@ raping pong zany o^o
10. fijo ( 22/01/2010 21:16)
variana lery ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1627