REGARDER VIDEO Journal- Le GIC arrivera demain

1. vatofototra ( 20/01/2010 20:17)
REGARDER VIDEO Journal- Le GIC arrivera demain

- Jean-Ping arrivera le 21 janvier 2010 à Madagascar
- Menace de la Grenadogratie par les militaires
- Conférence de presse de Monja Roindefo

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i fijo ny 21/01/2010 21:04
2. wxxx ( 20/01/2010 21:11)
Miandry sazy izany sisa ny HAT izao koa, tsy maintsy hiverina hifanaraka ihany ve , politika ty lehiretsy !!!, Dia hifandray tanàna indray izany , nefa hoe efa nisy mandat hisamborana an'i Andrinirina Fetison ha ha ha, mahita zavatra @ ireto tgvendrana ireto marina moa ,tsssss, lasa bandy sy rola sisa ity ny raharaham-pirenena 8O 8O
3. ndotofetsy ( 20/01/2010 21:12)
tsisy ra8 arrive après angaha
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =))
4. fijo ( 20/01/2010 21:19)
hoadray mahay miverina anie ireo e,izay no maha foza azy
5. Vahoaka ( 20/01/2010 21:33)
Tsy mihenan-kena ny vahoaka fa toa miakatra daholo ny vidin-javatra , tsisy azom-bola intsony na vola baoritra aza :roll: :roll:
6. fijo ( 20/01/2010 21:35)
ka nareo "vahoaka"ihany no nametraka an'io eo ko,izao nareo mahazo ny tianareo.kozy e,anontanio anie naritsimba e
7. naritsymba ( 20/01/2010 21:44)
Ahoana lesy fijo a, ka ny tena blem anie ilay taninay nopehan'ny le8 iny tsy vita borne ,ka tsy nahitana fika nakana azy e, i Rajoelina indray akaman-drabofy dia izy no nahita fikafika tany ary le tena tompony ary izao mihahaka fotsiny ery!!Tsy rarahinay izay mahazo azy any hihihi
Fa ilay vahoaka nolazainareo anie ireo vahoaka novidiam-bola iray izay aloha t@ ben'ny tananan'Antananarivo,ary ny faharoa dia tsy izahay vahoaka no nametraka azy eo @ fitondrana fa izy no tonga hoa azy teo napetraky lafrantsa sy ny capsat :lol:
8. ifiona ( 20/01/2010 22:00)
naritsymba :-D :-D :-D
9. xxx3 ( 20/01/2010 22:48)
ela ela indray vao hita ry i fion a :-D :-D :-D
10. Mirananirina ( 21/01/2010 11:02)
ka nareo "vahoaka"ihany no nametraka an'io eo ko,izao nareo mahazo ny tianareo.kozy e,anontanio anie naritsimba e
nareo vahoaka??????tena vahoaka marina!! :)
faharoa dia tsy izahay vahoaka no nametraka azy eo @ fitondrana fa izy no tonga hoa azy teo napetraky lafrantsa sy ny capsat
izay no tena izy, =D> =D> =D> =D>
11. fijo ( 21/01/2010 21:04)
ASA ko,izy milaza fa napetraky ny vahoaka,naritsimba manamafy izany.ko za ve mahalala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1127