Mba asio sondage kely hoe razoky

1. saranga ( 20/01/2010 08:14)
Izay sahy rangahy manao a, asio sondage hoe : iza no tianao :
1- RAVALOMANANA Marc
2- RAJOELINA Andry (dit TGV)
3- LAHINIRIKO Jean
4- RAJAONARIVELO Pierrot (dit Tonton Sôla)
5- KALETA (dit Lebadolahy)
6- RATSIRAKA Didier (dit Déba)
7- ZAFY Albert
8- RAMAROSON Alain (dit Bôlô gaffeur)
novalian'i fijo ny 21/01/2010 21:02
2. sylvain ( 20/01/2010 13:43)
Les plus sérieux prétendants en 2010

Marc Ravalomanana (70%, 1 935 Votes)
Andry Rajoelina (11%, 304 Votes)
Pierrot Rajaonarivelo (6%, 165 Votes)
Raymond Ranjeva (5%, 143 Votes)
Edgar Razafindravahy (3%, 75 Votes)
Rolland Ratsiraka (2%, 59 Votes)
Monja Roindefo (2%, 53 Votes)
Tantely Andrianarivo (1%, 46 Votes)
3. pikatti ( 20/01/2010 15:52)
ÉGISLATIVES DU 20 MARS 2010
Vous votez les députés
TIM (60%, 984 Votes)
TGV (13%, 213 Votes)
Autre (12%, 195 Votes)
GTT (7%, 113 Votes)
MFM (4%, 62 Votes)
Arema (3%, 52 Votes)
Monima (1%, 21 Votes)
AVI (0%, 11 Votes)
Total Voters: 1 651
4. maryline ( 20/01/2010 18:10)
Salut Pikatti! Mandeha izy izany an!
5. AndriambyII ( 20/01/2010 18:16)
1- BENOIT
2- ZEFA
3- PAOLY
4- IFIRINGA MIEVOTRA
5- IBADO
6- IKOTOFETSY
7- IMAHAKA
8- IDODA
9-KOMISERA RATANDRA
10-BAKO MPITSONGODIA
11-NENILAVA
12-BENANDRO
13-PERE PEDRO





:-D :-D :-D :-D
6. AndriambyII ( 20/01/2010 18:21)
Azafady je flippe un peu !! j' ai pas d'obligation pour montrer mes opinions personnelles pour le moment .
7. xxx3 ( 20/01/2010 18:22)
fanatatra ihany tena foza raha vao hoe safidim bahoaka no resahana :* :* :*
8. fijo ( 20/01/2010 21:08)
ka foza ko
9. ndotofetsy ( 20/01/2010 21:10)
za
za
za
za
za
za
za
za
za
za
za
za
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. wxxx ( 20/01/2010 21:12)
Mndany pejy fotsiny :-D :-D :-D :-D
11. fijo ( 20/01/2010 21:21)
ananany maro io ka,pejy baoritra koa???hihihihih
12. ANARIM ( 21/01/2010 09:11)
iza no tiako nareo telovavy???? ty no tiako fa matavitavy!!!!
ra vo mahia otry ny tôlakatsaka klou zany d eliminé direct amiko e!
13. rabaradaka ( 21/01/2010 09:51)
Tsara ihany ny hevitry dadatoa saranga hanao sondage saingy sika eto amin'ity serasera ity no tsy sérieux
14. AndriambyII ( 21/01/2010 10:25)
Ry saranga manangasanga @ sondy fingotra !! f' angaha izy ity azo atao hoe sondeo izay tianareo miohatra @ ny sasany,ohatry ny mampisafidy olona @ fitiavany ny zanany sy ny ray amandreniny sy ny fianankaviany rain'isanga eto. Ary raha miteny ny olona hoe tiana sondena daholo ireo fa ampidiro any @ labo aloha dia ahoana ?? :-D :-D
D'abord tsy misy tokony hidiran' ny fitiavana eto fa fifidianana no marina kokoa , raha hisy izany !! :-D :-D :-D
15. ANARIM ( 21/01/2010 11:16)
za klou tena serieuz b mitsy amn'io reponse-ko io an!
16. fijo ( 21/01/2010 21:02)
amin'ilay matavy ve?,??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0376