hoavy jean ping,alefaso ny sazy hoan'ireo membre ny hat ireo

1. zoam ( 19/01/2010 21:10)
rehefa tsy hanaiky ny maputo sy addis abeba dia alefaso ny sazy isan'olona,fa izay no mbola mampi zesta an'ireo
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=21503
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:01
2. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:38)
alefa eo indray i jeanne pong de manao ping pong hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. xxx3 ( 19/01/2010 22:46)
ndana matory soa manofy ratsy eo le dontolahy ty :evil: :evil: :evil:
4. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:55)
atoandro étre andro io ko hatory aiza ry ATY Maimbo aaa miposaka vao izao ny masoandro =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. ANARIM ( 20/01/2010 07:25)
ra ny zanako vavy klou mety tsy napimé ra nanao reference tam ping pong e! fa d mba hoe mpanao politika sy manana ny maha izy azy ireto teny am colbert!!! aoka fotsiny wa! 8O 8) 8O
6. pikatti ( 20/01/2010 13:57)
Slt ANARIM :-* :-*
Miangaly anio koa ny akama kah sao ary mba tafiaraka tamiko tao Club Levallois :lol:
Tsisy pongistes ntsony ry zalahy ao @ HAT AO , fa tsy manaiky leisy bainnn a, efa mihatery ihany ity ny marges
7. xxx3 ( 20/01/2010 18:51)
21h00
DEPLACEMENT POLITIQUE : le ministre des Affaires Etrangères de la HAT Ny Hasina Andriamanjato est en déplacement à Paris. L’objet de sa visite dans la capitale française serait la négociation des éventuelles sanctions qui pourraient s’appliquer aux tenants du pouvoir actuel. - 20/01/10

tonga dia blokeo daholo ny compte bankin'ireo any france sy ny tranony,ary aza avela hivoaka an'i dago tahaka an'i mugabe ao zimbawe,aiza tsy hitady solution eo ireo rehefa misy izany saction individuelle izany
8. fijo ( 20/01/2010 21:01)
anarim,ka mampalahelo anie le izy e,olona tsy mahita atao ery dia milaza fa mpanao politika dia izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0553