REGARDER VIDEO Journal-Arrestation lors du meeting Mouvance

1. vatofototra ( 19/01/2010 19:55)
REGARDER VIDEO Journal-Arrestation lors du meeting Mouvance Madagascar 19 jan2010

Arrestation, Interpellation des journalistes par un militant

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
2. fijo ( 19/01/2010 20:01)
aleo hisambotra eo e,leo ihany ny farany
3. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:41)
tsisy video fisamborana hat ve 8O 8O 8O 8O 8O
4. patrick2002 ( 20/01/2010 03:25)
fijo:

aleo hisambotra eo e,leo ihany ny farany



fisamborana sandoka lesy ireny ra-Fijo ah! :-D :-D :-D
5. pikatti ( 20/01/2010 14:01)
Tsisy fika io rapatya, elah ve dia mbola manantena fa hitohy @ io bricolage lava io foana ny raharam-pirenena
Efa sandoka ny fitondrana hatramin'ny nihaingany dia tsy maintsy kobo foana , ary io hitan'elah io sahady aza fa ny frantsay efa miala ihany bala koa
6. fijo ( 20/01/2010 21:24)
mba milaza hoe ialahy rapa fanapahankevitra iray noraisn'io fitondrana io,ka mba tena misy fototra aradalana????indraindray mifototra amin'ny "lalam panorenana"izay lazaina fa efa tsy izy intsony,indraindray mifototra amin'ny fanapahankevitra addis ,indraindray lalana tsimponina etsy sy eroa no atao fototra,izay tiana e
7. patrick2002 ( 21/01/2010 01:21)
marina ny tenin`ialahy ra-fijo satria tsy ankatoaviny CI izy ,tsy afaka manova ambasadaoro, tsy afaka manendry governora ny BC ofisialy satria tsy ankatoaviny FMI .
Fa kosa eo @ administration interne izy dia tena mari-pototra tokoa ,afaka managadra ny mpanakorotana, manendry minisitra ,manendry jeneraly ,sns ,
i Ravalo miaraka aminireo imperialiste anglophone ao ambadikiny no manakana ny lalany Andry TGV ,ary fototr`izao inflation ,fanotana vola ,dévaluation ,tsy fankatoavana ny AGOA , bref krizy ao madagasikara izao tompoko .
Mbola tsy afaka hitsara an`i andry mihintsy izao .
8. Scofield007 ( 21/01/2010 01:25)
donc mila mifanaraka mijery ny tombotsoan'ny firenenana fa tsy tahakany misy ankehitriny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622