Ilay sambo MADAGASCAR

21. milamm ( 28/01/2010 23:26)
anisany tantara hafa ankoatra ny voalazany soanja asa ra efa henonareo mifandray sambo,raharahambarotra,fanondranana andevo ko de ilay compte slovak-hungarian Moric Benovski anisany nampiroborobo ireo varotra maloto ireo, misy lalana mitondra ny anarany @ ao Tsaralalana manamboninahitra eropeana(1772 izy no nifampiraharaha t@ Louis XV hanjanaka an'i Gasikara ary 1774 no tonga tao amintsika tompon'andraikitra varotra andevo marobe nataony frantsay tao amintsika izy ,nony resiny daholo ireo foko nanodidina maroantsetsa(antogil),de nasondrotra ho Ampanjakabe/emperora izy ny 1776 tao dago dia nitady fifandraharahana manokana tany etazonia(namany Benjamin Franklin manokana ka nanilika an'i frantsa(izy no nampiditra ny script latin voalohany tao amintsika)tsy nisy zv b oe vitany ho any tanindrazana akory afatsy ny mangorona toy ny frantsay izay nampiasa azy,nefa de nokilasiana ho anisany ireo mpitondra nahay nanambatra ireo foko maro t@ fitondrana faha-mpanjaka ary maty t@ ady t@ reo frantsay 1786http://www.slovakopedia.com/m/moric-benovsky.htm
22. soanja ( 29/01/2010 14:45)
Iny rangahy iny tokoa dia fetsy ratsy sady nanararaotra tokoa ny fahalemen'ny Malagasy. Ie, tena nipetraka tamin'io lalana mitondra ny anarany io mihitsy aho tamim-bolakely tany Diego. Akory atao misy ianarana sy isainana ireo fahiny. Misaotra nizara.
23. milamm ( 31/01/2010 15:46)
isika rehetra no isaorana soanja miara mitapatapakevitra eto :-* sombiny tantara ny firenena reny ampitaina foana @ rehetra na de mbola maro aza reo marina nafenina tanteraka ny momba antsika Malagasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5146