sangisangy zary tena faha-14

1. sitlo ( 17/01/2010 06:01)
Mody hendry be daholo ny mpanao politika fa maty ny kardinaly. :^)
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:29
2. xxx3 ( 17/01/2010 08:19)
rehefa ho faty ihany koa pasitera andriamanjato,ratsirahonanana,,ramaromisa
,ramaroson izay vao mety tea hilamindamina ny tanana :evil: :evil: :evil:
3. patrick2002 ( 18/01/2010 02:23)
releve letsy misy foana ah! efa miakatra any ry Monja roindefo, Andry Rajoelina ,Pety rakotoniaina.
4. Vahoaka ( 18/01/2010 06:39)
TSY ILAINAY VAHOAKA MALAGASY IREO OLONA IREO !!!!
5. TWING ( 18/01/2010 12:02)
vahoaka bebeanareo.

ary aza tononina kely azafady i dadabe rapasy fa izy ary efa matory ao antananana an!
:lol:
6. pikatti ( 18/01/2010 12:53)
TSY ILAINAY VAHOAKA MALAGASY IREO OLONA IREO !!!!

Na ny gadralava azy angamba dia inoako fa tsy mila anireo olona ireo ihany koa :-D :-D :-D
Roindefo aloha efa niova ho mpanohitra jiolahy ,mila hatao very seza daholo izany ny mpanao politika rehetra vao tonga saina lé :lol:
7. Mirananirina ( 18/01/2010 13:14)
Mody hendry be daholo ny mpanao politika fa maty ny kardinaly.
gravy zany :-D :-D :-D
8. fijo ( 19/01/2010 20:59)
ka izay no maha polifika azy ko
9. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:47)
aleo fat any ze fat fa mbola ho hat dahOLO REHEFA MATY =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. fijo ( 20/01/2010 21:29)
aza maika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2491