850.000.000 dolara

1. bazylou ( 16/01/2010 18:48)
io hono volan'ile8 anonganana an'i tgv. ze mahazera an'i tgv hoe dia omen'i tazy an'io saosy io fa mamy ny fitondrana. WANTED REWARD 850.000.000 $
mahagaga anefa fa tsy nisy nihetsika ny pokona, beuurrrk :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:37
2. Toumba ( 16/01/2010 18:52)
1000euros dia matin ry lerony saingy saingy sans kalite sy valeur loatra :-D :-D
3. fijo ( 16/01/2010 22:14)
1000 € marina dia vitandry zalahy io raha hoataony
4. AndriambyII ( 17/01/2010 22:28)
Mitovy² @ budget national na firenena lazaina fa mahantra izay io 850 000 000 dollards io hoy ilay vendran-dahy fantatro izay !! :lol: :lol:
5. rabaradaka ( 19/01/2010 06:28)
Fantatrao ve ry dadatoa fa manakaiky ny 156 milliards Ariary no vola nafafin'ny La France nanomboka tamin'ny Novembra 2008 ka hatramin'izao nanonganana an-dRavalo sy anampiana ny HAT sy ny FIS
6. fijo ( 19/01/2010 20:23)
ngaha ireo mahay iznay fa ny azy revy fotsiny no ataony eo e
7. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:52)
aleo fananana Odina Fanina i TGV de Raisina ny

sniff
tchroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. fijo ( 20/01/2010 21:37)
ka ao izoa efa revy be wa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0542