REBONDISSEMENT affaire VRAI-FAUX ou Planche à Billet

1. vatofototra ( 16/01/2010 14:57)
REBONDISSEMENT affaire VRAI-FAUX ou Planche à Billet

Nous vous invitons à visiter le site qui a publié des spécimens de l'argent incriminé. Seul bémol, on constate sur le billet 2000 ariary l'absence du mention " SPECIMEN ", est-ce à dire que ce billet est déjà en circulation, alors qu'apparemment c'est un autre type de billet, car il y a en plus des mentions "MAP" sous la signature du Gouverneur, "Madagascar naturellement" et "MADAGASCAR PLAN D'ACTION 2007 - 2012" à gauche et à droite.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
2. wxxx ( 16/01/2010 16:54)
-Vola hafa kely ve itony Madagascar naturellement-Map itony :idea:
Ny lelavola 100Ar, 200Ar, 1.000Ar ,5.000Ar, 10.000Ar serieA na serieB voatomboka SPECIMEN daholo



-Manarak'izay koa dia ny 10.000Ar serie A sy ny 10.000Ar serie B dia samy hafa ny sonia ny Governora nefa hoe vola samy niara natonta t@ 2004

Eto izao ilay serieA sy ny sonian'ny Governora

Eto indray ilay serie B sy ny sonia Governora samihafa (nefa tsy nisy fiovana ny Governora ny taona 2004) @ ilay etsy ambony

MISY ZAVATRA TSY MAZAVA TSARA :idea: :idea:
3. rasamy ( 16/01/2010 17:55)
ny dadalisany ihany no nanao an'io vola io e :evil: :evil: :evil:
4. Vahoaka ( 16/01/2010 17:59)
Misy hividianana olona io @ fifidianana,fa izao kosa izahay tsy hanaiky an'io raha vola tsy misy valera ,sao mantsy tsy raisin'ny mpivarotra vary sy menaka :twisted:
5. rasamy ( 16/01/2010 18:28)
ialahy aza aty france mapiasa euros :-D :-D :-D
mitady hivarotra saka be loha eto indray
6. wxxx ( 16/01/2010 18:37)
Hanao vola sandoka ve dia ho hataony @ fotoana naha teo ny HAT @ fitondrana fa tsy ary @ nisy an'i R8 :idea: mpivarotra saka beloha ry zalahy ireto leuleu
rasamy !ianao io aza sao mampiasa $$$ :roll: :roll: :roll: ka tsy mahalala ny fiananay aty Madagasikara :roll: 8O
7. rasamy ( 16/01/2010 18:42)
:-D :-D :-D
8. vatofototra ( 16/01/2010 19:36)
Mitovy amin'ny fanontaniana apetraky wxxx mihitsy ny fanontaniana apetrako ka hiantsoako ny Governeur hitondra fanazavana.
9. fijo ( 16/01/2010 22:18)
traingo indray le HAT leuleu
10. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:58)
traingo hatrin ny efa ela ireo fa tsy leuleunnnnnnaaaa matahotra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401