vola baoritry ny Fat(y)

1. vitamatavy ( 15/01/2010 00:43)
vola miditra hoany fanjakana zara fa misy,nefa ny depense bobaka be
izao ka hoe hakarina 10% ny karamany mpiasam panjakana,ny solution hitany ry zareo dia ny fanamboarana vola,simba tanteraka i madagasikara :evil: :evil: :evil: :evil:
novalian'i fijo ny 16/01/2010 22:32
2. feticon ( 15/01/2010 00:44)
krizy hanampy krizy io izany ,izay vao tena ho vita tsy ho ela ialahy ry rajoelina
3. pikatti ( 15/01/2010 12:57)
Tsy voahevitra anie ny zavatra lazain-dry zalahy e, mampanantena vola xy izao mamiratra rehetra izao mba hampandriana andrisa ny vahoaka , izao kobo ary sirika fa tsy azo fahanan-dalitra intsony ny Malagasy ary eo io no raisina eo
4. patrick2002 ( 15/01/2010 18:50)
vitamatavy:

vola miditra hoany fanjakana zara fa misy,nefa ny depense bobaka be
izao ka hoe hakarina 10% ny karamany mpiasam panjakana,ny solution hitany ry zareo dia ny fanamboarana vola,simba tanteraka i madagasikara :evil: :evil: :evil: :evil:



Diso ialahy ,mitombo ny vola hiditra @ fanjakana satria handoa hetra ny TIKO ,betsaka ny operateur economique hafaka hanodina ny volany ,tsy verouillé ohatry ny t@ androny Ravalo ny transaction commercial ,ka illégal no betsaka ,fa tena hampidi-bola tokoa .
Hitanao efa mahazo halalana amin`izao ny fanondranana bois de rose ,ary hitondra 40 Millions $ @ toe-karen`ny madagasikara :-D :-D :-D
Fa tsy ohatry ny t@ androny Ravalo ,tsy azo hatao ny manondrana bois de rose nefa izy MAGRO irery ihany no afaka manondrana.
5. vitamatavy ( 15/01/2010 18:54)
ny problem lisany ra8 nefa izy efa tsy eo,iza lesy no mpana mbola hampiasa vola aty dago @ izao savorivory lava izao
6. patrick2002 ( 15/01/2010 19:00)
Ravalo tsy eo fa ny maintimolaliny mbola betsaka no mihaodihaody ao dia anisan`izany i vitamatavy .
Betsaka letsy ny fomba azo hampiasana vola fa ny loza dia any @ varotra daholo ny olona mampiasa vola ( mi bizna hoy ny malagasy ) ,nefa tokony any @ famokarana industrie ,ny loza dia na dia i Ravalo izay efa expert amin`izany aza dia nirona tany @ varotra koa fa tsy namorona industrie izay efa nataony fony izy tsy filoham-pirenena .
7. vitamatavy ( 15/01/2010 19:16)
efa tsy mandeha lesy io ,efa hita hoe olona tsy competent, inona izao mba zavatra bitan'ireo teo afa tsy ny mitokana ny zavabitan'i r8 :-D :-D :-D
8. patrick2002 ( 15/01/2010 20:09)
ekena fa tsy mandeha
satria sabote-na ny TGV
:lol: :lol: :lol:
9. vitamatavy ( 15/01/2010 20:24)
raha tsy mahita solution k'inona no mbola hiziriziriana eo ,tsy solution fisamborana sy ny intimidation ,tohizo ihany ny be loha e
izao ka mitonantonana ny manao vola sandoka sisa :-D :-D :-D
aoka lesy marina e ,tena grave lisany foza ireto
10. vitamatavy ( 15/01/2010 21:35)
patrick2002:

ekena fa tsy mandeha
satria sabote-na ny TGV
:lol: :lol: :lol:

ra8 teo sabotena nandritra ny 7ans fa toa mba nisy rirany kely ihany na dia tsy tonga lafatra azy,fa lisany vao 1ans dia efa mitairaina mafy ,mbola aiza lesy izy izany


11. xxx3 ( 16/01/2010 00:11)
patrick2002:

Ravalo tsy eo fa ny maintimolaliny mbola betsaka no mihaodihaody ao dia anisan`izany i vitamatavy .
Betsaka letsy ny fomba azo hampiasana vola fa ny loza dia any @ varotra daholo ny olona mampiasa vola ( mi bizna hoy ny malagasy ) ,nefa tokony any @ famokarana industrie ,ny loza dia na dia i Ravalo izay efa expert amin`izany aza dia nirona tany @ varotra koa fa tsy namorona industrie izay efa nataony fony izy tsy filoham-pirenena .



efa lany enatra

Tsy misy tenenina afatsy dada zay hany ny an fozaorana reetra, Ravalomanana efa tsy eo tsony , ka aiza o aiza zao nareo???

Mangalatra ny volampanjakàna sy ny bois de roses any no mbà hay...Dé reefa tenen'ny olona amin'ny maarary anareo dé tsy maita tenenina afatsy dada, zany tokoa lay woé sans qualité isany

Ry natalie rab moa dia efa manaonao foana miintsy; àry iza koa ty MITENY WOE MISY LALANA AMBANIN'NY TANY AO AM TRANONDRAVALOMANANA FARAVOITRA

Reefa nanao perquisition hono reto fisy adala tao am tranonDdRavalomanana nitady lay émeteur tam ernandro lasa teo ka tsy naita izy ireo dia NOLAZAINA FA EFA NISY OLONA NIBATA LAY IZY TANY AMLAY LALANA AMBANIN'NY TANY

hi ! hi!

Tena efa adala miintsy, heverina fa dondrona oatran'azy daolo ny vaoaka
12. fijo ( 16/01/2010 22:32)
le izy anie ,ny hanakorontanana hoavy no tena ketrehina izao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0441