tena lavo aho ry zalahy nefa

21. xxx ( 15/01/2010 19:53)
ny 2em analyse aza lesy efa confirmé fa negatif ka mbola inona indray ,resaka probabilité ny tena nandefasako an'ity,
22. jarifa ( 16/01/2010 05:24)
[quote=radomelina]
zao ry zala mangataka toro,hevitra @nareo ze efa zatra mitondra fiara a ranga.za ry zala lasa matahotra mitondra fiara,tena tsy azoko hoe inona ny antony fa de gaga ry zala .efa 8 taona no nananako permis, tao anatiny zay valo taona zay indroa no mba nitondra fiara.za @zao nividy fiara fa de lasa matahotra na ny anitsaka pedal aza ny ato @tanana moa de hodina fanina raha vao miteny hoe andao ary na ary .mba toroy evitra a ry zala fa mijaly a sady ouen @le sipa eto @tanana e :lol:
[/quot


Ka izay anie no mahavoan ilay permit vorintsiloza e. tsy adalanay ny mandoa 500 000fmg auto ecole. andrahoy ataovy laoka iny voritsiloza iny dia tsy matahotra intsony ialahy mitondra fiara, eny fa na Avion ary ho entin'ialahy :wink: :wink: :wink: :wink:
23. xxx ( 16/01/2010 06:49)
tena misy fahavoazana le jarifa kle :-D :-D :-D
24. xxx ( 16/01/2010 08:13)
tena misy fahavoazana le jarifa kle

Angamba voan'ny fanafodin'ny arabo vavy tany Dubai fa nijabajabaka tany :oops: :oops: :oops:
25. xxx ( 18/01/2010 00:09)
pikatti ihany no jarifa :-D
26. jarifa ( 18/01/2010 06:28)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. xxx ( 18/01/2010 08:40)
xxx:

sendra lavo t@ sipa gasy, sipana vahaza sady mpihodina be izay aho efa ho 6mois izay,le sipa ahiako mitondra VIH satria tena mpihodina be mihitsy nefa za tsy nampiasa kapoty,araka ny fanadihadiako mantsy dia hoe
1a 3 pour 1000 chance d'etre infecté raha nanao rapport vaginale sans capote
20a 30 pour 1000 raha nisy firaisana anal,



izay ary!!!! io anie no tsy mety @ ity mijabajabaka ity e! tandremo fotsiny ny fanaovana RS @ olona manaraka! mba mampiasa kapaoty foana.

28. Mirananirina ( 18/01/2010 10:10)
izay ary!!!! io anie no tsy mety @ ity mijabajabaka ity e! tandremo fotsiny ny fanaovana RS @ olona manaraka! mba mampiasa kapaoty foana.
:-D :-D :-D :-D tsy aleo tsy manao mihitsy :-D :-D :-D
29. xxx ( 18/01/2010 18:52)
le manao misy capoty aloha tena hafahafa be ,tsy hitanao mihitsy le tsirony
sady le risika ko anie tsy dia betsaka raha io chiffre misy io e,ohatrany manao loto ihany io k'asakasa izay ahatahotra :-D :-D :-D
1a 3 sur 10.000 ve :^)
30. xxx ( 18/01/2010 22:13)
ka atao ahoana izany fa efa rano raraka ny andramose!ary maninona indray ary raha manao didipaotra indray mandeha eh! sao dia mba lasanilay voatapaka mantsy ilay virus!asa! mba eritreritra nandalo tapoka mantsy ny ahy. :D :D
31. xxx ( 18/01/2010 22:16)
Mirananirina:

izay ary!!!! io anie no tsy mety @ ity mijabajabaka ity e! tandremo fotsiny ny fanaovana RS @ olona manaraka! mba mampiasa kapaoty foana.
:-D :-D :-D :-D tsy aleo tsy manao mihitsy :-D :-D :-D



ianareo kosa e!dia tadiavinareo ho mangana fotsiny indray zany lay tary!!!!! :-D :-D
32. Mirananirina ( 19/01/2010 14:25)
Hoy i Mirananirina:


Voalaza teo :
izay ary!!!! io anie no tsy mety @ ity mijabajabaka ity e! tandremo fotsiny ny fanaovana RS @ olona manaraka! mba mampiasa kapaoty foana.
tsy aleo tsy manao mihitsy




ianareo kosa e!dia tadiavinareo ho mangana fotsiny indray zany lay tary!!!!!
hihihi,mba resaka iny fa aiza no hisy hahantaty tsy anao :)
ka atao ahoana izany fa efa rano raraka ny andramose!ary maninona indray ary raha manao didipaotra indray mandeha eh! sao dia mba lasanilay voatapaka mantsy ilay virus!asa! mba eritreritra nandalo tapoka mantsy ny ahy.
hevitra mety koa izay hihihi :-D :-D :-D :-D
33. xxx ( 19/01/2010 15:08)
Dé tapaana atrany ampotony vé ???ttss iih ih ih !!tsisy io !!
34. xxx ( 19/01/2010 21:48)
xxx:

Dé tapaana atrany ampotony vé ???ttss iih ih ih !!tsisy io !!


an!an! lay lohany ihany kosa e! raha tsy oe angaha mbola haniry indray refa avy eo.
:lol: :lol:
35. belakely ( 21/01/2010 01:53)
tena resa-dehilahy marina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
36. xxx ( 21/01/2010 19:56)
belakely:

tena resa-dehilahy marina :-D :-D :-D :-D :-D :-D



eeeeeeeeeeee! tandremo fa zà vehivavy an! :lol: :lol:
37. xxx ( 27/01/2010 21:57)
tena mahavariana marina le resaka raha izany no marina,publicite fivarotana capote izany no tena
http://forum.hardware.fr/hfr/Discussions/Sante/transmission-realite-sida-sujet_79502_1.htm
38. xxx ( 27/01/2010 22:06)
tena mahavarina ity statistique ity
Les statistiques sont ici :
http://www.atoute.org/dcforum/DCForumID5/541.html

Comme vous le verrez, le risque théorique est très faible, inférieur à une "chance" sur 1000 par rapport.

Je pense que ce risque, en Europe, est encore plus faible que cette valeur seuil.

Je n'ai jamais vu d'homme contaminé par une femme.

Je vous rappelle que le préservatif ne préserve pas que du sida.

Dr Dominique Dupagne
Administrateur du Forum


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1155