Hira fandihizana
1. MILY
(
12/01/2010 21:38)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2010 .
Hanomana fety ato an-trano izahay ka mangataka hevitra aminareo.
Inona avy ny hira gasy mihetsiketsika handihizana mba hanafana ny lanonana ?
Misaotra mialoha amin'ny fanampianareo.
2. xxx
(
13/01/2010 15:19)
"Mpanota" - Kazar
" Jiolahin-tsambo"-Lokomotiva
" fariseo"- Sasamaso
Ireo aloha isantarana ny fety fa ho afa-po ny vahininao. Faranao @ "Apokalipsy" ny tarika Apost ny lanona fa tonga dia lafatra. Mirary fety sy lanonana finaritra ho anao ny tenako.
3. MILY
(
13/01/2010 19:20)
Misaotra anao nisahirana. :lol:
4. radomelina
(
15/01/2010 21:46)
gorisa gorisa e iny mihetsiketsika, de ramafadraona, le kazar,lokom sasamaso reo ira evanjelika,antoko mpihira ao@fiangonany belzaboba reo :-D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0553