HAHONGANO NY MPANONGANA
1. ndotofetsi
(
11/01/2010 20:06)
BE LOATRA NY TADY HANONGANA TATO ATO E!!!! IZAY MAHAVITA MANONGANA VOALOHANY DIA MAHAZO BILLETS ALLER RETOUR TANA-BAGDAD :-D :-D :-D :-D
novalian'i Radidier ny 13/01/2010 12:42
2. ndotofetsi
(
11/01/2010 20:10)
IZAY IRAY MAHAVITA VOULOU NA MIARAMILA NA SIVILY MPANAO POLITIKA NA SIVILY MPIVAVAKA NA SADEC NA NY VOHAHONGAN'NY MPANONGANA ROINDEFO NA NY SESI-TANY :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. pikatti
(
11/01/2010 22:06)
Tsy maintsy mila lesy io radomelina io bainn , aza misawal lisany hoa
4. rabaradaka
(
12/01/2010 07:17)
Na inona lazainareo ry dadatoa dia tsarovy ity tenin-drabaradaka ity tsy maintsy rava io fitondran-dRajoelina TGVio ato ho ato, ka na izy manaiky hiala mora na ny aina no manefa.
5. Mirananirina
(
12/01/2010 10:36)
BE LOATRA NY TADY HANONGANA TATO ATO E!!!! IZAY MAHAVITA MANONGANA VOALOHANY DIA MAHAZO BILLETS ALLER RETOUR TANA-BAGDADraha Tana-Afganistan dia miditra aho. :-D :-D :-D :-D
6. terrywui
(
12/01/2010 13:13)
dontofetsi = pikatti ======
refa resy letsy laisany de mipetraha fa mahakamo be le mahita analah miwawawawa wouwouwouwouwouw isa-maraina mankarenirsofina eto a;..! aona zao le rdv tamin'ny alahady ?? elah tsy tonga akoriny nefa zahay sy feticon efa niandry adiny firy teo ..! elah tena bandy vinany mitsy alou e!!! :-D :lol: :lol:
refa resy letsy laisany de mipetraha fa mahakamo be le mahita analah miwawawawa wouwouwouwouwouw isa-maraina mankarenirsofina eto a;..! aona zao le rdv tamin'ny alahady ?? elah tsy tonga akoriny nefa zahay sy feticon efa niandry adiny firy teo ..! elah tena bandy vinany mitsy alou e!!! :-D :lol: :lol:
7. pikatti
(
12/01/2010 13:21)
Zay elah zay , tsy mahita olona afa tsy zah no endrikendrehina lé, tsy tany razoam fa aza be reska eo elah e :lol:
8. terrywui
(
12/01/2010 13:28)
tany izy lety a...! ny portable nlery aza adino tato anaty vam ! anotanio lery ...! marary ny tananlery any anie eee! niaraka fona zay mitsamy mandrapahariva fa elah no tsy hita ndray ...! teo Aubervillier ny rdv nay !
9. pikatti
(
12/01/2010 13:33)
Kôzy ve leity zany, mampiesona ndray elah klé, lery aza mbola niantso anah t@ iny portable iny omaly hoe mbola niantoka ny lasantsin'elah hona fa panne tao Pantin tao lisany :idea: :roll: :roll:
10. terrywui
(
12/01/2010 13:39)
:-D :-D :-D :-D efa nateriko tany Evry tamin'ny alahady alina letsy iny phon nlery iny a...! tamin'iny A86 nitohana be iny aho no tratra hatram 11h alina vao tonga taty antrano nanatitra ny phon nlery fotsiny ....!! :lol: :lol: :lol:
11. pikatti
(
12/01/2010 13:50)
phon nedala koa midekone leisy , lasa feom-behivavy zany refa miantso anilery, neveriko fa rafotsy klé, :-D :-D :-D
"afaka mahazo an'i zoam ve hoa??? izaho ihany ity oz lery , kay leuleu" raha zah elah navelako tao
O ry leity razoam aiza elah fa tssssss, :-D :-D :-D :-D
"afaka mahazo an'i zoam ve hoa??? izaho ihany ity oz lery , kay leuleu" raha zah elah navelako tao
O ry leity razoam aiza elah fa tssssss, :-D :-D :-D :-D
12. terrywui
(
12/01/2010 13:54)
tena alazako anlery elah le....! lazainlah fa feombevavy ndray rabatista ve le? tadiavindrabatista elah anio raha henony zany kozinlah zany ..!
13. pikatti
(
12/01/2010 13:58)
Efa nolazaiko azy lesy zany a, elah ve hiatsara velatsihy fa aleo lazaina refa misy tsy mety leisy a, fa tsy avela olon-kafa,elah mantsy io be fikafika io dia avy eo tratran'olona de mikonetaka ndray :lol: zay leisy a
15. pikatti
(
12/01/2010 14:22)
Ahoana vonona ve elah e, !!! ty lesy ny bandy a, avoahy tao zany rapaty dadan'elah zany jerena azy tsara hoe :-D :-D
16. terrywui
(
12/01/2010 15:00)
afaka 30mn aty aorin'ny tsy nahateo andrapà tsony lety vao be wawawawouwouwouw fa teo nanao arrangement taminlery fona hin hin hin hin h :-D :-D :-D :-D
17. pikatti
(
12/01/2010 15:03)
nefa nandefasako msg lery hoe hiverina eo hoa zah raha mazana elah , de iny takaka nisibelona , elaha zany sisa no tgv taraiky eto
18. bebonga
(
12/01/2010 19:47)
BE LOATRA NY TADY HANONGANA TATO ATO E!!!! IZAY MAHAVITA MANONGANA VOALOHANY DIA MAHAZO BILLETS ALLER RETOUR TANA-BAGDADAhongano avy hatrany fa tonga dia tifiriko =))
20. Radidier
(
13/01/2010 12:42)
Makanesa ary @ resa-dehilahy ary elah ry jarifa any elah mpanao xxx ,eto elah tsy afaka manao xxx :-D :-D :-D :-D :-D
