NAREO KOA VE?

1. 08051972 ( 06/01/2010 12:52)
Miarahaba antsika mpisera rehetra f'indrindra ny mpiandraikitra izay namorona inty serasera inty! Samy ho tahian'Andriamanitra ka ho ambininjava-nanasatra daholo e!
Araky ny lohateny napetrako ery ambony ery de mba lasa ny saiko hoe : Rehefa taombaovao ôtr'izao ve de mba betsaka ny ol mipetrak'aty France aty te hody any dago fa te hifanatritava @ fianakams sy ny namana fahazaza? tô isaky ny tômbôvao zà de te hody fôna nefa anie zah ef kamboty e! sady mba efa manana irony karatra mangambazà irony!Mba misy aminareo ve ny toa ahy? :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
novalian'i soanja ny 20/01/2010 23:17
2. ni81 ( 06/01/2010 19:23)
Miarahaba antsika mpisera rehetra f'indrindra ny mpiandraikitra izay namorona inty serasera inty! Samy ho tahian'Andriamanitra ka ho ambininjava-nanasatra daholo e!
Araky ny lohateny napetrako ery ambony ery de mba lasa ny saiko hoe : Rehefa taombaovao ôtr'izao ve de mba betsaka ny ol mipetrak'aty France aty te hody any dago fa te hifanatritava @ fianakams sy ny namana fahazaza? tô isaky ny tômbôvao zà de te hody fôna nefa anie zah ef kamboty e! sady mba efa manana irony karatra mangambazà irony!Mba misy aminareo ve ny toa ahy?
Te hody ka! Tany no toerana naha-olona, niriariavana fahiny fahazaza ve moa tsy alahelo!
Fa midika hoe ahoana moa ny fananana ilay karatra mangambazà? Ny zo ananan'ny vazà ange no ananana e! fa na izany aza dia gasy hatrany @ lafiny maro! Sa ianao tsy toa izay? :D
3. maeva74 ( 06/01/2010 19:45)
coucou Ni !! zah aloha tsy any frantsa fa zah koa te hody be, misy mpivarotra kafe izay teo akaikinay de rehefa faran'ny taona de hoy izy " tratrin'ny taona indriko ry maeva kely avy hisotro KAWOATRA hihihihi
4. maeva74 ( 06/01/2010 19:49)
:!: => tohiny nisy voapotsitra de lasa ilay izy hihihi de rehefa faran'ny taona de tsaroko ilay rangah ankoatrin'ny fianakaviana dia izy tsy afaka ao antsaiko mihitsy na tsy tiako ary ilay cafeany de misotro ihany aho mba hampitsiky azy e!!!! Jangobo aho izany e! te holy aminay any :-* :-* :-*
5. ni81 ( 06/01/2010 20:05)
Jangobo aho izany e! te holy aminay any
:?
coucou Ni !! zah aloha tsy any frantsa fa zah koa te hody be, misy mpivarotra kafe izay teo akaikinay de rehefa faran'ny taona de hoy izy " tratrin'ny taona indriko ry maeva kely avy hisotro KAWOATRA hihihihi


coucou akia maeva! :-* :-*
Ntsôoo
6. fahamarinana ( 06/01/2010 20:35)
:arrow: za koa aloha mani-te hody rehefa fety indrindra ,na andro hafa koa aza e!Na karatra mavo na mena ,hihi !Tsy dia mapiova ilay alahelo loatra ! :) (l)
7. Papoose ( 06/01/2010 20:50)
ndriiiiii
8. Mirananirina ( 07/01/2010 13:30)
Mba misy aminareo ve ny toa ahy?
tokoa moa izany,saingy ny ahy indray tsy miandry taom-baovao izany fa isan'andro lava izao :)
9. ni81 ( 07/01/2010 18:16)
za koa aloha mani-te hody rehefa fety indrindra ,na andro hafa koa aza e!Na karatra mavo na mena ,hihi !Tsy dia mapiova ilay alahelo loatra !
karatra arema sa akfm izany ananan-dry izany akia? :-D :-D
Ilay alahelo ny ahy misy androny aloha e! :?
10. kotobekibo ( 08/01/2010 22:59)
za koa kah ! indrindra fa ho an'ireo efa ela tsy tany dago . :?
11. niryna ( 10/01/2010 18:42)
Mirananirina:

Mba misy aminareo ve ny toa ahy?
tokoa moa izany,saingy ny ahy indray tsy miandry taom-baovao izany fa isan'andro lava izao :)



:D
12. 08051972 ( 10/01/2010 19:01)
ni81:

za koa aloha mani-te hody rehefa fety indrindra ,na andro hafa koa aza e!Na karatra mavo na mena ,hihi !Tsy dia mapiova ilay alahelo loatra !
karatra arema sa akfm izany ananan-dry izany akia? :-D :-D
Ilay alahelo ny ahy misy androny aloha e! :?



MAREMA e! Angà nareo tsy mba nahazo : :lol: :lol: :lol: :lol:
13. AndriambyII ( 15/01/2010 17:28)
Hatraty io ! indrindra rehefa faran' ny taona tokoa !! 8-) 8-)
14. ANARIM ( 20/01/2010 08:13)
zà moa efa eto ka tsy misy hoe te hody na tsia, fa ny ahy ny tena tsy zakako refa faraparan'ny taona sy fiandohandohan'ny taona iny dia ny fahabangana napetrak'ireo tiako lasa nodimandry!!!! mangidy an!!!!
15. soanja ( 20/01/2010 23:17)
08051972:

Miarahaba antsika mpisera rehetra f'indrindra ny mpiandraikitra izay namorona inty serasera inty! Samy ho tahian'Andriamanitra ka ho ambininjava-nanasatra daholo e!
Araky ny lohateny napetrako ery ambony ery de mba lasa ny saiko hoe : Rehefa taombaovao ôtr'izao ve de mba betsaka ny ol mipetrak'aty France aty te hody any dago fa te hifanatritava @ fianakams sy ny namana fahazaza? tô isaky ny tômbôvao zà de te hody fôna nefa anie zah ef kamboty e! sady mba efa manana irony karatra mangambazà irony!Mba misy aminareo ve ny toa ahy? :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:


Miankina amin'ny tsirairay angamba izany.

Amiko dia izay misy ahy ezahiko lalandava hahatamana ahy. Tiana ny havana any an-tanana saingy tsy ambakan'izany koa ireo zay manodidina anao eo ; namana sy tapaka , mpiara-monina indrindra moa ny tany itoerana anorenam-pangady.

Rehefa mahatsapa fahambangana anefa satria mitranga izay indraindray dia izay no mitaky ny atao hoe mandeha vakansy. Tsy voatery ho ilay tanindrazana foana fa azo atao koa mijery tany vaovao na dia tanana 100 km miala ny misy anao aza fa saingy misy zava-mahaliana sy mahasondriana.

Andramo anie!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1554