Hanao ve sa tsy hanao hianareo fa le MARS efa poinsa be !

1. terrywui ( 06/01/2010 12:52)
Mikonetaka atsy , minainaina aroa , midelira ny ary ....! tofoka gazety sy Mass media ny pokna fa fitarainana sy menomenon'ny tsy hanao zavatra no betsaka !

KA IZAO NO IZY RY TIM SY AREMA SY UNDD a....!! hanao fifidianana ve sa tsy hanao fa efa tongotra mby andakana ity ka eny ampovoandrano no tanjona ! izay voasoratra hoe MARSA de zay zany ..! vao maika anie mahazo aina anay TGV refa tsa hanao nareo e! Alao hirotsaka ze vonona ee!! ohatra: Vahombey zao ilatsaka , Pierrot koa ilatsaka ,Satro-bory koa hameno isa hono ,i Mamy Rakotoarivelo koa hono fa toa efa mizarazara zavatra kely eny amin fokotaniny eny , i Kaleta koa hono , ankoatra ireo i Madagasikarantsika koa ilatsaka ,i Ndefo efa vonona .......!! ka raha tsy hanao i Dada fa hidongy toy ny fanaony de vao maika ho maizina ny lalankizoranareo TIM anie e..! Ratsiraka moa efa be taona ,tsy mety tsony , otrizay koa Zafy efa hors categorie reny ..!
----Ka ny fotoana efa akaiky ,,,,ny anareo izany tetezamita efa roa volana sisa zany no mbola iadivana sy hikonetahana eo fa tsy ny fifidianana hatrehina ! sa efa fantatra fa tsy ahavoa de mila vaniny ???


--ity aloha hira iray ho an'i 3mvs sy ny TIM e hin hin hin h
http://www.youtube.com/watch?v=aT1oSjDvoao
novalian'i fijo ny 06/01/2010 22:16
2. terrywui ( 06/01/2010 13:07)
3. terrywui ( 06/01/2010 13:08)
kay le....!! azafady fa nibolisatra kely teo aloha ty e ! evrina ndray ...!! hin hin hon hon hon

http://www.youtube.com/watch?v=K8AUCcYfEqs
4. 08051972 ( 06/01/2010 13:10)
Slt toi! Ka mbola nisy adinon'toi ny GTT na koa ny hoa gasy Tia Tanindrazana de toa ahy izany!Amiko io tsy antoko pôlitika fa anarana safidy na koa hoe nofidina.Toa ahy! Ny toako hatongavana de izao e! Adinon'isé fa izah koa mba hilatsaka ho fidina ho filohampirenena Malagasy! Ka isé manko zao efa aucourant ny zavatra rehetra any @ tanàna de mba manatena ny fanampian'isé aho izany @ fikarakarana ny fifidianana ahy! Aza mataotra nareo mpisera rehetra eto fa tsisy hadinoko ankory nareo fa hampidiriko ao antin'ny governemanta-ko daholo an! F'izao e: tena ialiko nareo mehery fo rehtra eto mba hanampy ahy @ propagandy sy ny deplacement ko e! Ny volamena sy ny petrole ary bois precieux sy ny pierre precieuxn-tsika Gasy ao manome toky refa lany aho f'aza misy manahy @ vola holanianareo amiko f'indrindra ny rà-nareo halatsakareo ho faty hisolo ny aiko satria izah mbola aty France aloha mandrampahalaniko fa de MAHATOKY ANARE ZAH AN!
5. pikatti ( 06/01/2010 13:11)
Aza mirediredy seul eo lesy rawix a,efa vita kabary fa tsisy an'izany revin-gadra zany
Le KMF/KNOE prévient : « Toutes les conditions ne sont pas réunis pour parvenir à une élection libre, transparente et fiable le 20 Mars 2010 ». Entre l’établissement des nouvelles listes électorales (il ne s’agit méme pas de refontes), la mise en place des attributions du CENI, la mise en place d’un code électoral régulant les budgets de campagne et de propagande, les cartes d’identité biométriques, les bulletins uniques, il y a encore beaucoup de choses à régler si l’on souhaite atteindre l’objectif d’une élection fiable et acceptée par tous.
Revina mpangala-bato ny anelah
6. terrywui ( 06/01/2010 13:19)
ity misy souvenir kely e! tonga dia dingano eo amin'ny 2mn de avy eo amin 3mn ry zalah de tsy miandry ela a ....!! hin hin hon hon hresakin'ny any ambanivohitra momba an'i dada e..!! her her her her

http://www.youtube.com/watch?v=1FxU1XLIKrU&feature=related
7. pikatti ( 06/01/2010 13:31)
Tsysy manjary hoy le ramatoa , mijaly ny olona fa ry zareo ihany hy izy no tena mameno paosy, tena mila hahongana le jiolahy io hoy le bainn ndray klé, masaka ndray ny tgv vendrana lé, tena tsy lasa ntsony ry zalahy io fa mila tsy mety eken'ny vondroana iraisam-pirenena
8. terrywui ( 06/01/2010 13:37)
tena maheno tsara ve ny sofina hi ekoténlah le ?.....!! avereno henoina sy jinery ndraipa alou fa mety mbol tsy niafana tsar angamba elah le kopaka be tamn reveillon
9. pikatti ( 06/01/2010 13:41)
Tsysy manjary hoy le ramatoa , mijaly ny olona fa ry zareo ihany hy izy no tena mameno paosy, tena mila hahongana le jiolahy io hoy le bainn ndray klé, masaka ndray ny tgv vendrana lé, tena tsy lasa ntsony ry zalahy io fa mila tsy mety eken'ny vondroana iraisam-pirenena
Io leity no ao a :-D
10. Mirananirina ( 06/01/2010 13:46)
Alao hirotsaka ze vonona ee!! ohatra: Vahombey zao ilatsaka , Pierrot koa ilatsaka ,Satro-bory koa hameno isa hono ,i Mamy Rakotoarivelo koa hono fa toa efa mizarazara zavatra kely eny amin fokotaniny eny , i Kaleta koa hono
firy ny tgv hirotsaka ry terry??????????
11. terrywui ( 06/01/2010 13:49)
tsary misy TGV hilatsaka afatsy Prezida Rajoelina ihany e! ngah ny misy mivadi-belirano otran'i Mamy Rakotoarivelo sy ry Pierre Andrianantenaina zany ee! refa oe zay de zay ! fa ny TIM sy ny hafa no misy BOBAKA be ny hilatsaka ry Mirana a! salut alou ndry ...! :* :* :*
12. Mirananirina ( 06/01/2010 13:51)
salut terry,bonne année
13. pikatti ( 06/01/2010 13:54)
TGV zany bainn efa mangoron'entana hotran'ireny blindé teny Behoririka a :-D
14. terrywui ( 06/01/2010 13:59)
zay ary le resaka blindé nikozindry lerony anlah zay fa nivoaka ...!! tomobiln'ny SAMVA mpaka fako reny lety fa tsy tank blindé anlah zany a..!! hin hin hon hon hon
15. pikatti ( 06/01/2010 14:03)
Tsy azon'elah le resaka raha izany :roll:
16. terrywui ( 06/01/2010 14:09)
tomobilin'ny SAMVA oa reny amlah fa tsy tank sy blindé zany :-D :-D :-D :-D alefaso eto ary le sariny hanazavako tsara azy amlah , fa nenlah zany rah vao tomobill ngezangeza de lazainalh fa tank daholo :-D :-D :-D :-D
17. ifiona ( 06/01/2010 14:09)
inn alou lé MARS, planeta MARS ve sa barre de chocolat MARS

ankoatr'izay dia nofin'angidina!
8) :roll: :miam: :@
18. pikatti ( 06/01/2010 14:16)
Mahita lazaina koa anie toi zany ry ifiona e,
K'hita fa tsy mahazo resaka le ouioui :-D :-D
19. Mirananirina ( 06/01/2010 14:19)
inn alou lé MARS, planeta MARS ve sa barre de chocolat MARS

ankoatr'izay dia nofin'angidina!
20. terrywui ( 06/01/2010 14:21)
fa tena mitapy kou ve reto sa mbola dizin'ny whisky tam reveillon sa tsy maharaka news klé ...! ity ndray ary fa alefako de hazava amin'ifiona le MARS de mba araho ze vaovao mitranga any M/car fa tsy laozana milalao fotsiny e!

http://www.youtube.com/watch?v=K8AUCcYfEqs
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039