voavidy vola ny marina eto madagasikara

1. michakey ( 06/01/2010 08:26)
anisan'ny dingana farany hoan'ny malagasy ity atmosphere entin'i Rajoelina ity ka anjaran'ny malagasy ny mandinika sy mamakafaka ny tena zava-misy. azo lazaina eto fa isika iany eto no manana safidy malala ka tokony hahalala ny marina misy fa tsy ho tapenana vola ka rehefa misy kely dia miakatr'afo. Ny secret d'etat no hany manome ny marina miaraka amin'ireo vahiny :UE, USA, ary ny UA. ireo vahiny ireo no mikiki miadana ny harena misy eto madagasikara ka hatramin'izay ka tapak'izany tamin'ity indray mitoraka ity ka matonga ireo manosika ny ankolafy telo ao aorina.ny ankolafy telo moa nanjary niaraka ho iray taty aorina. ny hany anjara biriky ho entiko hoan'ny malagasy mpiray tanindazana amiko dia izao:" dinga farany io ka ra te hamiratra amin'izany fandrosoana izany dia manana ambo eo amin'ny firenenao, ny an'ny vahiny dia ny tombotsoany iany no fantany fa tsy ijery ny tombotsoana mihintsy izy amin'izao krizy eran-tany izao." ambava homana , am-po mieritreritra.
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 19:58
2. ifiona ( 06/01/2010 08:57)
ny fijeriko azy ndray dia "suicide" sy "prétention démesurée" ny hoe tsy hiara hiasa amin'ireo vahiny intsony. Amin'izao situation zao aloha, mijaly loatra ny gasy ary vao maika nentin'i TGV tao anatin'ny "gouffre".
Mety milaza enao hoe ireo vahiny ireo ihany anie no mitsetsitra ny haren'ny gasy e. Marina izany, saingy tadidio fa rehefa misy ny accord atao dia samy mahazo tombontsoa eo @ roa tonta. Matoa i TGV mbola nanaiky hifampiraharaha t@ vahiny dia mitady mafy an'ity hoe reconnaissance internationale, satria fantany fa ny déblocage an'ny vola avy any ivelany no manampy manavotra ireo gasy maty noana na miaina ao anatin'ny loto, na azon'ny aretina isan-karazany.

Raha mba hoe efa firenena mivoatra isika dia azo eritreretina hoe tapahana ny fanampiana avy any ivelany. Fa @ zao situation critique ao Mada zao, non.

Jereo fotsiny fa tsy maharaka ntsony ny vola, efa be ireo mpiasam-panjakàna mitokona fa tsy nahazo ny karamany, efa amam-bolana zao.
3. AndriambyII ( 06/01/2010 09:27)
Ao tsara ny fijerin-dra michakey ny fipetraky ny olana mianjady @ Mada , voalazan' Ifiona teo " "suicide" sy "prétention démesurée" ny hoe tsy hiara hiasa amin'ireo vahiny intsony.",tsy hoe tsy hiara-hiasa @ ireo intsony angamba no tena tanjona ,fa mba irariana kosa ny hiovan' ny fifandraisana izay hita mibaribary fa mitongilana tanteraka any @ -ndry zareo , ary tsy ahitan' ny malagasy tombony mihintsy na dia rirany kely aza.Ilaina ny fametrahana geostrategique tena matotra surtout momba ny hadirin' ny budget national izay azo lazaina fa miankin-doha tanteraka à 70% @ ny famantsiam-bola avy any ivelany.Ny antony dia mazava fa ny tsy fisian' ny infrastructures necéssaires industrielles ao mada .Tsy hanome an' iMada ireny mihintsy ireo vondrona voalazan' i michakey ireo , fa tsy maintsy ny malagasy ihany no mamorona izany ao an-toerana , ary tsara ho fantatra fa facteur nampitombo ny crise financiere mondiale ny fanaovan' ireo tany mandroso ny monopolisation-ny exploitations des ressources naturelles misy eto antany.
4. diloo ( 06/01/2010 11:48)
Tratrin'ny taona jiaby.
fa tsy maintsy ny malagasy ihany no mamorona izany ao an-toerana

Ny blem dia ny toe-tsaina mandady tsy mety mivoatra.
Amin'ny ankapobeny , dia tia-kely ny malagasy, indrindra fa ny mpanao politika ankehintriny.Omena hasin-tanana voavidy vola avy amin'ny franceafrika ohatra, dia izao manantena remorque hijanonana hataovy prezida za.
Koa raha hamorona ny fandraisan-tsika ny tena indépendance-ntsika!!Tsy manana valiny aho, fa anjaran'ny daholo be no mijoro fa tsy zatra fahan-dalitra sy miandry ho fahanana.
A court terme foana ny vokan'ny toe-tsaina TIA KELY.
Mahazo sy afaka manjaka ianao anio, anefa mety ho ratsy fiafara koa ao aoriana.Koa tsy aleo ve miara miasa ho an'ny daholo be!
:wink:
5. terrywui ( 06/01/2010 12:54)
hoy ifiona

ny fijeriko azy ndray dia "suicide" sy "prétention démesurée" ny hoe tsy hiara hiasa amin'ireo vahiny intsony. Amin'izao situation zao aloha, mijaly loatra ny gasy ary vao maika nentin'i TGV tao anatin'ny "gouffre".
aza mikonetaka be loatra ndry r'ifiona amizao taona vaovao izao sao afa-jaza eo a! :-D :-D :-D :-D
ity ho andry..!

http://www.youtube.com/watch?v=aT1oSjDvoao
6. pikatti ( 06/01/2010 13:14)
ny fijeriko azy ndray dia "suicide" sy "prétention démesurée" ny hoe tsy hiara hiasa amin'ireo vahiny intsony. Amin'izao situation zao aloha, mijaly loatra ny gasy ary vao maika nentin'i TGV tao anatin'ny "gouffre".

Tena lasa Gourou sekta be ny fitondrana tgv , miafara any an-kady any izy mianakavy refa tsy laitra anarina
7. terrywui ( 06/01/2010 13:25)
mikonetaka kou rapique ..!! aok'izay letsy fa voan'ny sovoka eo kou elah a..!! hin hin hon hon hon
8. pikatti ( 06/01/2010 13:35)
Rajoelina=Gourou de manaiky sasan'io-ati-doha ve lesy elah :roll:
9. terrywui ( 06/01/2010 13:39)
mbola mikonetaka ihany ...! gaga angamba ny oul ao amlaisany amlah mikonetaka hatramin'ny maraina io ..!! fa aona tokoa lety zany resaka posiposy sy blindé sy sarety hikozindry lerony anlah ao ambany ao zany fa tena fannn iany ah le ..! sa tamlah mbola kopaka be angamb noniditra forum de nisambadidaka be le kozinlah ra ny lazaindry lerony ao ....!!
10. pikatti ( 06/01/2010 13:43)
Ka elah anie tsy maharaka le politika avo lenta e, misy dikany daholo reny kôzy reny fa tsy arak'elah no tena fandegany , eto anie lesy misy code betsaka mandé eto e :lol:
11. ifiona ( 06/01/2010 13:44)
taraiky ndray wiwi :-D :-D :roll: :oops: :roll: 8) :twisted:
12. terrywui ( 06/01/2010 13:47)
Oaiaka ndray elah rapique de mody zany eo ...!! salut ifiona ..!! misy kozy kely momba andry zay any ho any fa aza tezitra a......!!
--nivadik'ondana mitsy ony elah fa neverinlah fa blindé tank mitsy le izy nefa posiposy saretikely na kofboay handé hitatitra etana etsy Anosibe kouuuu....!!
13. Mirananirina ( 06/01/2010 13:50)
Ka atao ahoana fa vola no maharangahy sy mahavelona izao.Amin'izao fotoana izao izany fihavanana na havana izany tsy misy.Raha misy manome vola be hoe vonoy ny vadinao....marina tsy ny 50 % ny gasy manaiky an'io.Raha ohatra indray ka omena vola be dia mandainga tena 85%ny gasy manaiky an'io.
14. ifiona ( 06/01/2010 13:51)
lé hoe manao oui oui ve? sa inn?


15. pikatti ( 06/01/2010 13:53)
lé hoe manao oui oui ve? sa inn?
:-D :-D :-D :-D
alefasa ndray aloha le ouioui ry ifiona a :-D :-D
16. terrywui ( 06/01/2010 14:00)

alefasa ndray aloha le ouioui ry ifiona a
oay lelikkeee f'angah ifiona no tomponle oui oui klééé....!! hay kosa itandry tsara zany fa ataoko afa-jaza ndry raha tratrako hinihinihonhonoh :-D :-D :-D :-D :evil:
17. pikatti ( 06/01/2010 14:04)
Vazivazy leisy iny a, :-* :-* ifiona aloha e, i razoam leisy iny a, nedala ihany koa iny bekafara iny :-D :-D :-D
18. terrywui ( 06/01/2010 14:11)
aaaaa aza miaroaro an'ifiona eo kou elah , fa mety elah ihany ko ary iny !!! elah ane efa kobondrabatista nanao PS fopla ny ps nlery ony de nasianlah ny sarinlery tena ny sariny tao e!!! de lagy be nedala niantso ahy oe tena efa miotry loha letsy ny ataondra pikatti ozy nedala
19. ifiona ( 06/01/2010 14:13)
za mijery fotsn koooo
20. pikatti ( 06/01/2010 14:14)
Zah leity tsy mpanao an'ireny a, pikatty ihany no pikatti, lisany ihany io mpifanao kidoro lava ao io :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.08