au secours

21. ni81 ( 08/01/2010 13:16)
ka mba meteza ary nareo aminini place ako hoe vous sortez avec quelqu'un de vieux en plus dadabe anay no pasteur non mais c horrible qu'es ce qu'il vont dire mes proches après?
g honte parfois hoe za vé ranga mba akizy otrizao d onldébe no mahatara rrrrr
ka tany izany ilay safidy no nitontona koa! Avanseo indray raha toa ka tara ary e! :D
22. sakaizakely ( 08/01/2010 16:06)
andramo de ho hitanao eo ry xxx fa inn ary zao no mampaninn an zany ? tsy misy ifandraisan' ny sekoly alahady sy pasitera @ sentompitiavanao mihitsy. Rehefa iny no niantefan'ny fonao dia misy antony tsy hay fantarina ao izay, izay ilay fitiavana mahery vaika ka hitady inn indray ?
sa handeha hiaraka amana'oul mitovitovy taona tsy dia tiana loatra fa politiquement correcte fotsiny ? hypocrite b zany, ze tian'ny fonao atao
rehefa maotina fotsiny dia i dadapasy indray aza no hitsodrano anareo, fa raha hikiadaladala fotsiny de tsy maintsy ho voarara
23. Papoose ( 08/01/2010 16:41)
sady le izy koa aza tsy fitia voarara ...ny fitia voarara aza efa tsy fidiny!
24. kotobekibo ( 08/01/2010 23:31)
Reveo @ izao aloha e!
Mbola tanora njy ary experience doly izany , sur aho fa aoriana kely d ho soloin-njy ol hafa izy .
Fa çà vaut le coup pour l'instant . :D
25. xxx ( 09/01/2010 06:45)
oh, merci c vraiment simpas les gas namaly ny hevitro a,
ma foi, refa olonkafa nefa no hitako tsy mifanentana (différence d'âge) je suis un peu dégouté parfois hoe din efa antitra be io dé molamola amini sipa kely mo lé sipa kely ndray vendrana car elle peut en avoir mieux
bref merci sincerement pour vos réponse
26. ravonjison ( 09/01/2010 07:50)
Matsiro dia matsiro ny fiainana ry xxx an, indrindra ilay eo ampanaovana iny.
Fa tandremo fotsiny mba tsy ho bevohoka !!!
27. ni81 ( 09/01/2010 08:17)
oh, merci c vraiment simpas les gas namaly ny hevitro a,
ma foi, refa olonkafa nefa no hitako tsy mifanentana (différence d'âge) je suis un peu dégouté parfois hoe din efa antitra be io dé molamola amini sipa kely mo lé sipa kely ndray vendrana car elle peut en avoir mieux
bref merci sincerement pour vos réponse
ka matetika eo @ fiainana dia ny fatra-pandà ihany ange no manaiky e!
28. xxx ( 11/01/2010 07:07)
ça veut dire quoi fatrà-panda ihany no manaiky?(ni81)

(ravonjison) t'inkiète je suis encore intact, et entre nous une relation sexuel avec le mec ne serai pô du tout envisageable [je pense qu'il est encore puceau, et à ca qu'il paraît la prémière fois pour les filles hono marary bé...mdr]
(kotobekibo) je suis tout à fait d'accord hoe expérience zany fa ela lotra no midurée lé izy ,j'en ai ma claque, pire encore quand je sors avec des mesc normales je ne m'intéresse pas souvent à eux .... du coup sûr aho fa aorina kely mety tsy ariko izy(le vieux) , en faite itanao ny comble a:mon coeur me dit que c le vieux que j'aime, ma conscience me dis T NULLE jeune fille tu mérite mieux...breff c compliqué quoi

29. ni81 ( 11/01/2010 08:48)
ka matetika eo @ fiainana dia ny fatra-pandà ihany ange no manaiky e!
fomba fiteny io. Ny tiako no lazaina teo dia hoe: ianao tsy tia mahita ireny olona antitra miaraka @ sipa kely ireny sns, nefa ianao io mitady hiroboka @ ilay izy. Asa na mazava aminao na tsia.
30. xxx ( 12/01/2010 06:51)
ayyyy, oui mazava ka, misotra
31. Mirananirina ( 14/01/2010 13:50)
oh, merci c vraiment simpas les gas namaly ny hevitro a
aleo indray ny vaza no hamaly . :wink:
32. Papoose ( 14/01/2010 16:02)
oshy eee :lol:
33. xxx ( 14/01/2010 16:23)
xxx:

ça veut dire quoi fatrà-panda ihany no manaiky?(ni81)

(ravonjison) t'inkiète je suis encore intact, et entre nous une relation sexuel avec le mec ne serai pô du tout envisageable [je pense qu'il est encore puceau, et à ca qu'il paraît la prémière fois pour les filles hono marary bé...mdr]
(kotobekibo) je suis tout à fait d'accord hoe expérience zany fa ela lotra no midurée lé izy ,j'en ai ma claque, pire encore quand je sors avec des mesc normales je ne m'intéresse pas souvent à eux .... du coup sûr aho fa aorina kely mety tsy ariko izy(le vieux) , en faite itanao ny comble a:mon coeur me dit que c le vieux que j'aime, ma conscience me dis T NULLE jeune fille tu mérite mieux...breff c compliqué quoi





F'angah enao tena tsy mahay miteny gasy mihitsy sa ahoana????? tsy aleo ve miteny malagasy rano ray toy izay manoratsora-poana toy izao e!!!!
34. Papoose ( 14/01/2010 19:42)
mety tsary mivoaka ny santimaka raha tsy ataony anzao ngambany :-P :lol:
35. Ratoa ( 14/01/2010 22:39)
Mba mahagaga ahy itony olona. Tia ianao sa tsy tia? Izay ilay fanontaniana.
Ny valin'io no mitondra ny rehetra.
Tsarovy anefa fa teo aloha teo, tamin'ny olona efa feno 60 taona no miakatra amin'nizao fotoana izao, dia zavatra tena mateti-pisehoana mihitsy izany mpivady misy 10 taona no miakatra izany ny elanelan-taonany. Ary dia mifanentana tsara satria ny vehivavy vetivety dia mato-tsaina.
Raha nanamby ohatra ny zokin'ny namako, nanambady zazalahy zokny 2 taona, dia hoy ny olona hoe "andray, nanambady zazakely, zazalahy mitovy taona aminy"
Nisy ankizy iray kilasy tamiko indray , izao no fiteniny: "ny ahy akia olona efa zokiko lavitra no tiako ho vady". Tsiravina daholo izahay iray kilasy (5ème izahay tamin'izany). "Tsy vazivazy" hoy izy. "mitovy taona amin'ny zokinareo lahimatoa ve?"'( fito ny zokiny, izy irery ny vavy). "tsia, mitovy taona amin'i dada " hoy izy." Ny lehilahy lehibe manaja, voatery manaja ny taonany izy dia manaja anao koa. Ary efa voky izy dia mipetraka ao an-trano fa tsy lava-tongotra intsony"
Ka izay ilay izy: ny fitiavanao no mitondra an'io, izay vao ny fijery.
Ary na dia anjely aza no entinao eo, hahita ho tsikeraina foana ny manodidina!
36. vale ( 16/01/2010 14:07)
xxx: l'amour n'a pas d'ége hoy ny fitenenana, ka anjaranao no manampan-kevitra e, henoy ny fonao fa raha ny eritreritra no arahina dia efa tonga lafatra dol ny zava-drehetra eto an-tany, ny tonga lafatra anefa toa tsy misy, izay tsapanao fa maha-sambatra anao arahina, fa tsy hoe izao no tokony ho izy na izao. ^^ :)
37. xxx ( 18/01/2010 14:49)
ben, merci aminilay torohevitra misy hieritreretana
38. ikaretsaka ( 18/01/2010 15:47)
Da fifiava toy eee lehefa tsy mankarary mankatavyyyyy
39. rakapy ( 18/01/2010 16:37)
Hoy Ika
Da fifiava toy eee

Fifiava ve tsy taxi-brousse Tana-Antsirabe??/ (Fikambanan'ny Fitanaterana Antanananarivo sy vakina'akaratra)?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.221